Josefa(joseph) pére adoptif_n'i Jesoa

1. ainaheri ( 15/03/2008 13:01)
Nanao aona ny fiainany taorian'ny nahafatesan'i Jesoa??
2. Fody ( 15/03/2008 15:11)
I Joseph, araka ireo tahirin-tsoratra samihafa, dia maty talohan'ny faha 30 taonan'i Jesoa.
Manamporofo izany koa moa ny tantara ao amin'ny Evanjely. Jereo fa tao aorinan'ny fiverenan'izy telo mianaka avy tany Egypte, dia tsy nisy resaka mikasika azy intsony.

Misaotra anao!
3. simplex ( 15/03/2008 15:25)

Hay ve i Jozefa jokotra alohan'i Jesoa e :)
Ratsy fanah mintsy A/tra kle :lol::lol:
4. ikaretsaka ( 15/03/2008 16:56)
nareo anie tsy mamaky boky ankoatran'ny borne e.. Afaka vakiana ny "Evanjelin'i Jakoba (gospel of james) dia ao misy tantara bebe kokoa momban'i lery
ie
jokotra efa ela alohan'i jesoa nanomboka nitory ny evanjely i josefa ka
5. endrika01 ( 15/03/2008 17:34)
Za tsy mahatadidy!Efa very ny katesizy!
6. ainaheri ( 15/03/2008 19:55)
Tena marina ve Lery we jokitra talohan'i Jesoa?? Sa d entina hamaranana ny tantarany fotsiny mba tsy hisy hanontany sy hanadiady ny mpino taty aoriana?...na ko we sao malaza noho i Jesoa Lery raha mbola velona tao aorian'ny nahafatesany(jesoa)??
7. ikaretsaka ( 15/03/2008 20:22)
betsaka ny profo hoe jokotra alohan'i jesoa lery ka.. fa sarotra be moa ilay miady hevitra amin'y olona sasany le tsy miala amin'ny baiboly sns io, fa na ao @ apocryphes aza dia bedebe ny manambara izany ho an'ireo te hanadihady. (ny Evanjelin'i Md Jakoba ohara misy manazava be momba an'i lery)
de tt facon ireny sary masina ireny fotsiny aza raha mijery ny sarin'ny fianakaviana masina dia mahita doana fa natao somary antitrantitra foana i lery.
mba nanadihady ny artistes mpanao ireny sary ireny vao nanao azy!
8. Veloo ( 16/03/2008 01:04)
Fody [ Valio ] 15-03-2008 16:11:57
Lohateny : Re : Josefa(joseph) pére adoptif_n'i Jesoa
I Joseph, araka ireo tahirin-tsoratra samihafa, dia maty talohan'ny faha 30 taonan'i Jesoa.
Manamporofo izany koa moa ny tantara ao amin'ny Evanjely


zany ka mahay mamaly, misaotra fody a.

ikaretsaka [ Valio ] 15-03-2008 17:56:47
Lohateny : Re : Josefa(joseph) pére adoptif_n'i Jesoa
nareo anie tsy mamaky boky ankoatran'ny borne e..

:twisted: fa angaha tsy mba mahay mamaly tsotra fa tsy maintsy asiana commentaire otran;io...
dia otran'itony ko...:twisted:
fa sarotra be moa ilay miady hevitra amin'y olona sasany le tsy miala amin'ny baiboly sns io, fa na ao @ apocryphes aza dia bedebe ny manambara izany ho an'ireo te hanadihady
:roll:

simple sy efficace jereo ny famalian'i Fidy
9. ikaretsaka ( 16/03/2008 01:12)
ie... mba mi inciter ny saina ho tia karokaroka io , ilaina ilay mi karavasy kely kao anie indraindray e!
fa tsy mionona fotsiny @ izao
Ampiasaina sy hampitomboina hono ny talenta ry veloo fa tsy alevina ooo!
10. ainaheri ( 16/03/2008 06:44)
lay porofo mou zany tsy fantatra we porofo be manao ahoana satria soratra daholo reo.....Nitantara zvtr 1 ny namorona azy d iny no voizina mba tsy hampivaona ilay soratra masina
11. razaordira ( 16/03/2008 09:20)
Conclusion finale:
jokotra efa elabe talohan'ny nahafatesan'i J.-C. ileri.:lol:
12. Fody ( 16/03/2008 11:14)
Nanao aona ny fiainany taorian'ny nahafatesan'i Jesoa??

Io no fanontaniana napetrakao, ary samy niezaka namaly izahay rehetra teto.
Ny tsy azoko anefa dia ny hoe: tsy fahafantarana ve no nahatonga anao hanontany sa inona?
Izany hoe inona no tena tianao hanontaniana, sy hilainao fanazavana marina?
5. Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 15-03-2008 20:55:11
Tena marina ve Lery we jokitra talohan'i Jesoa?? Sa d entina hamaranana ny tantarany fotsiny mba tsy hisy hanontany sy hanadiady ny mpino taty aoriana?

Ka na nilaza ny momba azy ireo tahirin-tsoratra, na tsia. Dia tsy maintsy hanadihady ny momba azy ny Kristiana. Ataoko fa zavatra tokony hatao izany, ary tena efa natao tokoa.
na ko we sao malaza noho i Jesoa Lery raha mbola velona tao aorian'ny nahafatesany(jesoa)??

Inona moa no mety olana ny amin'izany? Na dia maty talohan'i Kristy aza izy dia ataoko fa manana ny anjara toerany lehibe teo amin'ny tantaram-pamonjena. Ka tsy lefy laza, tsy very anarana, na dia heverin'ny hafa aza fa "DONTO" satria "izay ataon'izao tontolo ho hadalana dia fahendrena eo imason'Andriamanitra".

Ary moa ve izy hitady laza ho azy?
Jereo ao amin'ny Evanjely hoe: olona manao ahoana izy, manao akory ny toetrany? Moa olona mba tia misehoseho ve?
Ahoana no izy no nofidin'Andriamanitra ho Rain'ny zanany?
9. Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 16-03-2008 07:44:58
lay porofo mou zany tsy fantatra we porofo be manao ahoana satria soratra daholo reo.....Nitantara zvtr 1 ny namorona azy d iny no voizina mba tsy hampivaona ilay soratra masina

Iza ilay namorona?
Mba omeo indray àry ny porofo ilazanao fa tantara noforona fotsiny ny momba an'i Kristy.
Mba omeo koa ny porofo ilazanao fa tantara noforonona fotsiny izay volaza ao amin'ny Baiboly?

Misaotra ano sahady amin'ny fanazavana.
13. ainaheri ( 16/03/2008 15:24)
Fody:
Mba omeo indray àry ny porofo ilazanao fa tantara noforona fotsiny ny momba an'i Kristy.


Naninona no tsy ita mandrak'ankehitriny ny toerana nilevenany??
14. Fody ( 16/03/2008 16:04)
Naninona no tsy ita mandrak'ankehitriny ny toerana nilevenany??

http://fr.wikipedia.org/wiki/Saint-S%C3%A9pulcre
Jereo ao dia manaovana fanadihadina fanampiny, dia mba hifampizarao eto e!

Misaotra mialoha
15. niryna ( 17/03/2008 04:46)


ikaretsaka [ Valio ] 15-03-2008 17:56:47
Lohateny : Re : Josefa(joseph) pére adoptif_n'i Jesoa
nareo anie tsy mamaky boky ankoatran'ny borne e..
Veloo:

:twisted: fa angaha tsy mba mahay mamaly tsotra fa tsy maintsy asiana commentaire otran;io...
dia otran'itony ko...:twisted:
za mbo gaga

fa sarotra be moa ilay miady hevitra amin'y olona sasany le tsy miala amin'ny baiboly sns io, fa na ao @ apocryphes aza dia bedebe ny manambara izany ho an'ireo te hanadihady
:roll:

simple sy efficace jereo ny famalian'i Fidy
=D ny voa afafy no hitsarana antsika e tsirairay e.


16. Veloo ( 17/03/2008 15:01)
:wink:
17. ikaretsaka ( 17/03/2008 15:53)
ainaheri:

lay porofo mou zany tsy fantatra we porofo be manao ahoana satria soratra daholo reo.....Nitantara zvtr 1 ny namorona azy d iny no voizina mba tsy hampivaona ilay soratra masina
io no nahatonga ahy nilaza ilay nolazaiko io ambony io ry veloo a
18. Veloo ( 17/03/2008 16:20)
ika a:-*:-*
19. ainaheri ( 18/03/2008 05:59)
ary ika zany efa namaky ny retraretra ra izany???


Fody>> msotra nizara ....fa vô tsy ela akory zay ndé hanao fanadiadiana ny manampahaizana momban'ny taolana tavela tao fa tsy nekena nozahana an (test ADN sy ny karazany)
Inona ny antony aoka hamaly koa reo mpamaky miotran'ny borne zany e
20. Fody ( 18/03/2008 07:48)
Fody>> msotra nizara ....fa vô tsy ela akory zay ndé hanao fanadiadiana ny manampahaizana momban'ny taolana tavela tao fa tsy nekena nozahana an (test ADN sy ny karazany)
Inona ny antony aoka hamaly koa reo mpamaky miotran'ny borne zany e

Ny zavatra mazava aloha dia ny hoe: io fasana io dia tsy an'i Jesoa, tsy an'ny fianakaviany, fa fasan'olona io.
Mazava ho azy fa raha nisy taolambalo tao dia an'ireo olona tompon'ny fasana. Ary satria ireo fianakaviana iray, dia hitovy soa aman-tsara ny vokatra azo amin'ny fanadihadina.
Inona no mety hitranga àry?
Holazaina fa hita ny taolan'i Jesoa sy ray aman-dreniny. Ka taolan'olon-kafa no holazaina fa azy.
Ho maro no voafitaka amin'izay fotoana izay.

Misaotra anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0695