Josefa(joseph) pére adoptif_n'i Jesoa
22. ainaheri
(
18/03/2008 11:36)
Fody>> zay anie le efa nikoziko fa misy raha tsy mazavazava ao e
Fody,otrany tsy ho sarotiny zany za refa tour-ko ny miandry eny antanimbary ra otr\\\'zao ny famalinao an:roll::lol:
Fody,otrany tsy ho sarotiny zany za refa tour-ko ny miandry eny antanimbary ra otr\\\'zao ny famalinao an:roll::lol:
23. prime
(
18/03/2008 12:54)
Maro ny porofo nanamarina fa maty talohan\'ny nanombohan\'i Kristy ny asany Josefa...
25. Fody
(
18/03/2008 17:35)
Inona hono ny raha tsy mazava nokozinao ra-ainaheri?
Mba lazao kely hoe fa tsy mazava aminay?
Misaotra mialoha amin'ny fanazavana!
Mba lazao kely hoe fa tsy mazava aminay?
Misaotra mialoha amin'ny fanazavana!
26. ainaheri
(
18/03/2008 19:41)
Fody>Ngah nivadika ndray fa tsy an'i Jesoa le fasana??
Mifanipaka beu anie izy zany ee
Mifanipaka beu anie izy zany ee
27. Fody
(
19/03/2008 11:49)
25. Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 18-03-2008 20:41:21
Lohateny : Re : Josefa(joseph) pére adoptif_n'i Jesoa
Fody>Ngah nivadika ndray fa tsy an'i Jesoa le fasana??
Mifanipaka beu anie izy zany ee
Mba vakio tsara izay voasoratro sy voalaza hatramin'izay.
Dia lazao hoe aiza no mifanipaka?
Fanamarihana: Tsy mbola nilaza mihitsy aho hoe: an'i Jesoa, na an'ny fianakaviany io fasana io. Raha misy an'izay asehoy eto hojerena.
Misaotra anao!
28. fijo
(
19/03/2008 21:41)
aiza ary ny mpino sasany izany?????
fantara fa nadia tsy tena rain'i lery aza i josefa dia tena nifankatia sy nandray an'i lery toa ny zanany i josefa.
ary isan'ny olana iray nanahirana an'i jesoa tamin'ny fahazazany ,ny tsy nahafahany nandevina an'i josefa raha maty ity faharoa.(satria tsy navelan'ny fomba jiosy tamin'iznay fotana izany nandevina izy noho io tsy maha zanany azy io)
ary noho io fahatsiarovany tena ho nisy banga be io,no nahatonga koa an'i lery hiezaka sy nisaina no ho ny namany.

29. endrika01
(
19/03/2008 21:44)
Ny fasana n\'iJesoa dia any Syrie hoy lay nandeha tany, ny toerana nanovany ny rano ho divay dia hita any Liban,ny tantaran\'ny Rota ihany koa,misy an Sôdôma dia any Liban,fa Edena ndray hono a dia ao Africa,zay lasa desert de Sahara!Any Syrie dia tena misy mivarotra le kofehy kely ireny!Tsy haiko tsara we ireny lay kofehy nanamboarana an lay lamba namonosana ny fatin\'Jesoa!Fa afatotra eo @poingnet(tanana) eo lay izy!Raha misy mi-voyage any Syrie nareo dia manotania ireny Ray am-panahy ireny fa hatorony anareo ilay toerana!Le nahita aloha dia nilaza mazava fa tena nisy lay vatobe boribory idim-pasana,(fasana vatolampy hono fa tsy tany,tsy afaka naka sary izy ireo!Fa interdit.(zaho koa mba tena liana!Raha tsy ny PAPA ve no mandeha any!Ifapy honohono eo aby ny rehetra!Raha any Africa Edena,nahoana no lasa Desert?le Liban manantantara lehibe @ tantara tao @Baiboly tokony ho koloiny zany mba tsy ho lefy(Sôdôma,Kanà,ny any Baalbeck koa toa we misy ny tantaran\'i Md Pierre...)tsy haiko é,za kou mba liana ary mangetaheta!Mafy le découverte,zarazarao ze mahalala momba an\'i Joseph voalazan\'iainaheri sy momba an\'Jesoa ny fasany etc...
30. fijo
(
19/03/2008 21:51)
ilay vato anie ,ka ny fasana rehetra tamin'izany nitovy aby e.tsy voatery hoe ny an'i lery no teo.fa azo lazaina kosa ngamba hoe "toa izao no mety ho fasan'i lery"
31. Fody
(
27/03/2008 08:49)
29. Mpandefa : fijo
ilay vato anie ,ka ny fasana rehetra tamin'izany nitovy aby e.tsy voatery hoe ny an'i lery no teo.fa azo lazaina kosa ngamba hoe "toa izao no mety ho fasan'i lery"
Tsy notombotombohana io ry fijo fa nisy document nilaza mazava sy nanondro ny toerana nandevenana azy. Ary iraeo documents teo an-tanana dia précis tsara ny informations nomeny: ny toerana, ny endrik'ilay fasana sns...
Misaotra!
32. ari.malala
(
27/03/2008 09:05)
ila fasana resahina eto ve aloha fasan'i JEsoa sa fasan'i Josefa e! ts azoko tsara ilay resaka na dia niezaka nanaraka iany aza aho! raha ny fasan'i Jesoa mantsy no asiana resaka dia any anaty evanjely any no mitantara ny momba azy, fasana nolavahin'i Josefa avy any Arimatia, fasana tsy mbola nilevenan'olona no nandevenany an'i Jesoa, ko inona ilay resaka hoe mety nisy taolam-balo tao? miala tsiny raha HS fa ts mahazo resaka hoa an:-P
33. ikaretsaka
(
28/03/2008 01:50)
Fody:
29. Mpandefa : fijo
ilay vato anie ,ka ny fasana rehetra tamin'izany nitovy aby e.tsy voatery hoe ny an'i lery no teo.fa azo lazaina kosa ngamba hoe "toa izao no mety ho fasan'i lery"
Tsy notombotombohana io ry fijo fa nisy document nilaza mazava sy nanondro ny toerana nandevenana azy. Ary iraeo documents teo an-tanana dia précis tsara ny informations nomeny: ny toerana, ny endrik'ilay fasana sns...
Misaotra!
fasan'i jesoa tokao ny resaka sa fasan'i josefa e..
tsy niray fasana manko aloha izy mitsam mianaka an
34. fijo
(
28/03/2008 22:25)
fody araka ny fantatra aloha izao,dia tsy mbola misy mahalala ny tena misy ny fasan'i jesoa,raha ny fasany no resahana eto.mba mamaky boky ary manaraka fandaharana momba an'i lery aho,fa tsy mbola nisy sahy nilaza fa tena sura fa eto ny fasany.
35. Fody
(
29/03/2008 13:34)
Fanamarihana: Fasan'i Jesoa no resahana eto.
Ho an'i fijo:
Vakio tsara izay voasoratra ato: http://fr.wikipedia.org/wiki/Saint-S%C3%A9pulcre fa raha mbola tsy nahita mihitsy ianao, misy iray io.
Ho an'i fijo:
Vakio tsara izay voasoratra ato: http://fr.wikipedia.org/wiki/Saint-S%C3%A9pulcre fa raha mbola tsy nahita mihitsy ianao, misy iray io.
36. endrika01
(
30/03/2008 14:57)
fijo:
ilay vato anie ,ka ny fasana rehetra tamin'izany nitovy aby e.tsy voatery hoe ny an'i lery no teo.fa azo lazaina kosa ngamba hoe "toa izao no mety ho fasan'i lery"
Asa aloha e,fa betsaka ny vahiny no hoentindry zareo any ,sa resaka tourista ndray ve le izy?
37. ari.malala
(
31/03/2008 13:29)
ka raha fasan'i Jesoa no resaka dia tsy mitombina izany ilay resaka ao ambonimbony ao hoe mety misy taolam-balo satria hoa ny Evanjely mints no manambara fa fasana vaovao tsy mbola nilevenan'olona no nandevenana an'i Jesoa...
Fa HS kely, raha toa tokoa moa izany ka hoe ilaina ny fanaovana test ADN ka afaka atao an'izany i Jesoa dia ny an'iza no tokony hitoty aminazy?
Fa HS kely, raha toa tokoa moa izany ka hoe ilaina ny fanaovana test ADN ka afaka atao an'izany i Jesoa dia ny an'iza no tokony hitoty aminazy?
38. fijo
(
03/04/2008 21:03)
endrika,resaka fizahantany io.fa raha tsy izany ny vatican dia efa nanao fiarovana sy tsy haiko momba izany.jereo fotsiny ny fiarovan any ao lourde.maika fa izany hoe fasan'i lery???????
ari malala,hi hihh i sao dia ny ahy no ampitahaina aminy.za mantsy amin'ilayrany efa haindry ihany
ari malala,hi hihh i sao dia ny ahy no ampitahaina aminy.za mantsy amin'ilayrany efa haindry ihany