FAMORAN-JAZALAHY!
1. endrika01
(
14/03/2008 11:55)
Tsy maintsy foraina daholo ve ny zazalahy Malagasy rehetra.Ary raha tsy manao na atao io famorana io ,dia mety hisy fiatraikany eo @fahasalamany ve?Na eo anivon\'ny fiaraha-monina!!!
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 12:48
2. ainaheri
(
14/03/2008 12:39)
Ny fahasalamana alou mety tsy ho hisy ifandraisany fa eo anivon'ny fiaraha-monina no mety hisy indro kely....Ny tiako tenenina @ io d,refa milalao lay boay kely na any ampianarana,@ mahazaza andreo d mifampijerijery eo,mety ho simba ny sain'ny le 1 fa tsy mitovy @ sasany,na koa we ny namany mananiany azy fona
3. milaibe
(
14/03/2008 15:38)
Fahasalamana: nisy etudes nilaza ny voafora dia moins risqué @ rapport satria ny verge tsy mando be ,fa na dia izany aza asio fiarovana ihany an! Fahadiovana: misy loto ny ao anatin'iny prépice iny mila diovina manokana
4. penina
(
14/03/2008 16:13)
Ilay aretina marina aloha tsy olana raha ny vazaha no jerena. Mila mahalala madio fotsiny.
Fa ilay fiarahamonina. Olana be mihitsy, indrindra amin'ny fahazazana. Taminay mbola kely, fihomehezana mihitsy ny ankizy mbola tsy mitapaka. Indrindra fa efa tafakatra eo amin'ny 7 taona eo izy.:-D
Izaho aza taty andafy vao nahalala hoe kay ve betsaka noho ny mitapaka ny tsia.
Fa mbola mihomehy anatsy foana aloha aho na izany aza eh.

5. milaibe
(
14/03/2008 19:35)
Aty an-dafy 1semaine dia sitrana sady mbola kely d vita fa ny antsika efa lehibe d mizabaka2 tsisy ambany ao anaty malabary sady ela 2 vao sitrana d analany ny sasany haha
7. ikaretsaka
(
14/03/2008 20:33)
amin'ny malagasy tokoa aloha.. indrindra fa le tena gasy be fa tsy ny gasy kely
dia ohatran'ny tsy lahiulahy raha tsary mitapaka e..
izay le kolontsainantsika.
raha mandeha faritra maro samihafa ankoatran'i Eoropa koa ianao dia io lazain'i penina io.
dia ohatran'ny tsy lahiulahy raha tsary mitapaka e..
izay le kolontsainantsika.
raha mandeha faritra maro samihafa ankoatran'i Eoropa koa ianao dia io lazain'i penina io.
8. ainaheri
(
14/03/2008 20:47)
penina>>Midingina ery zao nareo eo anatren'ny eropenina
...zany zay tapaka sitlo:-D:-D:-D:-D
...zany zay tapaka sitlo:-D:-D:-D:-D
9. sipagasy
(
14/03/2008 22:06)
mmhhh ilaina atao io kann, indrindra fa hoy i namana kitjo :-* ato hoe
http://kitjo.blaogy.com/post/440/2221
http://kitjo.blaogy.com/post/440/2221
10. endrika01
(
15/03/2008 05:13)
Dia tena tsy azo iadiana varotra mihintsy eo anivon\'ny fiaraha-monina?
11. endrika01
(
15/03/2008 05:29)
Ny mampalahelo sy mapitsetra fo,t@zay sendra nandalo tao MORONDAVA,nisy fetybe tany t@zay!De reo lhl noforana ireo dia efa feno 18taona misikina lambahoany!Tsy te ahita aho f\'angamba nisy ranomaso sy hirifiry be tao!
12. endrika01
(
15/03/2008 07:59)
Amin\'ny andro famoran-jazalahy,misy antony ve ny hanaovana azy ireny vao mangiran-dratsy?Sady lay izy toa misy fombafomba marobe ataon\'ireo Ray aman-drenin\'ny zaza sy ireo mpandidy!Mba azon\'ny namana hazavaina ve?Melsiii
13. ikaretsaka
(
15/03/2008 17:06)
matetika tokoa any amintsika dia le vao mangiran-dratsy sy hoe amin'ny ririnina no fanaovana didipoitra!
ny antony dia amin'iny no mangatsiaka dia tsy dia mandeha ra kokoa, mbola matory ny bibikely isankarazany sns..
jereo fotsiny ianareo vehivavy dia ampitovio ny ra very@ fadimbolanareo rehefa vao mangiran-dratsy andro ririnina sy rehefa le atoandro be ka canicule rehefa fahavaratra !
Mba observeo ihany indraindray:wink::wink:

14. endrika01
(
15/03/2008 18:32)
Hono wa de inona no ilaina an le \"rano\"lolohavin-dry zareo @le ohatran\'ny sinibe tany ireny!Sady le izy toa we nalaina alavitra any @zany loharano tsy ritra zany!Vatan-dehilahy maromaro no miaraka any no sady mihirahira ry zareo!Zay mbola kely t@zany sady le tsy mahazo mitsikilokilo,no alefa matory!
15. tsiambaratelo
(
16/03/2008 12:06)
Ny akondro koa hadino,sa angamba ny akondro
hihinanana an'ilay zavatra nesorina,tsy haiko.:-D:-D:-D
hihinanana an'ilay zavatra nesorina,tsy haiko.:-D:-D:-D
16. soanja
(
19/03/2008 00:52)
endrika01:
Amin\'ny andro famoran-jazalahy,misy antony ve ny hanaovana azy ireny vao mangiran-dratsy?Sady lay izy toa misy fombafomba marobe ataon\'ireo Ray aman-drenin\'ny zaza sy ireo mpandidy!Mba azon\'ny namana hazavaina ve?Melsiii
I Endrika efa naheno ny antsoina hoe Lehilahy mahery? Ny rano tsy dikaim-borona?
Betsaka ny antony nahatonga ny Ntaolo hanao ny famoran-jaza. Misy ny fombafomba ary tsara ho fantantsika Malagasy izany.
17. Vitsikakely
(
24/03/2008 10:58)
soanja:

=D=D=D=D=D=D
18. soanja
(
27/03/2008 03:24)
Raha vao malalaka kely aho dia omeko amin'ny antsakany sy andavany ny momban'ny " Mandehilahy ny zaza" na ny " Famorana" tamin'ny andron'ny Ntaolo.
19. xxxx1
(
30/03/2008 13:32)
sipagasy:
mmhhh ilaina atao io kann, indrindra fa hoy i namana kitjo ato hoe
Jereo eto
mampiely hevidiso be raha io filazan'i kitjo io no entina. Manjary lasa toy ny hoe mahasoroka ny SIDA ny famorana.
Ny azo lazaina dia manampy betsaka amin'ny fahadiovana ho an'ireo mponina tsy dia mahita rano matetika fa tsy mitombina ary tsy misy ilana azy rehefa mahalala sy afaka madio tsara ny lehilahy.
Saingy eo ]@ malagasy dia mijanona ho lafiny kolotsaina fotsiny ihany ny famorana. Mahavariana ihany ilay hoe
fihomehezana mihitsy ny ankizy mbola tsy mitapaka:-P
misy mifampitsikilo ve ? sa ?;....
Arakaraky ny faritany ipetrahana angamba io fa izahay lehibe teto andrenivohitra tsy mbola tsaroako nivaky loha tamin'izany, tsy nisy resaka taminay mpinamana mikasika an'io
Fa rehefa tonga tany Eoropa vao gagagaga ny joba hoe hay zao kay zany
20. endrika01
(
06/04/2008 12:44)
Fa rehefa tonga tany Eoropa vao gagagaga ny joba hoe hay zao kay zany
iny ndray no tsy hitako! fa ny vozongo any an-dafy zany tsis mitapaka?
tsetsatsetsa tsy aritra kely iny e!