Raha vao malalaka kely aho dia omeko amin'ny antsakany sy andavany ny momban'ny " Mandehilahy ny zaza" na ny " Famorana" tamin'ny andron'ny Ntaolo.
zaho aloha tena liana mafy e!amin'izay koa raha lahy ny zanako mba tiko ho fantatra ny tokony atao,mety tsy hisy hopital any @ misy anay,na koa
mbola manraka fomban-drazana ny rafozana na ny vady !tena ilaina
mintsy kah!hafa ihany anié lay hoe kolontsaina e!