Ny omby
1. Alaina
(
13/03/2008 13:26)
Lesona tany amin'ny T4 angambany ny hoe tsy misy very mihintsy ny amin'ny omby:
- Raha mboa velona izy dia azoampiasaina na hitarika saretsy na hiasa tanimbary na hanome ronono raha ombivavy
- Ny tainy zezika mahavokatra
- Ny hodiny sy ny tandrony azo hanaovana haingon-trano sy fitaovana isan-karazany,
- Ny taolany hanovana fanafody,
- Ny henany azo atao sakafo, sns....
1- Noho izy biby "tsy misy very" ve no nahatonga azy hanan-danja lehibe teo amin'ny fiaraha-monina malagasy sa hoe efa nanan-daja teoamin'ny fiaraha-monina ny omby dia natao izay hapiasana azy amin'ny lafiny rehetra?
2- araka ny tantara dia nisy mpanjaka iray no nanao fanandramana voalohany hihinana omby teto Madagasikara. Io tokoa ve no niantombohan'ny fihinanana henan'omby sa efa nihinana omby ihany ny malagay talohan'io?

novalian'i ikaretsaka ny 22/03/2008 00:23
3. comptezo
(
13/03/2008 17:47)
Radama 1/2 zany...lol..
@ omby ve ny tranotainy ve tsy very:?:
Mety mba very kosa angamba!!!!!
@ omby ve ny tranotainy ve tsy very:?:
Mety mba very kosa angamba!!!!!
6. ainaheri
(
14/03/2008 05:51)
comptezo:
Radama 1/2 zany...lol..
@ omby ve ny tranotainy ve tsy very:?:
Mety mba very kosa angamba!!!!!
Very @ aona nama a,ngah tsary nihinana tripy nareo??:lol:;-)
8. comptezo
(
14/03/2008 15:44)
Ny zavtry ny omby aloha efa nihinana za.Fa ny tripy ndray!!! Misy mbola tsy nohaniko.Reny mainty2 reny zao tena tsara mitsy 8).
Raha ny rambony ve misy ilana azy.
Raha ny rambony ve misy ilana azy.
9. endrika01
(
15/03/2008 05:33)
Zahay alou efa nihinana rambon'omby sy tsaramaso,ny hodin'iny hanaovana karavasy!
10. endrika01
(
15/03/2008 05:41)
Zahay alou efa nihinana rambon\'omby sy tsaramaso,ny hodin\'iny hanaovana karavasy!
14. xxx
(
21/03/2008 10:36)
Mahagaga fa misy mahavita thèse-na doctorat momba ny anjara toeran'ny omby amin'ny Malagasy! Fa toa ny foko "Masay" afrika de l'Est no misy ifandraisany am'ny omby eto Dago, eny fa ny anarana hoe omby aza dia mitovy (+/-) am'ny shwaili.