lehilahy kely feo

1. bitrokel ( 12/03/2008 18:15)
fa inona no mahatonga ireny lehilahy kely feo ireny???ary matetika dia somary sarim-bavy foana izy ireny....!
novalian'i melody ny 19/03/2008 14:32
2. booboo ( 12/03/2008 18:21)
resaka hormones lé mahatonga ny feon-dehilahy ho vaky na tsia.
Ny hoe sarim-bavy indray dia zay ny toetrany zany...sahala ny hoe misy vhv mitomban-dahy beee mitsy (physiquement na toetoetrement sy feo...fa misy nono fotsiny :°) )
3. xxx ( 12/03/2008 20:34)
Elà tena bitro marina zahay misy 2 lahy miara miasa samy kely feo fa tsisy sarimbavy fa samy bandy na fihetsika na ara sport na inna na inna fa zay feo zay fotsiny kely zany hoe Diso fotsin'izao io lazainao io :-D:-D:-D
4. ikaretsaka ( 12/03/2008 20:39)
misy sipa be feo koa an
5. rajoelina ( 12/03/2008 20:41)
bitrokel: hovao lay lohateny zany

vehivavy be feo, midoboka.
6. tess ( 12/03/2008 20:47)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. menalamba ( 12/03/2008 21:35)
Lé poéta kely @ sakelidalana iny kosa na kely feo aza tsy sarim-bavy é...
8. tess ( 12/03/2008 21:51)
:-D:-D:-D:-D
zà kosa alou mahalala lehilahy kely feo fa toa vavy toetra marina e! ao ny manala volo maso sy mpanao volo na sipa anefa lahy fa ny feo an! kely bitika ny fideboky ny bafla:-D:-D:-D
de zay vavy be feo toa sarindahy marina kozé!
9. simplex ( 12/03/2008 22:07)

otran'ny lelah misy volon-tongotra sy volon-tratra ihany re zany a. Misy ny misy dia misy ny tsisy :roll::lol::lol::lol:

Fa ny mahatonga azy somary vavivavy toetra mety hoe sahirana be izy mampiresaka dia voatery niditra t@ le personalite, dia tsy afaka tsony
10. cutie ( 12/03/2008 22:58)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
11. Zina ( 13/03/2008 02:49)
Tsy ampy testosterone ko
12. euh ( 13/03/2008 08:46)
Elà tena bitro marina zahay misy 2 lahy miara miasa samy kely feo fa tsisy sarimbavy fa samy bandy na fihetsika na ara sport na inna na inna fa zay feo zay fotsiny kely zany hoe Diso fotsin'izao io lazainao io


rajou kay zany kely feo
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
13. milaibe ( 13/03/2008 09:03)
Io voalazan'i booboo sy zina io no marina fa aza mba bitro(paiso) ihany .lol
14. Veloo ( 13/03/2008 19:08)
euh [ Valio ] 13-03-2008 09:46:56
Lohateny : Re : lehilahy kely feo
Voalaza teo :
Elà tena bitro marina zahay misy 2 lahy miara miasa samy kely feo fa tsisy sarimbavy fa samy bandy na fihetsika na ara sport na inna na inna fa zay feo zay fotsiny kely zany hoe Diso fotsin'izao io lazainao io


rajou kay zany kely feo


zany kosa dia tsy mety kle ahona no tonga dia oe Rajou io?:roll:
15. rajoelina ( 13/03/2008 19:35)
Kay le! vao niditra tato zah androany de efa nisy resaka anah sahady:-D:-D

Veloo: hita wa :-*:-* :-D:-D

i euh = Fiffi, ary misy profo bdb maintsy hamataranay oe: Fiffi= euh= manaraka sns xxx mpanaraka-culo. Fa tsy izaho io xxx io angamba. Na mijery anio aza ny admin ato mety tsy avy aty espane (profo voalohany) tsy avy amin'ny ps-ako (profo faharoa). Enao no faly hanarakaraka ahy eo, fa tsy misy hazonao aty, ok?
16. Rasiligaoma ( 14/03/2008 04:49)
ialahy izany ry Jou tsy lany beso rehefa raikitra ny Zafindraony.
tsy maninona fa rehefa sakelidalana zandriny ialahy antsoina e
17. rohy ( 14/03/2008 07:49)
le kely feo alo mety hoe tsy tomombana tsara le cord vocal,tsy votery ho sarimbavy.Fa le sarimbavy ndray tsy maintsy manakely feo arak'izay azo atao mba hifanaraka @ izay mahasarimbavy izay.
18. ari.malala ( 14/03/2008 08:15)
Rasili:-D:-D:-D:-D:-D:-D

milaibe, diso enao fa i bitrokel d vevavy soa amantsara ary sipakely milay be:^):-P
19. rajoelina ( 15/03/2008 00:21)
Fa le sarimbavy ndray tsy maintsy manakely feo arak'izay azo atao mba hifanaraka @ izay mahasarimbavy izay.
:-D:-D
ejemplo: ERIC TAHINA
20. ainaheri ( 15/03/2008 02:41)
Za ndray sarindà ....aona ny feoko @ zany??:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1986