lehilahy kely feo

21. ikaretsaka ( 15/03/2008 17:00)
tsy lany salala zandriny ialahy rajou fa tena sakelidalana zandriny no mety @ ialahy raha izany
22. mignone ( 15/03/2008 18:46)
na fizikeman aza toa misy itovizana ry zareo ô !:-D:-D:-D
23. ari.malala ( 17/03/2008 08:27)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. Veloo ( 17/03/2008 16:26)
ainaheri [ Valio ] 15-03-2008 03:41:18
Lohateny : Re : lehilahy kely feo
Za ndray sarindà ....aona ny feoko @ zany??


:-D:-D:-D:-D dia bassy beuuuuu zany ela :-D:-D:-D
25. penina ( 17/03/2008 16:40)
Miteny an'izany ianareo fa ity bandy ity tsy nampoiziko ho 31 taona.

[center][/center]

http://www.youtube.com/watch?v=eRL180FlBa8 ny hira iray :-D
26. Veloo ( 17/03/2008 16:52)
wowwwwwwwww otrany mbola zazakely na ni hirany aza :-D:-D:-D:-D
27. naughtyboy ( 17/03/2008 18:07)
=)):-D:-Dpenina otrany tsy ny feony ihany no tsy norma @le bandy mihira io fa asa ,aiza v ko oe my father's gay.. everything's gay ,narenina ihany sofiko farany:-@=))=))=))
28. melody ( 19/03/2008 14:32)
miray hevitra @ naughtyboy...'gay' daholo izay lazainy rehetra, mandreraka be ny mihaino ilay izy:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2248