nanahoana ihany ny niafaran'ilay Yannick Noah botrabotra???

1. rohy ( 11/03/2008 12:09)
Sendra mba nanokatra an'io mantsy aho fa mba be mpitsidika ilay izy.Mba liana te-hahalala hoe inona no mahazo an'iYannick Noah kanjo zavatra hafa no tao dia resin-tory teo ampamakiana ireo hafatra be dia be.8O8O
2. ari.malala ( 11/03/2008 12:11)
:-D:-D
dia resin-tory teo ampamakiana ireo hafatra be dia be.
:-D:-D
3. diamondra27 ( 11/03/2008 12:16)
tena resitory teo ampamakiana roman le ranamana zany
de asio rohy kely @ manaraka,mba tsy hampatory tsiny ohatra we hirahira zao tena mety mitsy na poesie
4. ikaretsaka ( 11/03/2008 15:02)
:-D:-D
5. Papoose ( 11/03/2008 19:07)
tohizo ny torimaso aloha ary fa mbola tsy tapitra le roman e
6. tess ( 11/03/2008 19:12)
papoose:-D:-D:-D:-D nipitra tampoka i manaraka:^)
7. kiadi ( 11/03/2008 19:21)
fa ahona? niaraka anga botrabotra sy yannick noah?:-D:-D:-D
8. tess ( 11/03/2008 19:29)
:-D:-D:-D:-D:-D ataon'i yannick noah! in kounkou! izy efa manana milay be no mahalala fomba no mahay mitondra tena tsara:-D:-D:-D:-D tsy rabofy izany e!:{:{:{ izay moa ny famaritana ny hatao hoe rabofy ry yonikafopl:°)
9. rohy ( 12/03/2008 04:59)
hay ve mbola ho lava e! zay mantsy le nahiako fa aleo aho anamboatra ny ondako:D
10. ari.malala ( 12/03/2008 05:44)
:-D:-D:-D:-Dtafandria mandry e! aiza aza i ika hanao anle sary manoaka b iny d i papoose hihira ny dodo zazah kle=))=))=))=))=))=))=))
11. ikaretsaka ( 12/03/2008 06:04)
ahoana tokoa no fambolenareo ps fa nenareo to ze ambolenareo mipitra aby le ankizy aaaa
12. tess ( 12/03/2008 06:06)
:-D:-D:-D:-D mipitra tsy antsoina ve????
13. ikaretsaka ( 12/03/2008 06:19)
ieka!
14. ari.malala ( 12/03/2008 07:20)
nga i ika ts maay mamboly?:P alefaso kloule sarina manoaka ngôda beu iny e=))=))
15. Papoose ( 12/03/2008 11:25)
sao de tsara tondraka tany kosa ry Ika izy an! na koa tsara fahana na indray mandeha fotsiny aza fa efa vatsy mandritry ny taona!=))
16. yonikafopl ( 13/03/2008 06:12)
tess:roll::roll: hihihih zay kou za vo tonga saina tam le njy nanamafy an le rabofy iny :-D:-D

Fa nga marina kalou lasa nisy prenom vaovao YaNNick Noah e:-w
17. tess ( 13/03/2008 06:25)
:wink: yonika kou marina kou!
18. yonikafopl ( 13/03/2008 06:43)
tess za tena ela mintsy vo tonga saina aaa:-D:-D
19. ari.malala ( 13/03/2008 07:39)
yonika, de in aky le prenom vaovao?
20. glady ( 13/03/2008 08:06)
euhhh...:roll:euhhh...:roll:euhhh...:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1114