nanahoana ihany ny niafaran'ilay Yannick Noah botrabotra???
1. rohy
(
11/03/2008 12:09)
Sendra mba nanokatra an'io mantsy aho fa mba be mpitsidika ilay izy.Mba liana te-hahalala hoe inona no mahazo an'iYannick Noah kanjo zavatra hafa no tao dia resin-tory teo ampamakiana ireo hafatra be dia be.8O8O
répondu par yonikafopl le 15/03/2008 22:34
2. ari.malala
(
11/03/2008 12:11)
:-D:-D
dia resin-tory teo ampamakiana ireo hafatra be dia be.:-D:-D
3. diamondra27
(
11/03/2008 12:16)
tena resitory teo ampamakiana roman le ranamana zany
de asio rohy kely @ manaraka,mba tsy hampatory tsiny ohatra we hirahira zao tena mety mitsy na poesie
de asio rohy kely @ manaraka,mba tsy hampatory tsiny ohatra we hirahira zao tena mety mitsy na poesie
8. tess
(
11/03/2008 19:29)
:-D:-D:-D:-D:-D ataon'i yannick noah! in kounkou! izy efa manana milay be no mahalala fomba no mahay mitondra tena tsara:-D:-D:-D:-D tsy rabofy izany e!:{:{:{ izay moa ny famaritana ny hatao hoe rabofy ry yonikafopl:°)
9. rohy
(
12/03/2008 04:59)
hay ve mbola ho lava e! zay mantsy le nahiako fa aleo aho anamboatra ny ondako:D
10. ari.malala
(
12/03/2008 05:44)
:-D:-D:-D:-Dtafandria mandry e! aiza aza i ika hanao anle sary manoaka b iny d i papoose hihira ny dodo zazah kle=))=))=))=))=))=))=))
11. ikaretsaka
(
12/03/2008 06:04)
ahoana tokoa no fambolenareo ps fa nenareo to ze ambolenareo mipitra aby le ankizy aaaa
14. ari.malala
(
12/03/2008 07:20)
nga i ika ts maay mamboly?:P alefaso kloule sarina manoaka ngôda beu iny e=))=))
15. Papoose
(
12/03/2008 11:25)
sao de tsara tondraka tany kosa ry Ika izy an! na koa tsara fahana na indray mandeha fotsiny aza fa efa vatsy mandritry ny taona!=))
16. yonikafopl
(
13/03/2008 06:12)
tess:roll::roll: hihihih zay kou za vo tonga saina tam le njy nanamafy an le rabofy iny :-D:-D
Fa nga marina kalou lasa nisy prenom vaovao YaNNick Noah e:-w
Fa nga marina kalou lasa nisy prenom vaovao YaNNick Noah e:-w