Sitrakao ve/Rossy sy Joséphine

1. intsoa ( 11/03/2008 05:40)
Miarahaba o!mba omeo ny tonon'ilay hiran'i Rossy sy Joséphine misy hoe "sitrakao ve ny handray ny tànako" iny ry reto zah zé manana!Misaotra mialoha o!
2. ari.malala ( 11/03/2008 08:04)
Sitrakao ve ny handray ny tanako
hitantana anao, hiaraka amiko (2)
hamakivaky iry lalantsarotra iry
lalantsarotra, lalan'ny fitia (2)
raha toa ka tena fitiavana tokoa
fa tsy kitoatoa no homenao ahy
dia vonona aho (2) ho namanao
hiaraka tsy hifandao hamakivaky ny fiainana
tsy ny harena be na bika aman-tarehy no entina mitia
sanatria
fa fo anankiroa mifanara doha
tsy manan-dolom-po fa mitambatra ho iray
mandrakizay

mihirà finaritra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0578