Nandalo tampoka ny eritreritra dia io....
1. lazounet
(
10/03/2008 23:51)
Nahita an'ilay sujet, "hiram-pirenena " teo aloha aho, dia nadalo ny eritreritro hoe :"hirotsaka ho filoham-pirenena" aho atsy ho atsy ka ho anareo izay manam-paniriana ny handray anjara @ governemanta na (governémasaka) dia afaka misoratra anarana eto.
Pas serieux s'abstenir.:roll:
Pas serieux s'abstenir.:roll:
novalian'i sakaizakely ny 13/03/2008 13:04
6. diamondra27
(
11/03/2008 09:24)
ari, anarim: memoire d'elefanta ny dikan'io amiko
zany we mahatadidy ny zavatra nolazaina azysy natao taminy na de rahatrizay aza
misy anecdote io memore d'elefanta io , ny antony nahatonga le expression
de faly mafantatra an'i penina , hay ve penina vevavy e
zany we mahatadidy ny zavatra nolazaina azysy natao taminy na de rahatrizay aza
misy anecdote io memore d'elefanta io , ny antony nahatonga le expression
de faly mafantatra an'i penina , hay ve penina vevavy e
7. tsiafoi1
(
11/03/2008 11:22)
Proposition : Za zany tena sérieuse be fa mba ataovy Ministre des Affaires non Sérieux, @\'izay voafehy tsara io sehatry sa tsy mety zay.
10. ikaretsaka
(
11/03/2008 15:03)
ao fa izaho minitry ny mpanidy vandro sy ny glacholet .... hidiko karetsaka tsara
11. penina
(
11/03/2008 23:54)
Aleo aloha handrevy kely hoe raha izaho izao no minisitry ny fiaovana an.
[center][/center]
[center][/center]
13. ari.malala
(
12/03/2008 05:41)
p6=))=))=))=))=))=))=))=))=))z andray minisitry ny fivanitihana aza e! =))=))=))=))=))=))
17. ari.malala
(
12/03/2008 11:41)
zany hoe :-w:-w i lazounet iany v io oul manoratra eo ambony eo io?:-w:-w
ika, manin tsara hoeeee
ika, manin tsara hoeeee
18. lazounet
(
12/03/2008 12:48)
ari.malala:
zany hoe :-w:-w i lazounet iany v io oul manoratra eo ambony eo io?:-w:-w
ika, manin tsara hoeeee
Masika be ari.malala! efa hoe zakomaimanovapsedo ny anarany.:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. ari.malala
(
13/03/2008 07:42)
lazounet, ahako aza tsary masika izany koo! ahako ani zantii be maintsiny e:-P