Nandalo tampoka ny eritreritra dia io....

1. lazounet ( 10/03/2008 23:51)
Nahita an'ilay sujet, "hiram-pirenena " teo aloha aho, dia nadalo ny eritreritro hoe :"hirotsaka ho filoham-pirenena" aho atsy ho atsy ka ho anareo izay manam-paniriana ny handray anjara @ governemanta na (governémasaka) dia afaka misoratra anarana eto.
Pas serieux s'abstenir.:roll:
répondu par sakaizakely le 13/03/2008 13:04
2. penina ( 11/03/2008 00:58)
Izaho minisitry ny defense.

3. ANARIM ( 11/03/2008 05:32)
ouppppssssssss
4. ari.malala ( 11/03/2008 05:38)
penina :-D:-D:-D
5. Rasiligaoma ( 11/03/2008 05:42)
Izaho minisitry ny tsakotsako
6. diamondra27 ( 11/03/2008 09:24)
ari, anarim: memoire d'elefanta ny dikan'io amiko
zany we mahatadidy ny zavatra nolazaina azysy natao taminy na de rahatrizay aza

misy anecdote io memore d'elefanta io , ny antony nahatonga le expression

de faly mafantatra an'i penina , hay ve penina vevavy e
7. tsiafoi1 ( 11/03/2008 11:22)
Proposition : Za zany tena sérieuse be fa mba ataovy Ministre des Affaires non Sérieux, @\'izay voafehy tsara io sehatry sa tsy mety zay.
8. tslem ( 11/03/2008 12:12)
Izaho ndray tiako raha mba atao minisitry ny tsy miraika :)
9. ari.malala ( 11/03/2008 12:13)
:-D:-D:-D:-D
10. ikaretsaka ( 11/03/2008 15:03)
ao fa izaho minitry ny mpanidy vandro sy ny glacholet .... hidiko karetsaka tsara
11. penina ( 11/03/2008 23:54)
Aleo aloha handrevy kely hoe raha izaho izao no minisitry ny fiaovana an.
[center][/center]
12. penina ( 11/03/2008 23:55)
Tonga aho dia faly be.
[center][/center]
13. ari.malala ( 12/03/2008 05:41)
p6=))=))=))=))=))=))=))=))=))z andray minisitry ny fivanitihana aza e! =))=))=))=))=))=))
14. ikaretsaka ( 12/03/2008 06:05)
kalma ihany ry ari an... vo alarobia androany
15. tslem ( 12/03/2008 08:50)
Zah koa hanampy an'i Ari hanao double atak :-D:-D:-D
16. zakomaimanovapsedo ( 12/03/2008 09:23)
efa hoe "pas sérieux s'abstenir".
17. ari.malala ( 12/03/2008 11:41)
zany hoe :-w:-w i lazounet iany v io oul manoratra eo ambony eo io?:-w:-w

ika, manin tsara hoeeee
18. lazounet ( 12/03/2008 12:48)
ari.malala:

zany hoe :-w:-w i lazounet iany v io oul manoratra eo ambony eo io?:-w:-w

ika, manin tsara hoeeee



Masika be ari.malala! efa hoe zakomaimanovapsedo ny anarany.:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. ari.malala ( 13/03/2008 07:42)
lazounet, ahako aza tsary masika izany koo! ahako ani zantii be maintsiny e:-P
20. sakaizakely ( 13/03/2008 13:04)
za hilatsaka ho ministra delegué manampy an'i penina

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0439