fomba fanoratra...
1. ari.malala
(
07/03/2008 14:49)
Dia tena efa mahazo vahana mihintsy ity manoratra ohatran'ny @ sms ity fa misy fotona tena mila mamerina mamaky in2 na in3 vao azo ny tian'ilay olona hambara... lasa ny fisainako, hakamoana ve sa inona ny antony? azo atao iany angamba ny manoratra hatr@ farany ilay tiana ambara e :)
novalian'i tsiambaratelo ny 16/03/2008 10:38
2. diamondra27
(
07/03/2008 14:59)
ze mampahaingana azy akia io a! hiii
aza omena tsiny
tsy azo bedesina tsony ny zanfa satria tsy lebe tsy kely zao de mampiasa sms doly
aza omena tsiny
tsy azo bedesina tsony ny zanfa satria tsy lebe tsy kely zao de mampiasa sms doly
3. ikaretsaka
(
07/03/2008 15:01)
de okory shefa le miresaka misy ankshan koely @ le anay samy anay hatrany antanana yyyyy ?:wink:
5. aloalo
(
08/03/2008 03:43)
resaka gain de temps toa ny sténo, ny ahy indray dia métôdy tachygraphie no nianarako, dia moramora amiko le izy, resaka fanoroatana soratra abrégé.
fa ny ratsy @ io @ reto ankizy lasa very ny giramera.
Ka raha atao atramin'ny farany koa anie manjary feno d manjary sms 2 d "mandany kirédy" ono lol
fa ny ratsy @ io @ reto ankizy lasa very ny giramera.
Ka raha atao atramin'ny farany koa anie manjary feno d manjary sms 2 d "mandany kirédy" ono lol
6. lovemetoo
(
08/03/2008 11:54)
aloalo> mdr milay e ainao ny namaly azy , tu c koi? g pa tro fin lol
7. mmmhh
(
08/03/2008 12:29)
zé mampalaky n fanoratana azy iany alou ny ahy e; lasa mandany ftôna be rah mbola atao @ antsipiriany;
fa ndraindray kosa klou rah tena hanoratra @ oul zvtr manan'antony be de tady ho zatra be :-D
fa ndraindray kosa klou rah tena hanoratra @ oul zvtr manan'antony be de tady ho zatra be :-D
8. sakaizakely
(
08/03/2008 13:26)
za kou otran'i ari. io, faran'ze halako mits ny fanoratana texto itony. Raha sms am fone klou tsy mampaninn, fa le mahita azy partout mahakirikiry ahy mits. Za kou angamba (tsy angamba intsony angamba ô ?) no miha antitra ouz salmo zay :-D:-D:-D:-D
Ny tena marina dia betsaka ny ankizy no tsy mahay manoratra intsony ka mi arranger andry zareo ny fanaovana texto. Fa rehefa tonga am ilana azy dia mibaribary tsara ny tsy fahaizana. Misy aza oul mandefa cv feno fautes, nefa bacc +5 ny sasany. Ny mahavariana dia ny candidats avy any ivelany mahay manoratra teny frantsay kokoa noho ny eo antoerana, ry zareo vazaha tsy mahay manaja ny fanoratana ny teniny sady tsy mety miezaka.
Tena lasa olana nasionaly ilay izy. Mitady vahaolona mihitsy mihitsy ny ministeran'ny fanabeazana amin'izao fotoana. Satria dimbiasan'ny taranaka ilay tsy fahaizan'ny RaD ka lasa manahirana be ny fampianarana. Dia miandry izay vahaolana avoakan'i Sarko eto aloha mandrampaha. Fa nenà rehefa texto rano iray dia zapper-ko fotsiny de zay, iza ko no hamizatena an n'iny :-D:-D:-D

9. xxx
(
08/03/2008 16:09)
ny candidats avy any ivelany mahay manoratra teny frantsay kokoa noho ny eo antoerana,
ary ba nieritreretinao v ny gasy tsy mahay teny gasy tsony ,jereo ny zanakin'ny gasy aty ivelany tsy mahay ny tenindrazana tsony ,io zanakao io tapaiko ny loako ra ahay ny tenindrazany izy ,ra tsy oe vaza ny rainy d ipetraka aty nareo ,ny zaza vo mianatra d veloma ry teny malagasy eo ianao no raisina ,ao anatin'ny 20 taona ny gasy rehetra aty lasa tsy miteny gasy tsony satria ireo zaza ireo iteraka d normal iteny vaza koa donc aza d mitsara ol oatran'io fa mandreraka maita tenenina fona
10. ari.malala
(
10/03/2008 08:32)
xxx, aza tonga dia sendaotra kosa moa e!! ka tena manimba anie ilay izy e! atao hoe any am-piasana ianao dia handefa ny rapport any amin'ny lehibe, dia ho feno diso ilayizy satria texto no handefasanao ilay izy, ny gramera tsy misy mandeha amin'izay falehany... ary lasa kamo aby any isika izany e! izay maha haingana azy ahoana aza! :P
11. tsiambaratelo
(
16/03/2008 10:38)
sitrany ahay ankia ry ari.malala,raha te handefa SMS2
zaho zao dia afohiziko 'lay izy dia lasa 1 hany.
ndrindra mou raha alefa aty ivelany tena mba lafo be,
hay mou mitovy ihany kah,diso kely aho tamin'iny.
Raha resaka samy mpinamana mety tsisy olana fa raha
hatrany @ asa atao koa ve no ahafoizina lasa hafa be,tonga de voadaka avy hatrany fa manao hatsirambina.:-D:-D:-D:-D