be ambo-po

1. arivel ( 05/03/2008 12:28)
Ahoana ny atao ry zareo fa refa avy nifamaly mafy (faran'izay mafy) zahay roa d tsy nisy nifampiantso intsony efa ho 4 andro izao. Za malahelo azy saingy matahotra ny foko sao ho valiany teny maharary ka haratra mafy lavitra noho izao.
Mba toroy hevitra e !
novalian'i tsiafoi1 ny 11/03/2008 14:21
2. Papoose ( 05/03/2008 13:11)
andramo antsoina izy aloha fa raha tsy manandrana tsy mahita!
3. radoherve ( 05/03/2008 13:22)
ka io nge tsy zany mints e! fa iza no nahatonga an'le disa2? iza zany no diso t@ le izy e? ra izy ny diso d tokony ho izy no hanao ny 1er pas, ça lui servirait de leçon par la mem occasion! io fitiavana io kou nge tsy ho "rose" fôn isanandro e! fa tsy maints mba misy sedra kely madinidinika eny an-dalana eny! mety mba malahelo kou nge izy any @misy anazy any e! fa zn we courage fotsn et tiens bon!
4. penina ( 05/03/2008 15:38)
Mitondra gitara, dia mihira eo ambany lavarangana.

...
Raisiko ho ahy
ny hadisoana
tsy hy intsony
hoe nahoana
lalala...

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0082.gif[/IMG]
5. Bigma ( 05/03/2008 16:26)
tsy misy ohatra ny miresaka ihany retsy e! tsy efa mba mitony ve izay ny fo rano mafan'e! Vas-y, courage!
6. ainaheri ( 05/03/2008 18:54)
Avelao alou @ zao fa samy nahatsiaro narary t@ fifamaliana nareo ka refa mangatsitsika zay vo toizana ny resaka,@ zay ftona zay aza miandry an'iza na iza enao fa tondé ataovy ny premier pas d esory ao antsaina lay sao de fa mamono zay,tsy fantatrao ko mety malahelo anao ko izy fa tsy sahy miteny otran'ao ko,d ny tsara alaviro ny ambopo,mahaiza manetry tena!!
bon korazy
7. tess ( 05/03/2008 19:02)
tsy misy mangataka vô temaina fa raha resaka fone antsoy izy ho hita izay lazainy, araka io voalazan'i papoose io
8. Veloo ( 06/03/2008 01:17)
tsisy afa tsy ny communication ihany ny va-olana e - dia samy manetry-tena nareo roa:wink:
9. arivel ( 06/03/2008 06:27)
Trop tard reto a !
Tsy naharitra aho d niantso t@ maraina ary d avona tsisy toy zany no azoko. Sady farany andraisany ny appel-ko ony iny.
Tsy lazaiko anareo ny détails tao anatin'ny fifandirana fa za ôtran'ny tsy mahatsiaro ny tenako hoe diso. Asa! zay koa ngamba ny erreur-ko !
Misaotra anareo nanoro hevitra aloha e !
Kivy lôtra aho ka tsy te hanandrana hitia intsony ; asa izay hiafarana !
10. radoherve ( 06/03/2008 06:57)
efa hitako iany iny! za mantsy efa sendra zvtr ôtran'zn! d zay no nahatonga anà hiteny we avelao izy no hanao 1er pas!! ra tsy enao no diso! tsara2 kokoa aza d aza raisina mints ny appel-ny, fa tsy tokony ianao no hande hanantona azy vôlou any! au moins c'est le genre d'erreur à plus commettre la prochaine fois! mba manàna ambo-po @sisa! bon courage e!
11. arivel ( 06/03/2008 08:35)
radoherve:

ka io nge tsy zany mints e! fa iza no nahatonga an'le disa2? iza zany no diso t@ le izy e? ra izy ny diso d tokony ho izy no hanao ny 1er pas, ça lui servirait de leçon par la mem occasion! io fitiavana io kou nge tsy ho "rose" fôn isanandro e! fa tsy maints mba misy sedra kely madinidinika eny an-dalana eny! mety mba malahelo kou nge izy any @misy anazy any e! fa zn we courage fotsn et tiens bon!


Ao anatin'ny fitiavana kosa ve nefa tsy tokony hoe "plus de rose que de noir" ?


12. ari.malala ( 06/03/2008 13:04)
mety hoe mbola mafana ny fony d zay no nahatenenany an'zany fa ra tena tia anao izy de milefitra foana e! aleo alou hangatsitsika mitns na ny fonao na ny fony e! mahereza!
13. radoherve ( 06/03/2008 13:21)
arivel:

radoherve:

ka io nge tsy zany mints e! fa iza no nahatonga an'le disa2? iza zany no diso t@ le izy e? ra izy ny diso d tokony ho izy no hanao ny 1er pas, ça lui servirait de leçon par la mem occasion! io fitiavana io kou nge tsy ho "rose" fôn isanandro e! fa tsy maints mba misy sedra kely madinidinika eny an-dalana eny! mety mba malahelo kou nge izy any @misy anazy any e! fa zn we courage fotsn et tiens bon!


Ao anatin'ny fitiavana kosa ve nefa tsy tokony hoe "plus de rose que de noir" ?






@vôlou ôtran'ny we "rose" daôlo ze jerena reetr! fa ny fitiavana tsy rose ts les jours zn mints! ny fahaizana mi-affronter ny olana sy ny sedra ary routine no tena fitiavana! fa ra we fitiavana rava au 1er problème tsy fitiavana zany!
14. ANARIM ( 10/03/2008 07:15)
arivel:

Kivy lôtra aho ka tsy te hanandrana hitia intsony ; asa izay hiafarana !



aiza kosa e! makà bahana tsara fa mande eo iany io refaveo.. mafy le izy sur le coup fa mila manao effort kely...
kouny an!!! d ambia ataoko calin b!!!:-*
15. ari.malala ( 10/03/2008 07:59)
arivel, aza kivy zany:-*:-* tsy ianao irery no mizaka izany fa mety misy mizaka avo 10heny noho ianao aza fa mitraka iany! mahereza!
16. xxx ( 10/03/2008 10:33)
nga tena natao ampo le fifamaliana sa nanao may vava no matahotra ny hihaona sy hiresaka aminy de tadidio lay hoe ny vava no tsy hatao be ny mamerina azy no sarotra de mahaiza menatra ary tano hatramin'ny farany zay vava avoaka fa aza manao vavambavy kanefa avy eo mahatsapa ny tsy mety natao ka matahotra ny ahazo valiny mavesatra de courage de mahazaka fa matoa manao mahatanty fa tsy eo vao hoe tiako aho tiako kanefa omena izao teny mahery sy teny ratsy rehetra izao de mahereza ....ambava homana am-po mieritra de fadio ny tahaka izany @ manaraka fa mba mandinika aloha fa tsy faly ny hifamaly be fotsiny de avy eo zay vao manenina de manala baraka tena aty @ serasera ho antsika rehetra io fa tsy ho azy irery akory:twisted::twisted::twisted::twisted:
17. lilbon ( 11/03/2008 07:47)
ny fitiavana aloha tsy ambo m-po e!8O
matoa enao manana ambom-po de tadidio fa mbola manam-petra le fitiavana izay:cry:
sonde ton ame mais si jamais tua as fait le premier pas et qu'on te repousse , tu n'es jamais perdant .:!:
18. ari.malala ( 11/03/2008 12:06)
fa le fanaovana xxx v entina hahaizana vava olona e! mananatra hono izy hoe ny vava no tsy atao be nefa jere ty vavany! loza izany!

lilbon, taiza no ela b ts tazana?:P
19. tsiafoi1 ( 11/03/2008 14:21)
si jamais tua as fait le premier pas et qu'on te repousse , tu n'es jamais perdant


Marina izany, rehefa nanao premier pas enao, de mbola manaova second pas, Nème fois de pas..., ka raha mbola miavonavona:evil::evil::evil:; Omeo ny todik'ivoho, de any an-kafa ndray re manorim-pitia e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2092