Jakoba nitolona t@Andriamanitra sy t@ olona ka nahery
1. niryna
(
04/03/2008 07:50)
Raha mamaky ny tantaran'i Jakoba isika dia ahitana fananarana azo ampiasana amin'ny fiainana izany.
0 vonjeo aho amin'ny tànan'ny rahalahiko, dia amin'ny tànan'i Esao; fa matahotra azy aho, fandrao avy mamely ahy mbamin'ny vadiko aman-janako izy.
o? Jakoba dia nandositra an'i Esao satria nahfantatra izy fa diso teo anatrehan'Atra sy ny rahalahiny,noho ny tsodrano tokony nomen'ny rainy an'i Esao dia nangalarin'i Jakoba
Io no azo hamintinana azy kely :D
http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=32&andininy=25-32&dika=
Inona no azo tsoahina ka ampiharina amin'ny fiainana eto?
Nomen'Atra tso-drano ve izy?
Novonjen'Atra ve ny fanahiny?

novalian'i fijo ny 13/03/2008 22:59
2. Fody
(
04/03/2008 08:53)
Jakoba nitolona t@Andriamanitra sy t@ olona ka nahery
Mahery noho Andriamanitra ve Jakoba?
Raha izany no izy mbola Andriamanitra ve io Andriamanitra resin'i Jakoba io?
Misaotra anao!
3. tsiafoi1
(
04/03/2008 12:20)
ny tiako marihina kely fotsiny de we, Andriamanitra dia afaka miseho vatana, maka ny endrik'olombelona...
Fody:
Andriamanitra foana Izy aloa satria sady afaka miseho ho olombelona nefa Mpamorona izao rehetra izao.
Vakio tsara le tantara ao anaty baiboly "Jakoba nitolona t@'Andriamanitra sy ny olona ka nahery"
Rehefa nifampitolona t@'ATRA Jakoba de tapaka ny foto-peany, zay le tantara ao..., de tsy navelany nandeha Andriamanitra raha tsy nitahy azy...
Jereo tsara fa niseho @'ny endrika olombelona no nifanandrina taminy t@'ny voalohany, ka olombelona roa mifanandrina ve tsy hisy ny mpandresy sy ny resy. Fa rehefa niseho t@'ny maha Andriamanitra Azy izy vao nisarangotra Jakoba, ary tsy namelany raha tsy nitahy azy.
Ny hevi-dalina fonosin'izany de izao we Andriamanitra tsy manao teniko fehi-lehibe, fa azo iadian-kevitra sy ifanandrinana tsara, ary milefitra manoloana ny mahasoa ny olombelona iray.

4. Fody
(
04/03/2008 13:10)
raha lazainao fa Andriamanitra no niady tamin'i Jakoba dia hoy aho hoe: toa diso ihany izany. Izao no antony:
1 - Tsy Andriamanitra mihitsy no hiady amin'ny olombelona. Ary tsy Andriamanitra mihitsy no hanimba ny olombelona. Aza adino fa ny mpifavalo no miady. ka moa ve fahavalon'olombelona Andriamanitra?
2 - Tsy Andriamanitra koa no ho resin'olombelona. Aza adino fa ao amin'ny Testamenta taloha no misy an'io tantara io. Ataoko fa fantatrao ny fandraisan'ny olona an'Andriamanitra tao amin'ny Testamenta taloha.
3 - Moa ve tsy maimaipoana ny fanomezan'Andriamanitra ny fahasoavany?
4 - Dia Jereo koa fa misy tantara iray hafa ao amin'ny Baiboly ao milaza ny nitsofan'Andriamanitra rano an'i Jakoba ary nanovany ny anarany ho Israely.

5. Fody
(
04/03/2008 13:12)

Misaotra!

6. niryna
(
04/03/2008 18:24)
Fody:
Jakoba nitolona t@Andriamanitra sy t@ olona ka nahery
Mahery noho Andriamanitra ve Jakoba?
Raha izany no izy mbola Andriamanitra ve io Andriamanitra resin'i Jakoba io?
Misaotra anao!
angaha tsy novakianao ny tantara?
Amin'inona tokoa moa isika no maheresy an'Atra?
Iray ihany rehefa mangataka fitahiana aminy(blessing)
7. niryna
(
04/03/2008 18:26)
tsiafoi1:
ny tiako marihina kely fotsiny de we, Andriamanitra dia afaka miseho vatana, maka ny endrik'olombelona...
Fody:Mahery noho Andriamanitra ve Jakoba?
Raha izany no izy mbola Andriamanitra ve io Andriamanitra resin'i Jakoba io?
Andriamanitra foana Izy aloa satria sady afaka miseho ho olombelona nefa Mpamorona izao rehetra izao.
Vakio tsara le tantara ao anaty baiboly "Jakoba nitolona t@'Andriamanitra sy ny olona ka nahery"
Rehefa nifampitolona t@'ATRA Jakoba de tapaka ny foto-peany, zay le tantara ao..., de tsy navelany nandeha Andriamanitra raha tsy nitahy azy...
Jereo tsara fa niseho @'ny endrika olombelona no nifanandrina taminy t@'ny voalohany, ka olombelona roa mifanandrina ve tsy hisy ny mpandresy sy ny resy. Fa rehefa niseho t@'ny maha Andriamanitra Azy izy vao nisarangotra Jakoba, ary tsy namelany raha tsy nitahy azy.
Ny hevi-dalina fonosin'izany de izao we Andriamanitra tsy manao teniko fehi-lehibe, fa azo iadian-kevitra sy ifanandrinana tsara, ary milefitra manoloana ny mahasoa ny olombelona iray.
misaotra aky tsiafoy a,voavalindry ilay izy .
8. niryna
(
04/03/2008 18:28)
Fody:
raha lazainao fa Andriamanitra no niady tamin'i Jakoba dia hoy aho hoe: toa diso ihany izany. Izao no antony:
1 - Tsy Andriamanitra mihitsy no hiady amin'ny olombelona. Ary tsy Andriamanitra mihitsy no hanimba ny olombelona. Aza adino fa ny mpifavalo no miady. ka moa ve fahavalon'olombelona Andriamanitra?
2 - Tsy Andriamanitra koa no ho resin'olombelona. Aza adino fa ao amin'ny Testamenta taloha no misy an'io tantara io. Ataoko fa fantatrao ny fandraisan'ny olona an'Andriamanitra tao amin'ny Testamenta taloha.
3 - Moa ve tsy maimaipoana ny fanomezan'Andriamanitra ny fahasoavany?
4 - Dia Jereo koa fa misy tantara iray hafa ao amin'ny Baiboly ao milaza ny nitsofan'Andriamanitra rano an'i Jakoba ary nanovany ny anarany ho Israely.
mazava ny fanazavanao,fa vereno vakio kely aloha ilay tantara. e
9. Fody
(
04/03/2008 19:39)
mazava ny fanazavanao,fa vereno vakio kely aloha ilay tantara. e
Raha namaky azy tamin'ny teny anglisy sy teny malagasy ary tamin'ny teny frantsay ianao. Tsy mihambo aho fa efa namaky ny tantara tamin'ny teny hafa akoatra an'ireo. Ary tsy indroa na in-telo fa mihoatra an'izany.
Dia izaho indray no miteny aminao hoe: Vakio tsara ny Baibolinao, ary diniho tsara koa.
Jenezy 32, 23 - 33 http://baiboly.katolika.org/boky/Jenezy/32
Jenezy 35, 1 - 15 http://baiboly.katolika.org/boky/Jenezy/35
Tantara roa samihafa ireo, ary milaza zavatra iray ka iza no izy?
Andriamanitra marina ve io niady tamin'i Jakoba io?
(Fanontaniana efa nisy nametraka teto ireo, ary nisy fisaviritahana tamin'izay no tsy nandraisako anjara.)
Misaotra anao!
10. fijo
(
04/03/2008 23:08)
izany hoe misy baiboly mandainga indray izany ato??????hummmmmm io boky be angano io wa mba aravony tsara fa tsy hay intsony izay tena izy
11. niryna
(
05/03/2008 06:56)
[quote=Fody]
Mahery noho Andriamanitra ve Jakoba?
Mahery noho Atra amin'inona?
Isika rehetra dia afaka mangataka tso-drano amin'Atra ary rehefa omeny antsika izany dia izay no fandresena azontsika aminy.Ary io tso-drano io irery ihany.Eto dia nitolona tamin'ATra sy ny anjeliny nandritra ny alina izy ary dia tsy nanaiky izy raha tsy nomen'Atra tso-drano.
Genesisy 32:26 Ary rehefa hitany fa tsy naharesy azy izy, dia notendreny ny foto-peny; ka dia nivika ny foto-pen'i Jakoba, raha mbola nitolona taminy Izy.
27 Ary hoy[ Izy: Avelao Aho handeha, fa efa mazavaratsy ny andro. Fa hoy kosa Jakoba: Tsy havelako handeha Hianao, raha tsy tahinao aho.
28 Ary hoy Izy taminy: Iza moa no anaranao? dia hoy izy: Jakoba.
29 Ary hoy indray Izy: Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely; satria efa nitolona tamin'Andriamanitra sy tamin'ny olona hianao ka nahery.
Mbola Atra foana Izy ary mbola manome antsika tso-drano foana koa Izy na tsy mitady aza isika.
Ary izay mangataka dia omeny,izay mitady dia ahita ary izay mandona dia vohana .. vakio ny Matio 7:7
Jakoba nitolona t@Andriamanitra sy t@ olona ka nahery
Mahery noho Andriamanitra ve Jakoba?
Mahery noho Atra amin'inona?
Isika rehetra dia afaka mangataka tso-drano amin'Atra ary rehefa omeny antsika izany dia izay no fandresena azontsika aminy.Ary io tso-drano io irery ihany.Eto dia nitolona tamin'ATra sy ny anjeliny nandritra ny alina izy ary dia tsy nanaiky izy raha tsy nomen'Atra tso-drano.
Genesisy 32:26 Ary rehefa hitany fa tsy naharesy azy izy, dia notendreny ny foto-peny; ka dia nivika ny foto-pen'i Jakoba, raha mbola nitolona taminy Izy.
27 Ary hoy[ Izy: Avelao Aho handeha, fa efa mazavaratsy ny andro. Fa hoy kosa Jakoba: Tsy havelako handeha Hianao, raha tsy tahinao aho.
28 Ary hoy Izy taminy: Iza moa no anaranao? dia hoy izy: Jakoba.
29 Ary hoy indray Izy: Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely; satria efa nitolona tamin'Andriamanitra sy tamin'ny olona hianao ka nahery.
Raha izany no izy mbola Andriamanitra ve io Andriamanitra resin'i Jakoba io?
Mbola Atra foana Izy ary mbola manome antsika tso-drano foana koa Izy na tsy mitady aza isika.
Ary izay mangataka dia omeny,izay mitady dia ahita ary izay mandona dia vohana .. vakio ny Matio 7:7
12. niryna
(
05/03/2008 07:46)
Fody:
mazava ny fanazavanao,fa vereno vakio kely aloha ilay tantara. e
Raha namaky azy tamin'ny teny anglisy sy teny malagasy ary tamin'ny teny frantsay ianao. Tsy mihambo aho fa efa namaky ny tantara tamin'ny teny hafa akoatra an'ireo. Ary tsy indroa na in-telo fa mihoatra an'izany.
Dia izaho indray no miteny aminao hoe: Vakio tsara ny Baibolinao, ary diniho tsara koa.
Jenezy 32, 23 - 33 http://baiboly.katolika.org/boky/Jenezy/32
Jenezy 35, 1 - 15 http://baiboly.katolika.org/boky/Jenezy/35
http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=32&andininy=24-33&dika=ls
http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=32&andininy=24-33&dika=web
ireo no azoko omena anao
13. Fody
(
05/03/2008 09:05)
nyrina: misy tantara roa ao amin'ny Jenezy miresaka momba ny fanovana ny anaran'i Jakoba ka iza no izy?
Mba valio azafady.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=35&andininy=1-15&dika=
http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=32&andininy=24-33&dika=ls
http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=32&andininy=24-33&dika=web
Efa Baiboly protestanta io noraisiko io fa tsy ny an'ny Katolika.
Ny tiako marihana aminao fotsiny dia izao: ilay niady tamin'i Jakoba dia tsy ilay Andriamanitra nanova ny anarany velively.

14. niryna
(
05/03/2008 18:39)
Fody:
mazava ny fanazavanao,fa vereno vakio kely aloha ilay tantara. e
Raha namaky azy tamin'ny teny anglisy sy teny malagasy ary tamin'ny teny frantsay ianao. Tsy mihambo aho fa efa namaky ny tantara tamin'ny teny hafa akoatra an'ireo. Ary tsy indroa na in-telo fa mihoatra an'izany.
Dia izaho indray no miteny aminao hoe: Vakio tsara ny Baibolinao, ary diniho tsara koa.
Jenezy 32, 23 - 33 http://baiboly.katolika.org/boky/Jenezy/32
Jenezy 35, 1 - 15 http://baiboly.katolika.org/boky/Jenezy/35
http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=32&andininy=24-33&dika=ls
http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=32&andininy=24-33&dika=web
ireo no azoko omena anao
ity ny baibolinao
Dia Jakoba irery sisa nijanona teo, ary nisy lehilahy anankiray nitolona taminy, mandra-pahazava-ratsin'ny andro. 25 Nony hitan-dralehilahy fa tsy naharesy azy izy, dia ny famavàn'ny feny no notendreny ka nivika tery ny fotopen'i Jakoba nandritra ny nitolomany taminy
Dia hoy izy tamin'i Jakoba: Avelao aho handeha, fa efa hazava ratsy ity ny andro. Fa hoy Jakoba: Tsy avelako handeha hianao raha tsy efa nitso-drano ahy.
Dia hoy izy taminy: Iza no anaranao? Ary novaliany hoe: Jakoba. 28 Ka hoy izy : Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao; fa hatao hoe Israely; satria efa niady tamin'Andriamanitra sy tamin'olombelona hianao ka nahery.
Ary nataon'i Jakoba hoe Fanoely ny anaran'io tany io, fa hoy izy: Efa nahita an'Andriamanitra nifanatrika aho, nefa velona ihany ny aiko.
Nony niala teo Fanoely izy, dia indro hitany niposaka ny masoandro; nitolitsika anefa izy tamin'ny foto-peny.
Izany no tsy ihinanan'ny Zanak'Israely ny hozatra lehibe ao amin'ny famavàn'ny fe mandrak'androany, dia noho ny nanendren'Andriamanitra ny famavàn'ny fen'i Jakoba teo amin'ny hozatra lehibe.
Jacob demeura seul. Alors un homme lutta avec lui jusqu`au lever de l`aurore.
cet homme le frappa à l`emboîture de la hanche; et l`emboîture de la hanche de Jacob se démit pendant qu`il luttait avec lui.
Il dit: Laisse-moi aller, car l`aurore se lève. Et Jacob répondit: Je ne te laisserai point aller, que tu ne m`aies béni
Il dit encore: ton nom ne sera plus Jacob, mais tu seras appelé Israël; car tu as lutté avec Dieu et avec des hommes, et tu as été vainqueur
Jacob appela ce lieu du nom de Peniel: car, dit-il, j`ai vu Dieu face à face, et mon âme a été sauvée
lorsqu`il passa Peniel. Jacob boitait de la hanche
C`est pourquoi jusqu`à ce jour, les enfants d`Israël ne mangent point le tendon qui est à l`emboîture de la hanche; car Dieu frappa Jacob à l`emboîture de la hanche, au tendon
Jacob was left alone, and wrestled with a man there until the breaking of the day.
When he saw that he didn`t prevail against him, he touched the hollow of his thigh, and the hollow of Jacob`s thigh was strained, as he wrestled.
The man said, "Let me go, for the day breaks."
Jacob said, "I won`t let you go, unless you bless me
He said, "Your name will no longer be called `Jacob,` but, `Israel,` for you have fought with God and with men, and have prevailed."
Jacob called the name of the place Peniel: for, he said, "I have seen God face to face, and my life is preserved
he passed over Peniel, and he limped because of his thigh.
Therefore the children of Israel don`t eat the sinew of the hip, which is on the hollow of the thigh, to this day, because he touched the hollow of Jacob`s thigh in the sinew of the hip.
dia araho amin'izay ny tantara :D
15. pissoa
(
05/03/2008 18:56)
:-D:-D:-D
I Fody efa miteny hoe miresaka io tranga io koa ny Jenezy 35 ... fa ny an'i Niryna ilay 32 foana no asesiny :-D:-D:-D

16. ikaretsaka
(
05/03/2008 19:04)
ka no bornevany eo @ 32 re le izy fa pissoa koa
tsy novelariny hatrany fa teoo izy di anichoke angambany:-D:-D:-D

17. fijo
(
05/03/2008 22:04)
ka le boky be angano nareo wa ataovy izay handravonana azy fa izay no mampikorontana anareo eto.
18. niryna
(
06/03/2008 06:32)
[quote=Fody]
Eny milaza zavatra iray ireo ary indroa Atra no niteny tamin'i Jakoba.
Jenezy 32, 23 - 33
efa nazavaiko ny fahafantarako io teny io
Genezy 35, 1 - 15
9 Ary Andriamanitra niseho indray tamin'i Jakoba, raha tonga avy tany Mesopotamia izy, ka nitahy azy.
10 Ary hoy Andriamanitra taminy: Jakoba no anaranao; nefa tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely ny anaranao; dia nataony hoe Isiraely no anarany.
9 Dieu apparut encore à Jacob, après son retour de Paddan Aram, et il le bénit.
10 Dieu lui dit: Ton nom est Jacob; tu ne seras plus appelé Jacob, mais ton nom sera Israël. Et il lui donna le nom d`Israël.
niseho fanindroany tamin'i Jakoba ATra ary ilay teny hoe "niseho indray," appeared again"
Ny fahalalako azy dia niseho tamin'i Jakoba Atra ,ary ny anjelin'Atra no niseho taminy :arrow: Atra ihany.Hafa ireo anjely izay atao hoe messengers a,fa ity dia Angel of Lord na Atra mihitsy no niseho izay tsy iza fa i Kristy.
Gen 16:7
Ary Ilay Anjelin'i Jehovah nahita azy teo ani1an'ny loharano anankiray tany an-efitra, dia teo anilan'ilay loharano eo amin'ny làlana mankany Sora.
Gen 21:17
Ary ren'Andriamanitra ny feon'ny zaza, dia niantso an'i Hagara Ilay Anjelin'Andriamanitra tany an-danitra ka nanao taminy hoe: Inona izato manjo anao, ry Hagara ? aza matahotra, fa efa ren'Andriamanitra ny feon'ny zaza eo amin'ny itoerany.
Gen 31:11
Ary hoy Ilay Anje1in'Andriamanitra tamiko tamin'ny nofy: Ry Jakoba; dia hoy izaho: Inty aho.
mazava ny fanazavanao,fa vereno vakio kely aloha ilay tantara. e.:D
Dia izaho indray no miteny aminao hoe: Vakio tsara ny Baibolinao, ary diniho tsara koa.
Tantara rsamihafa ireo, ary milaza zavatra iray ka iza no izy?
Eny milaza zavatra iray ireo ary indroa Atra no niteny tamin'i Jakoba.
Jenezy 32, 23 - 33
efa nazavaiko ny fahafantarako io teny io
Genezy 35, 1 - 15
9 Ary Andriamanitra niseho indray tamin'i Jakoba, raha tonga avy tany Mesopotamia izy, ka nitahy azy.
10 Ary hoy Andriamanitra taminy: Jakoba no anaranao; nefa tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely ny anaranao; dia nataony hoe Isiraely no anarany.
9 Dieu apparut encore à Jacob, après son retour de Paddan Aram, et il le bénit.
10 Dieu lui dit: Ton nom est Jacob; tu ne seras plus appelé Jacob, mais ton nom sera Israël. Et il lui donna le nom d`Israël.
niseho fanindroany tamin'i Jakoba ATra ary ilay teny hoe "niseho indray," appeared again"
Toa Andriamanitra marina ve io niady tamin'i Jakoba io?
Ny fahalalako azy dia niseho tamin'i Jakoba Atra ,ary ny anjelin'Atra no niseho taminy :arrow: Atra ihany.Hafa ireo anjely izay atao hoe messengers a,fa ity dia Angel of Lord na Atra mihitsy no niseho izay tsy iza fa i Kristy.
Gen 16:7
Ary Ilay Anjelin'i Jehovah nahita azy teo ani1an'ny loharano anankiray tany an-efitra, dia teo anilan'ilay loharano eo amin'ny làlana mankany Sora.
Gen 21:17
Ary ren'Andriamanitra ny feon'ny zaza, dia niantso an'i Hagara Ilay Anjelin'Andriamanitra tany an-danitra ka nanao taminy hoe: Inona izato manjo anao, ry Hagara ? aza matahotra, fa efa ren'Andriamanitra ny feon'ny zaza eo amin'ny itoerany.
Gen 31:11
Ary hoy Ilay Anje1in'Andriamanitra tamiko tamin'ny nofy: Ry Jakoba; dia hoy izaho: Inty aho.
19. niryna
(
06/03/2008 06:33)
pissoa:
:-D:-D:-D
I Fody efa miteny hoe miresaka io tranga io koa ny Jenezy 35 ... fa ny an'i Niryna ilay 32 foana no asesiny :-D:-D:-D
:D
20. niryna
(
06/03/2008 06:39)
fijo:
izany hoe misy baiboly mandainga indray izany ato??????hummmmmm io boky be angano io wa mba aravony tsara fa tsy hay intsony izay tena izy
tsia tompoko,tsy mandainga ny baiboly fa ny olona no manda ny teniny.Teny roa ireo,ny iray tsy nanaiky i Jakoba raha tsy nahazo tso-drano ary ary any amin'ny farany nanaza fa Atra io ,ary ny iray dia mbola namerina ny teniny ihany 'Atra satria Jakoba mafy loha,tsy manantanteraka ny convenant izy ho an'ny taranaky Abrahama,Isaaka ary Jakoba.
Gen 26
3 Mivahinia eto amin'ity tany ity hianao, dia homba anao sy hitahy anao Aho; fa hianao sy ny taranakao no homeko ireto tany rehetra ireto, ka hotoviko ny fianianana izay nataoko tamin'i Abrahama rainao;
4 dia hahamaro ny taranakao ho tahaka ny kintana eny amin'ny lanitra Aho, ka homeko ny taranakao ireto tany rehetra ireto, ary amin'ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin'ny tany;
5 satria efa nihaino ny feoko Abrahama ka nitandrina izay nasaiko notandremany, dia ny didiko sy ny teniko ary ny lalàko
Omeko anao fotsiny fa mety tsy ho azonao ilay izy. :D