mitaingina soratra

1. tess ( 03/03/2008 18:46)
Manao ahoana indtray!
ary tena lasa mitaingina soratra be ho aho ilay sary olona kely e! de tsy voavaky ny soratra misy sary kely ndraindray sa izaho irery indray no mahita an'ireny???? misaotra tompoko!:-P
novalian'i tess ny 04/03/2008 16:37
2. kelly13 ( 03/03/2008 18:48)
mitaingina soratra ahoana ankia le say oul kely? ny aty amiko klou tsy manao an'izany e
3. fahamarinana ( 03/03/2008 18:49)
:arrow:ny ahy aloha tsy misy fa asa ny hafa,(l)
4. tess ( 03/03/2008 18:57)
izany ve???anjaso aza asina rohy e!
5. tess ( 03/03/2008 18:59)
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana%2Fsary&asa=tsikera&saryid=s47cb19e82ce55&debut=20
6. yonikafopl ( 03/03/2008 20:56)
ny ordi njy ngamba no misy bibikely fa ny ana kou tsy misy anzany :roll:
7. tess ( 03/03/2008 22:18)
:-D efa niverina am loniny fa i sakaizakely koa nahatsikaritra anie tao am resaka eritreritra mandalo e! fa efa sitrana ka! ny soratra aza teo ngodabe dool.....:roll:
8. penina ( 03/03/2008 22:34)
ary mitaingina sokatra foana koa no namakiako an'ito :-D
9. tess ( 03/03/2008 22:49)
ny an'i penina koa de lay sokatra no ao antsaina :-D
10. yonikafopl ( 04/03/2008 06:50)
=))=))=))
11. tess ( 04/03/2008 16:37)
ary i yonika raha hivanitika an! manoatra noho i veloo::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1098