te hahita anao

1. irinamihaja ( 01/03/2008 10:47)
mangataka hiran'i tsiakoraka aho hoe te hahita anao miaraka @ tondro-peo raha azo atao
novalian'i ni81 ny 01/03/2008 12:04
2. ni81 ( 01/03/2008 12:04)
Miala tsiny fa tsy mahay manoratra tondro-peo fa ny tonony ihany, kanefa io misy clip dia henoy ao e!
http://www.gasykamanja.com/clip_gasy/clip_malgache-0-0-ok-te_ahita_anao-tsiakoraka-165-0-0.html

Na hirotsaka aza, ny oram-baratra
Ny tananĂ nao tsy maintsy tongako
K'aza mbola hidiana ny varavaranao
Fa androany aho, te ahita anao
Raha tsy mandalo aho ny maraina
Dia ny hariva indray aho andrandraina
Fa androany aho te ahita anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108