Miala tsiny fa tsy mahay manoratra tondro-peo fa ny tonony ihany, kanefa io misy clip dia henoy ao e!
http://www.gasykamanja.com/clip_gasy/clip_malgache-0-0-ok-te_ahita_anao-tsiakoraka-165-0-0.html
Na hirotsaka aza, ny oram-baratra
Ny tananànao tsy maintsy tongako
K'aza mbola hidiana ny varavaranao
Fa androany aho, te ahita anao
Raha tsy mandalo aho ny maraina
Dia ny hariva indray aho andrandraina
Fa androany aho te ahita anao.