vavaka fafah mahaleo

1. kantokoely ( 29/02/2008 11:50)
Mety misy mahafantatra ve? nareo mpandalo eto we aiza no mety ahitana na hividianana cd an'i Fafah midera an'i Tompo fa tena mahafinaritra be ny mihaino azy satria hatramin'izao dia ny ao amin'ny daily foana no henoina dia misaotra indrindra o!
2. diamondra27 ( 29/02/2008 13:15)
en attendant aloha de mba ankafizo ato izy e!

http://diamondra27.skyrock.com/7.html , de pey aoriany io koa misy azy

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.8702