Ministera

1. Papoose ( 28/02/2008 06:35)
Mahita @ vaovao foana za fa sahirana ny mpilalao gasy @ fandehanana @ comptetition internationale @ famatsiana ara-bola.
ray zao le cas na equipe na boule dia manaraka ndray ty le equipe na box moa izy teo, t@ gazety afak'omaly le hoe nanaiky ihany le ministera handoa ny frais fa tsy hisy coach, fa tsy haiko moa zay niafarany tao
Dia manontany tena aho hoe fa maninona no tsy manaiky le ministera?tsisy sosy v sa ahoana?
Nefa mba efa lasalasa @ dingana ambonimbony ihany tsika fa tsy dia hoe tsisy atokona!
2. ikaretsaka ( 28/02/2008 15:17)
ny ahy ny mahagaga ahy amin'io fotsiny dia hoe ilay sport efa hay fa tsy de assure loatra ny hahazoantsika amboara sy titres mondiaux no mbola handaniana ny budget an'ny ministera..

fa iretsy sport sasany tsy rarahiana mihitsy raha tsy iny fa tafaverina miaraka @ amboara ilay athlete... rehefa avy niantoka ny 99% avy any am-paosinyy, no ireny vao dradradradraina
3. Papoose ( 29/02/2008 02:30)
mamapalahelo:evil:
4. ainaheri ( 01/03/2008 00:45)
Lay izy ngamba ry ika notenenina we manaova resy dian'ny voloany elisany @ zay tsy mandany vola b lotra :-D:-D:-D

Ny mampalaelo d misy firenena mahantra noho isika nefa mahavita mandefa ny mpilalaony mankany ivelany:roll:8O
5. Papoose ( 01/03/2008 06:19)
ka betsaka ny any amintsika no tia kely
6. ikaretsaka ( 01/03/2008 15:04)
otran'ny tsy mitombona le raisonement an'ialahy ra aina hery a.. jeren'ialay izao ilay mpanao boules miala vola am-paosy ireny, efa tsy manana izy nefa vao mainka rehefa tsy raraka mihitsy dia mila mandany vola ihany satria mitohy ny fijanonany amin'ilay tanana (raha raraka izy ohatra dia 2 jours de mody.. ity izy tafita foana)
nefa ry zalay tsy resy ary handany vola ve letsy de vola am-paosy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1642