zistoira: Lehilahy misy tromba
2. tess
(
25/02/2008 12:58)
simp. averiko eto mitsy lay izy amzay voavakiko tsara an!:wink:
tena tsssssss misy biby oul mitsy ka!:{
Anio, 25-02-2008 l Laharana : 2993
vaovao misongadina 25-02-08
Lehilahy misy tromba
Nokendainy ilay zazakely dia nohaniny ny lelany sy ny filahiany
Sendra tsy tao an-trano ny raiamandrenin’ity zazakely ity ka nobatainy nentina tany anaty alan-kafe ary tany no namonoany azy.
Raha iny mbola natory tsara teo ambony fandriana iny ilay zazalahikely, tokony ho herintaona monja eo, no nobatain’ilay rangahy ary nentiny tany anaty alan-kafe. Nokendainy ho faty io zaza io avy eo. Nipotsaka ny lelan’ilay tsy manan-tsiny ka avy hatrany dia novonjeny nohanina niaraka tamin’ny molony. Tsy vitan’izany ihany fa mbola nohaniny ihany koa ny filahiany. Rehefa afa-po tamin’izany izy dia navelany teo ny fatin’ilay zaza ary nandeha niverina tany an-trano toy ireny tsy nanao na inona na inona ireny. Ny alakamisy lasa teo no nitrangan’izany tao amin’ny tanànan’Ampatana-Sambava. Araka ny fanazavàna azo dia ipetrahana tromba maromaro ity rangahy nahavanon-doza ity ka ndeha hitsabo tena no niantranoany tao amin’ny raiamandrenin’ilay zaza.
Nofantsihana
Tokony ho 30 taona eo ity rangahy ity ary monina any Andapa, izay nilaza fa hitsabo teny ao Sambava. Nony tonga tao Manakana-Sambava anefa izy dia nijanona aloha ary niantrano tao amin’izy mianakavy kely ireto. Rehefa nilazany ny nanjo azy ireo dia nandray azy. Ny ampitson’io anefa dia nandeha nankany an-tsaha izy mivady tompon-trano ka najanona niaraka tamin’ilay rangahy vahiny ny zanany. Tamin’izay indrindra no nanararaotany nanaovana ity habibiana mahatsiravina ity. Vao nahita ny nanjo an-janany ilay rangahy tompon-trano dia nentin-katezerana mafy ka avy dia nofantsihany teo amin’ny lohany io nahavanon-doza io ka maty. Efa eo am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana ny raharaha.
R.C /Mamy Augustin

4. yonikafopl
(
25/02/2008 14:04)
ka efa maty voafantsika izy zany nge ry tess eee
fa beurk beeeuuhhh
fa beurk beeeuuhhh
7. tess
(
25/02/2008 15:21)
ié tena misy ireny ka! fa ilay hoe mihinana filahiana sy lela ary molotra no toa mbola tsy hary naheno anzany aho!
8. ikaretsaka
(
25/02/2008 15:54)
le misy aloha misy... fa le izy mihina raha tsa hay io de vaovao amiko koa
9. simplex
(
25/02/2008 16:12)
fa mety hifindra any @ le ranga nanatsatoka fantsika azy ndray zao le tromba oo? :)
tsy manakivy an'le vadiny ah, in aza zao no mety hohanininy :roll::-w:@
11. ainaheri
(
25/02/2008 21:04)
za ra manaikitra mba zvtr'afa kosa e:roll::lol::-D:-Dfa tsy any @ tsy mahay maka any an'ny lery no narapany gggggrrrrrrrrrrrr:twisted:
12. LazaDaddy
(
26/02/2008 05:15)
kelly13:Ka ity lazaintsika fa tromba tromba ity anie ka zava-doza e. Tsy hitako ny maha samihafa an'io amin'ny olona nipetrahan'ny demony tamin'ny andron'i Jesosy (Araka ny fanazavàna azo dia ipetrahana tromba maromaro ity rangahy nahavanon-doza ity ka ndeha hitsabo tena no niantranoany tao amin’ny raiamandrenin’ilay zaza.)
d le tromba v no naha cannibale azy?
ka najanona niaraka tamin’ilay rangahy vahiny (hitsabo tena) ny zananymifona aminao aho ry lanitra!!!
Vao nahita ny nanjo an-janany ilay rangahy tompon-trano dia nentin-katezerana mafy:oops:
13. ni81
(
27/02/2008 10:56)
Ka ity lazaintsika fa tromba tromba ity anie ka zava-doza e. Tsy hitako ny maha samihafa an'io amin'ny olona nipetrahan'ny demony tamin'ny andron'i Jesosy (Araka ny fanazavàna azo dia ipetrahana tromba maromaro ity rangahy nahavanon-doza ity ka ndeha hitsabo tena no niantranoany tao amin’ny raiamandrenin’ilay zaza.)
Marina mihitsy io lazain'i laza io, fa saingy @ oul mpankasitraka io tromba io dia tsy manaiky izany ry zareo.
Manana namana aho, taloha izy dia nisy tromba, fa rehefa tena nivavaka marina izy dia niala taminy io fanahy io. @ zao fotoana izao indray izy tsy nivavaka intsony mihitsy, fa dia niverina aminy indray ilay fanahy. Tsy tia miditra @ toerana fivavahana intsony mihitsy izy zao.
15. ni81
(
28/02/2008 08:59)
Any dago ianao sa aty ivelany? atoroko toerana ahitana olona mpanao tromba mantsy no anton'io.
16. Mandefitra
(
28/02/2008 09:21)
Anontanio an' i Tontavao sy Soanja fa ry zareo no mpiaro ireny fomban-drazana ireny. :)
Ny tromba, ny doany, ny fanahin'ny razana etc ...
Fa zay olona hipetrahan'ireny aloha de mijaly, sady tsy tompon'ny tenany ...
Nisy notantarain i Ronaldo09 koa t@ gazety ihany hoe, nohaniny ny atidohan'le maty ...:twisted:

18. ari.malala
(
29/02/2008 08:13)
ni81, za aty Dago saingy tsy mila ilay toerana fa mba te hahalala ftsn we otran'ny aona izany olona mietsika tromba izany. Tam 92 za naita mpanandro zay d otran'ny mitsinjatsinjaka tsy hay tsy hay zany le oul d ts haiko we otranzany v le mietsika tromba sa aona
19. ni81
(
01/03/2008 07:25)
Efa nahita ianao zany kay! fa miolankolana na manifikifi-doha mitsinjatsinjaka ny oul mihetsika tromba. Matetika raha lava volo izy(vavy) dia iny volony iny, randraniny dia akifakifany mafy sady miteniteny zavatra be dia be izy, ary misy moa ireo mametraka fanontaniana. Dia rehefa vita izany rehetra izany dia tena malemy mihitsy ilay oul misy azy indray² satria reraka ny asa be natao teo! Fa toa hoe tsy misy tadidiny hono ny niseho rehetra sy nataony teo avy eo.:roll:
20. tsiambaratelo
(
26/09/2008 14:25)
tess:
simp. averiko eto mitsy lay izy amzay voavakiko tsara an!:wink:
tena tsssssss misy biby oul mitsy ka!:{
Anio, 25-02-2008 l Laharana : 2993
vaovao misongadina 25-02-08
Lehilahy misy tromba
Nokendainy ilay zazakely dia nohaniny ny lelany sy ny filahiany
Sendra tsy tao an-trano ny raiamandrenin'ity zazakely ity ka nobatainy nentina tany anaty alan-kafe ary tany no namonoany azy.
Raha iny mbola natory tsara teo ambony fandriana iny ilay zazalahikely, tokony ho herintaona monja eo, no nobatain'ilay rangahy ary nentiny tany anaty alan-kafe. Nokendainy ho faty io zaza io avy eo. Nipotsaka ny lelan'ilay tsy manan-tsiny ka avy hatrany dia novonjeny nohanina niaraka tamin'ny molony. Tsy vitan'izany ihany fa mbola nohaniny ihany koa ny filahiany. Rehefa afa-po tamin'izany izy dia navelany teo ny fatin'ilay zaza ary nandeha niverina tany an-trano toy ireny tsy nanao na inona na inona ireny. Ny alakamisy lasa teo no nitrangan'izany tao amin'ny tanànan'Ampatana-Sambava. Araka ny fanazavàna azo dia ipetrahana tromba maromaro ity rangahy nahavanon-doza ity ka ndeha hitsabo tena no niantranoany tao amin'ny raiamandrenin'ilay zaza.
Nofantsihana
Tokony ho 30 taona eo ity rangahy ity ary monina any Andapa, izay nilaza fa hitsabo teny ao Sambava. Nony tonga tao Manakana-Sambava anefa izy dia nijanona aloha ary niantrano tao amin'izy mianakavy kely ireto. Rehefa nilazany ny nanjo azy ireo dia nandray azy. Ny ampitson'io anefa dia nandeha nankany an-tsaha izy mivady tompon-trano ka najanona niaraka tamin'ilay rangahy vahiny ny zanany. Tamin'izay indrindra no nanararaotany nanaovana ity habibiana mahatsiravina ity. Vao nahita ny nanjo an-janany ilay rangahy tompon-trano dia nentin-katezerana mafy ka avy dia nofantsihany teo amin'ny lohany io nahavanon-doza io ka maty. Efa eo am-pelatanan'ny mpitandro ny filaminana ny raharaha.
R.C /Mamy Augustin
Mampalahelo kou le vaovao.Tsy fidiny anléry ny namono lay zaza,ireny angaha tsy afaka ny mpivavaka manala devoly ireny e.