ny zava-tsoa azo t@ sera

1. todisoa2 ( 22/02/2008 14:59)
hono hoaho, afaka mlaza v nareo fa tena nahita soa tato @serasera.org?
Fantan mila valn mlay beuhhhh
novalian'i todisoa2 ny 25/02/2008 09:17
2. Veloo ( 22/02/2008 16:17)
Misy tokotrany ka,
za tato no nahita namana betsaka ary efa nifankahita tamiko, ndray2 za no nande nijery azy any tany lavitra any.. hihihi
ndray21 ry zareo no mankaty amiko...
tato aho no nahare hiragasy volohany t@ vonahita ny sera2
tato ko aho no nahita ny olona tena tetu hihihihihi
3. ikaretsaka ( 22/02/2008 17:14)
ie.. soa maro dia maro maro de maro.. na ny contacts hita tato fotsiny aza, hoe samy manalazy ato fa kay rehefa tena tafaraka misy zavatra bedebe hoe mitovy asa, mitovy sekoly nianarana, nitovy tany niaviana (samy vakinankaratra ohatra), samy tia taranja iray (manao kanetibe ohatra)

misy namana tena tsy nifankahita raha tsy teny ambony dabilio ampolontaonany lasa, dia teto no nifankahita...

misy ny nitovy feelings dia niaraka, niteraka, sns...

dia nisy namana nitovy ambitions dia nahavita nanangana assoc kely, ekipa. sns mihitsy... ny ambiansa manginy fotsiny..

4. Papoose ( 22/02/2008 18:12)
ato ko no nahitako ohabolana mampime be!!zay no nahatamana ahy niditra tato velou, mamaky an'ireny fotsiny de zay vao nsitritsikitra tanaty forum sns
5. naughtyboy ( 22/02/2008 18:16)
za kalo de mahazo fafiny foana ato fa de isaorana daoly sika rehetra ary matetika=))=))=))=))
6. Veloo ( 22/02/2008 18:20)
zay no nahatamana ahy niditra tato velou, mamaky an'ireny fotsiny de zay vao nsitritsikitra tanaty forum sns


:-w:-w:-w:-w:-w
Kelly apio aho hihihi

Papoose a misaotra aky a:-*
7. Papoose ( 22/02/2008 18:28)
veloo, "voalohany" no tiko tenenina @le "velou" hihiihihihi:-*
8. Veloo ( 22/02/2008 18:31)
miciiiiiii aky a^:^^:^^:^
9. Papoose ( 22/02/2008 19:23)
:wink:
10. kelly13 ( 22/02/2008 19:24)
veloo>tongava indray aty ndry d lasa indray zao ny kivanitika e, hihihi

za nahita ankizy tsy nampoiziko mintsy tato, ils se reconnaissent (cuhn :wink: entre autres)
11. Veloo ( 22/02/2008 19:38)
kelly zany ve? hihiihih ie tadidiko ka

ireny namana reny ve aky tsy ato doly zao? hihihih
12. Veloo ( 22/02/2008 19:39)
veloo>tongava indray aty ndry d lasa indray zao ny kivanitika e,


de ahona aky ny fomba hifankahitana? hihihi
13. kelly13 ( 22/02/2008 19:46)
refa mandalo marseille ndry d lazao za d mifankahita isika d ande mac do hahahahahahahaha sa KFC @ zay b menaka tsara tsika d tsy mihisatra tsony :-D:-D:-D
14. ikaretsaka ( 22/02/2008 23:21)
tsary vakinankaratra i veloo tsary mahay ny fiteny rehetra shefa otsotsan zay
15. mmmhh ( 23/02/2008 12:35)
efa tsisy atao iny de mi-forum fa tena afaka andro mintsy, sady ato ihany koa ny mba ahitana tononkira gasy.
Forum no tena matetika tsidihako ato, na de tsy andray anjara aza ndraindray fa mamaky fotsiny,
mahfinaritra be ka!!!!!
16. todisoa2 ( 25/02/2008 09:17)
mlay zan.rammmmh. au fait, in n dikanzan.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1812