Inona no mahatonga ny olona ho masika be"bitterness"?
1. niryna
(
17/02/2008 07:21)
Toa tsy misy teny azo hilazana io teny io.
Raha ilay teny hoe bitter mantsy dia mangidy no hilazana azy fa raha ny toetra hilazana azy dia ireny olona lozabe na masika be ireny angamba e?
Inona no antony mety mahatonga ny olona ho lozabe?
Raha ilay teny hoe bitter mantsy dia mangidy no hilazana azy fa raha ny toetra hilazana azy dia ireny olona lozabe na masika be ireny angamba e?
Inona no antony mety mahatonga ny olona ho lozabe?
novalian'i endrika01 ny 13/05/2008 14:11
3. ainaheri
(
17/02/2008 08:58)
Misy facteur maro tokony isehoan'zany;mety eo @ toe-pahasalamany,eo ko ny @ lafin'ny fiainana,sy ny maro hafa tsy voatanisa
4. fahamarinana
(
17/02/2008 10:24)
:arrow:mitovy hevitra amin'ny ainaheri koa za eto.ainaheri zao ohatra ndraindray lasa biterness:wink: nefa lazaiko any niryna fa olona mahafinaritra be ,mahafinaritra daholo nareo dahy na mifampiady hevitra lava aza fa tsy miady akory :-D:-*.Kiss ainaheri sy niryna(l)
5. ainaheri
(
17/02/2008 11:52)
Ny hvtr no somary mifanintona kely fa eto tsisy miady zany ka;Tsy manampahavalo @ iza na iza aho ary ko tsy hanangam-pahavalo @ iza na iza Fahamarinana kiss b toi:-* d niryna ko
6. tess
(
17/02/2008 11:57)
raha vavy masika am tsy antony de mety tsy ampy lahiny izy izay! mitady lahy:°)
7. ikaretsaka
(
17/02/2008 12:58)
tsy ampy meditation ..tsy ampy sport .. tsy ampy humour..tsy ampy equilibre
8. ainaheri
(
17/02/2008 15:28)
tess:
raha vavy masika am tsy antony de mety tsy ampy lahiny izy izay! mitady lahy:°)
=))=))=))
9. tess
(
17/02/2008 19:39)
:°) marina io ka!:wink: kizitina masika am tsy antony de io zay no manky!
matetika mantsy reny tsy manana lahiny reny no tena masika:-P
matetika mantsy reny tsy manana lahiny reny no tena masika:-P
10. cutie
(
17/02/2008 20:24)
tsy reny oul masiaka be reny ndray no fahazahoako ny bitter fa le oul tsy mahita afa-tsy ny negatif any amin'ny oul foana. Le oul tsy mba positif @ fiainana fa be taraina sy mora kivy ka na zavatra tsara aza de avadika ho zavatra ratsy foana.
11. ikaretsaka
(
17/02/2008 23:45)
dia ny conclusion anie iznay dia tsy fahampiana (en manque izy) @ ilay lafiny anankiray maha bitter azy iny e
Misy izany ny tsy ampy vavy na tsy ampy lahiny
tsy ampy positivity
tsy ampy equilibre... sns...
dia ampio ko!
Misy izany ny tsy ampy vavy na tsy ampy lahiny
tsy ampy positivity
tsy ampy equilibre... sns...
dia ampio ko!
12. cutie
(
18/02/2008 01:00)
tsy voatery ho tsy fahampiana ry Ika fa mety nandalo experience ratsy le oul t@ fiainany :)
13. niryna
(
18/02/2008 05:01)
menalamba:
Mety ho mpisotro mangidy isa-maraina izy ...
ka ilay bitterness anie avy amin'ny teny hoe mangidy e.Bitter=mangidy
ahoana hoy ilay mpivarotra mangidy sy mpivarotra tantely?
mangidy ? any ambavan'ialahy .hi,hi
14. niryna
(
18/02/2008 05:04)
ainaheri:
Misy facteur maro tokony isehoan'zany;mety eo @ toe-pahasalamany,eo ko ny @ lafin'ny fiainana,sy ny maro hafa tsy voatanisa
tena marina mihitsy izany,ity indray mitoraka ity tsy hoe mangidy ny vava a ? hafa ilay olona marary ny aferony dia mangidy ny vavany :roll:
Zavatra maro tokoa no mety mahatonga ilay olona ho loza be,mora tezi-dava,mora tohina,tsy azo hiadian-kevitra, izay vava avoakany dia feno fankahalana na manana attitude negative be mihitsy izy,tsy mba faly ,manjombon-kendrika lava,tsy hita hoe mirana ny tarehiny. :cry: fa asa aloha raha mba mora mitomany ?
15. niryna
(
18/02/2008 05:08)
fahamarinana:
:arrow:mitovy hevitra amin'ny ainaheri koa za eto.ainaheri zao ohatra ndraindray lasa biterness:wink: nefa lazaiko any niryna fa olona mahafinaritra be ,mahafinaritra daholo nareo dahy na mifampiady hevitra lava aza fa tsy miady akory :-D:-*.Kiss ainaheri sy niryna(l)
izany ve ,tsy maninona ny miady hevitra ka,izaho indray dia lazaiko an'i fahamarinana fa tsy manome tsiny ny olona milaza ny heviny aho.
Ny olona izay mora tezitra lava sy tsy mahazaka ohatra hoe miteny izao ainaheri dia tsy tiany izay teneniny dia feno fahatezerana ao anatiny ary mivoaka ao anatin'ilay soratra ilay izy,ireny ny ahy no tena mampalahelo ahy.Mandalo amin'izany daholo isika fa ny fiainana mila hianarana,ary mahazo hovaina ilay toetra.
misaotra aky fahamarinana a, :-* an'i ainaheri
16. niryna
(
18/02/2008 05:13)
ainaheri:
Ny hvtr no somary mifanintona kely fa eto tsisy miady zany ka;Tsy manampahavalo @ iza na iza aho ary ko tsy hanangam-pahavalo @ iza na iza Fahamarinana kiss b toi:-* d niryna ko
marina tokoa izany sady izao koa anie e,raha hatezerana no hidirako eto ohatra,iza no andany andro amin'izany eto,tsy aleoko mijery TV.Ny ahy ny tarigetrako ary zavatra nananako hatramin'izay dia ny fizarana zavatra ho an'ny olona.Tsy mitazona irery aho fa zaraiko izay mandray sy te hampiasa azy,raha nety tamiko mety mandaitra ny hafa ,raha tsy mandaitra ny hafa raha sendra manana namana tandrify an'izany dia iny no omeny.Toy izany anie no fianarantsika rehetra e,iza no nahay tany an-kibon-dreniny? nianarana daholo ny fiainana rehetra. :D ary mbola mianatra hatramin'izao mandra-piletiky ny maso. sa ahoana ry ireto ? :D
17. niryna
(
18/02/2008 05:26)
tess:
raha vavy masika am tsy antony de mety tsy ampy lahiny izy izay! mitady lahy:°)
endrika iray koa io ary mianatra mitia ny tena no zava-dehibe voalohany,tsy afaka mitia olona raha tsy mitia ny tena aloha.Misy maro anefa no tsy tia ny tenany,ny orona ,ny bika,ny tarehy,ny volo,ny hoditra,ny razana ary indrindra ny toetra.Ohatra ihany ireo a.
Fitiavana no tena zava-dehibe iray voalohany amin'ny fiainantsika:mahatsiaro fa misy mpitia,mahatsiaro fa olona irery,mahatsiaro fa toa tsy misy mitia na miraika,ary matetika dia miaina ao anaty fiainana feno alahelo,hatezerana ,mitahiry ny ratra ,tsy mety mitia olona intsony,ary tsy mety mamela ny olona izay noratraina na nandratra.Sarotra ireo saingy mila ezaka ilay izy,raha tsy voavaha dia mitarika ilay mangidy mahazo an'ilay olona :arrow:mivadika zavatra hafa avy eo. Ireo no resaka ataon'ny olona matetika amiko,tsy afaka hamela aho fa tsy mety ny saiko ,angaha adinoko ny nanaovan'iny ahy ,sns.... ary dia hitanao fa miakatr'afo mihitsy ilay olona,tsara anefa ny manana olona hiresahana fa maivana ilay izy avy eo indray hoy ry zareo.
Nisy niteny fa raha misy olona roampolo hoy izy dia ny iray ihany no tia azy :roll: ary ny sisa mandratra azy :cry:
Dia hoy izy indray hoe jereo anie ny oroko e? Maninona hoy aho? mila plastique surgery fa mivelatra be :roll: kanefa aho mijery an'ilay orony tsy mahita an'izany.. fa normale :D:D
18. niryna
(
18/02/2008 05:32)
ikaretsaka:
tsy ampy meditation ..tsy ampy sport .. tsy ampy humour..tsy ampy equilibre
marina izany ary ireo zavatra tanisainao ireo no vao maika tsy ataony ,tsy manana zavatra mahafaly azy izy indraindray,ary raha tsy mitandrina dia lasa miteraka depression ilay izy.Mihidy ao an-trano ao anaty maizina rehefa tena lasa grave be,mifoka sigara tsy mitsahatra,tsy miraharaha ny tenany intsony koa hoy ny sasany ary te ho faty mihitsy aza fa tsara ho ahy hoy izy ny maty :roll: dia tsy mahavaha-tena .Tsy mandro,tsy mahatsiaro hoe iny akanjo iny anie efa noentiko natory dia iny ihany no entiny avy eo.Dia manome tsiny ny tenany foana amin'izay zavatra mitranga amin'ny fiainan'ny fianankaviany na ny hafa.
Misy indray kosa miakanjo tsara a ,ary mahasosotra azy daholo izay manodidina azy ary toa misy tsininy sy misy kelemany daholo ary matetika aza toa miady aminy daholo koa ny olona.
Ahoana tokoa re raha te hanampy azy ny hafa e,mety mandray ve izy?
20. niryna
(
18/02/2008 05:52)
tess:ary misy koa ny lahy be fitiavana ny reny loatra ka tsy mahafoy ny reny dia tsy mety manambady intsony,dia lasa manana toetra malahelo lava kanefa tsy fantany hoe inona no antony :roll: saingy na firy taona izy na firy taona dia ny mamany ihany no resahiny :D:D
:°) marina io ka!:wink: kizitina masika am tsy antony de io zay no manky!
matetika mantsy reny tsy manana lahiny reny no tena masika:-P
Ireto misy karazany fototra mahatonga ny olona ho loza be
* raha kristiana izy ka mivavaka dia eritreretiny fa tsy mety mamaly vavaka Atra dia miteraka fahatezerana sy fankahalana ary fanomezan-tsiny amin'ATra izy(hialako tsiny raha misy resaka fivavahana kely a,io koa manko no antony iray mahatonga ny olona miala amin'ny fivavahana)
*misy hatezerana ao anatiny:misy zavatra tsy tiany ho resahina amin'ny olona:toy ny zaza mbola kely nisy nametaveta,na nisy nanafosafo na nolalaovin-drainy (molest) na fianankaviana,na nisy zavatra nahazo azy ka afeniny sy koboniny irery kanefa mikiky ao am-pony ilay valifaty ,tsy afaka ny hamaly faty izy ohatra,ny ankizy nilaozan-drainy mbola kely no tena betsaka voa an'io ary miteraka fankahalana ny rainy izany ary mety tsy tia manambady intsony koa fa matahotra ny nahazo ny reniny .Na hoe hamalifaty ny ray rehefa lehibe .Raha lahy moa no nisy nanimba(ny ray ,ny dadatoa,ny mpitondra fivavahana ,ny mpampianatra,feno ireo, dia vao maika izy miaraka ny lahy,ary tsy tia vavy,raha vavy indray (izay ngezabe na eiritreretany fa tsy misy mpitia dia lasa miaraka vavy izy(mitovy eritreritra aminy) fa tsy tia lahy,na mifanohitra an'izany :cry: santionany ireo a,fa tsy voatery hoe tsy maintsy.
* be fanahiana amin'ny fiainana (dia ireny olona izay ao anaty sainy dia negatif foana),matetika isika dia negatif no ao antsaina voalohany a,fa afaka manova ho positif isika .(too much doubts na be doutes)
*Ilay voalazako tery aloha hoe tsy mety mitia olona satria voafitaka,na nisy nahazo ilay olon-tiany dia tsy afaka niaraka ,ary koa lazainy fa ratsy izy na tsy misy tia azy ny olona.
*ilay notenenin'ny namana hoe mety marary ny vatany,mety tsy mba afaka mandeha toy ny rehetra ohatra na physically na mentally ,dia miteraka hatezerana ho azy izany fahavoazany izany,na efa taloha na nisy vao haingana,fanomezantsiny.Matetika dia lasa mivoraka be ilay olona satria mitady zavatra eritreretiny ho mampifaly azy izy dia :miam: .:oops::cry: