Maro ireo mandany andro @ fivavahana nefa...
1. rakapy
(
16/02/2008 06:05)
Maro tokoa ireo olona izay mandany andro sy ron-doha @ fivavahana sy finoana nefa ny olana mianjady @ mpiara-belona azy izay eo ambany masony aza dia hodiany tsy hita na jerena akory. Mahay ny toko sy andininy sy izao tantaran'ny fiangonana rehetra izao nefa tsy hainy ny mampiatra izany eo @ fianana. Dia manatena mafy fa hahazo ny fanjakan'ny lanitra.
novalian'i tommykyle ny 26/03/2008 16:46
2. ainaheri
(
16/02/2008 07:32)
io no fantany fiarovana tsara indrindra hanafenany ny ratsy ataony,hozy hiran'iAdeline zay;Vavaka mihambahamba.............
3. rakaroka
(
16/02/2008 10:28)
Ny tena "blem" amin'ity "passion" iray ity anie, be ny zavatra atrehina sy tokony omanina face amin'ny
"mondialisation" izao indrindra, ny zanaky ny olona amin'ny firenena maaaaro dia ampitomboina ny "initiation"n-javatra tokony ampahafantarana ny ankizy mbô hahafahany mba manana "chance" misimisy amin'ny fiatrehany ny fiainany aoriana, rahateo tsy
betsaka déboucué anie ny "Evanjelistra" aty aminay aty!Koa mba "PREPARE-O" tsara re rey olona ny "Avenir"
hoe eto an-tany ka hatrany an-danitra fa tsy tonga dia mitsambikina "any an-danitra fotsiny" dia tsary niatrika loatra ny fianan-tany tahaka ny voalaza eto.

4. la
(
16/02/2008 11:43)
rakapy> marina mintsy zany ary ny mampalahelo indraindray dia mody io fivavahana io no averim-brtiny aminao fona entiny hanaronana ny ratsy ataony!
Na dia zany aza dia tokony hiezaka ny tsirairay hanao izay fantany fa mety sy tsy manala-baraka an'Atra! ohatra enao zao matoa mahita izany de azo heverina fa tsapanao fa tsy mety ilay izy dia mba miezaka enao tsy manao izay zavatra tsy mety izay.
Tsy tokony ipetraka mantsy ilay hoe"izy aza pivavaka manao zao sy zao..." fa ny tsirairay no samy miezaka manao ze heveriny fa mety satria ny tsirairay no andray ny vokatry ny ataony avy

5. ikaretsaka
(
16/02/2008 12:14)
rakapy:
Maro tokoa ireo olona izay mandany andro sy ron-doha @ fivavahana sy finoana nefa ny olana mianjady @ mpiara-belona azy izay eo ambany masony aza dia hodiany tsy hita na jerena akory. Mahay ny toko sy andininy sy izao tantaran'ny fiangonana rehetra izao nefa tsy hainy ny mampiatra izany eo @ fianana. Dia manatena mafy fa hahazo ny fanjakan'ny lanitra.
Marina izany Rakapy..
izany ny ahy no hijereko ny lafiny hoe any amin'ny ny humanitaires sy ny mpanasoa ny mpiara belona aminy aloha voalohany .dia rehefa mandeha ny any dia izay aho vao miha liana amin'ny finoana.
Ny ahy izay ny tantarako, izay no conversion-ko.
tsy ny wawawa an'i dadabeanay pasitera no nitondrako ny baolina sy nahatonga ahy ho nino, fa ny asan'ireo mompera sy masera t@ mpiara belona manodidina (action humanitaire). Ny nijery an'i Pedro sy ny nataony no naha roboka sy liana ahy kokoa nohon'ny nihaino an'i pasy sy ireny le mitondra baiboly mi8 wawawa ireny
fa raha nitoriana teny aho ngamba ohatran'izay de mbola ....
6. xxx
(
16/02/2008 20:08)
ny ampahafirin'ny @ fiainan'ireny olona ireny no fantatrareo hahafahanareo mamoaka ny tsoa-kevitra toy izao ?
8. ainaheri
(
16/02/2008 22:27)
natsiaro votsindrona ngah xxxx,zava-marina io fa tsisy ampahany ampahany zany:roll:
9. ikaretsaka
(
16/02/2008 22:43)
misy fahamarinany kosa io voalazan-drakapy io na jerena par simple observation @ saina tsy mianagatra aza
10. rakapy
(
16/02/2008 23:38)
napetrako moa ity lohahevitra ity ry havana satria dia hitako fa maro tokoa isika eto @ ity forum fivavahana sy finona ity no tena efa lasa lavitra @ famakiana ny andininy sy izay voarakitra ao anaty baiboly ao.Misy koa ireo izay mahafantara sy nandalina ny momba ny tantaran'ny fiangonana sy ny finoana. Tena tsara sy mahafinaritra tokoa izany rehetra izany nefa ve ilaina daholo izany vao hafaka ny hanao soa sy hamomnjy ny mpiara-belona aminao ianao? Ny fahitako azy mantsy dia tsy te halala ny mpiara-belona aminy ny Kristianina eto @ forum fa ny fiadina hevitra momba ny lalana ho any am-paradisa no mafotaka. Izay midika ho fitiavan-tena amiko. Dia miheritreritra ve ianao fa ho tian'A/tra satria afaka mitanisa izay voasoratra ao anaty baiboly? Dia miheritreritra ve ianao fa ho tian'A/tra satria mahay ny tantaran'ny Kristianisma? Sa theorie tsisy pratique no pasipaoro hitadiavanao an'A/tra?:{:{:{:{:{:{
11. ikaretsaka
(
16/02/2008 23:44)
amiko tsy voatery.efa nisy resaka nataoko momba izay tato efa elaela ihany izay, nilazako hoe tsy voatery fa manampy kosa ny hahaizana sasany ihany hanampy hahavita io asa fitiava-namana io...
12. rakapy
(
16/02/2008 23:57)
Io anie ry Ika dia simple base de concience fotsiny de ampy hitiavanao sy hanaovana asa soa eo @ mpiara-belona fa tsy ilana izay filirony sy detail momba ny baiboly sy ny tantarany e!
13. ikaretsaka
(
16/02/2008 23:59)
amiko foa mba hamitana izay base de conscience izay ka (amiko ho'a an) amin'izay afaka manao koa ilay olona nanaovana asa soa de mitohy hatrany
14. rakapy
(
17/02/2008 00:39)
I Gandhi ve hoy ianao nianatra baiboly ka nefa nahavita be teo @ fiarahamonina?
15. rijadolly
(
17/02/2008 06:36)
Isika rehetra angamba dia samy manaiky fa ilaina==>
Ar10 ny eo an-tanako,ny azoko atao dia olona iray no azoko omena an'iny fa tsy olona 10 handatsana azireo.Tsy tonga tany aminay akory ilay fanampiany nefa any aminay koa misy mahantra nefa miseho ho mpivavaka éry.
Père Pedro(miala tsiny ra diso ny fanoratako azy fa tsy tadidiko)dia maro tokoa ny soa ataony amin'madinika.Nefa voafetra ihany izany amin'fahafahana ilaina hanatanterahana izany.Tsy azotsika tsaraina amin'izany anefa izy hoe tsy manao na hoe miangatra; ny hafa anaovana ny sasany tsy tadiavina.
Sao dia manao ihany ilay Mpivavaka be sy mahalala ny toko sy andininy sa tsy manao mihitsy izy?
Maro tokoa ireo olona izay mandany andro sy ron-doha @ fivavahana sy finoanaTsy atao mampihembotra antsika manao izany anefa ny fanankianana sy fanandroandroana ataonay.
xxx:Marina ny azy
ny ampahafirin'ny @ fiainan'ireny olona ireny no fantatrareo hahafahanareo mamoaka ny tsoa-kevitra toy izao ?
Ar10 ny eo an-tanako,ny azoko atao dia olona iray no azoko omena an'iny fa tsy olona 10 handatsana azireo.Tsy tonga tany aminay akory ilay fanampiany nefa any aminay koa misy mahantra nefa miseho ho mpivavaka éry.
Père Pedro(miala tsiny ra diso ny fanoratako azy fa tsy tadidiko)dia maro tokoa ny soa ataony amin'madinika.Nefa voafetra ihany izany amin'fahafahana ilaina hanatanterahana izany.Tsy azotsika tsaraina amin'izany anefa izy hoe tsy manao na hoe miangatra; ny hafa anaovana ny sasany tsy tadiavina.
Sao dia manao ihany ilay Mpivavaka be sy mahalala ny toko sy andininy sa tsy manao mihitsy izy?
16. niryna
(
17/02/2008 07:51)
rakapy:
Maro tokoa ireo olona izay mandany andro sy ron-doha @ fivavahana sy finoana nefa ny olana mianjady @ mpiara-belona azy izay eo ambany masony aza dia hodiany tsy hita na jerena akory. Mahay ny toko sy andininy sy izao tantaran'ny fiangonana rehetra izao nefa tsy hainy ny mampiatra izany eo @ fianana. Dia manatena mafy fa hahazo ny fanjakan'ny lanitra.
koa inona no olana aminao izay mahita tsikerana ny hafa no tsy manao? angaha natokana ho an'ny kristiana ihany ny fanampiana ny mpiara-belona :D:D .Inona no atao mba ahazoana ny fanjakan'ny lanitra? Mino an'i kristy,mifona aminy ary mibebaka amin'ny ratsy rehetra izay natao. Isaia 1:18
Raha i kristy mpamela heloka ary vonona ny handray ny rehetra izay miverina aminy dia hianao indray ve no hilaza fa manantena ny hahazo ny fanjakan'ny lanitra ireny olona ireny ? :cry::cry: Mino fotsiny ihany dia vonjena hianao sy ny ankohonana.
niryna:
tsy hitako izay hankarary saina amin'izany raha izaho ,olona toy antsika ihany izy ireny saingy tsy naharitra ny fakam-panahy.
Maninona rehefa ny kristiana hoy aho no manao ny fanaon'ireo tsy mino toa variana ireo tsy mino kanefa ireo rehetra manao ratsy ,tsy mpino toa tsy mampiraika ny kristiana ?
sambatra kosa hianareo tonga lafatra koa. mahita hitsikerana ny fiainan'ny olona foana indrindra moa raha kristiana ka tsy mirehitra tsara ny jirony dia tadiavina hoe aiza ny jiro,raha mirehitra tsara indray dia hoe mandratra maso :D:D
izay tsy nanota tamin-tsika rehetra no aoka hitora-bato azy ireny. Hoy i kristy :D
17. pissoa
(
17/02/2008 10:45)
rakapy:
napetrako moa ity lohahevitra ity ry havana satria dia hitako fa maro tokoa isika eto @ ity forum fivavahana sy finona ity no tena efa lasa lavitra @ famakiana ny andininy sy izay voarakitra ao anaty baiboly ao.Misy koa ireo izay mahafantara sy nandalina ny momba ny tantaran'ny fiangonana sy ny finoana. Tena tsara sy mahafinaritra tokoa izany rehetra izany nefa ve ilaina daholo izany vao hafaka ny hanao soa sy hamomnjy ny mpiara-belona aminao ianao? Ny fahitako azy mantsy dia tsy te halala ny mpiara-belona aminy ny Kristianina eto @ forum fa ny fiadina hevitra momba ny lalana ho any am-paradisa no mafotaka. Izay midika ho fitiavan-tena amiko. Dia miheritreritra ve ianao fa ho tian'A/tra satria afaka mitanisa izay voasoratra ao anaty baiboly? Dia miheritreritra ve ianao fa ho tian'A/tra satria mahay ny tantaran'ny Kristianisma? Sa theorie tsisy pratique no pasipaoro hitadiavanao an'A/tra?:{:{:{:{:{:{
Raha hoe ny kristianina any ivelan'ny forum no noresahinao dia mety nitombina ihany, na dia tsy hitanao aza ny any anaty kapoakany. Fa raha hoe ny olona miady hevitra eto amin'ny forum kosa ... dia aza mampime rakapy a.
Fa angaha fantatrao ny anton'asan'ny olona miady hevitra eto no ho hasahianao mihevitra fa tsy miraharaha ny mpiara-belona aminy ? Sa isaky ny miady hevitra dia tinao soratany aloha hoe androany aho nanome ariary folo an'ilay mahantra ... izay vao mahazo miady hevitra amin'ny resaka finoana ?
:-D:-D:-D:-D:-D
18. ikaretsaka
(
17/02/2008 12:45)
tokony asiana presentation'nyanton'asa koa izany dia @ izay rakapy tsy miteniteny foana ve?:wink::roll:
19. rakapy
(
18/02/2008 01:01)
Fa firy isan-jaton'ny Kristianina no miady hevitra eto @ furum? Sa ianareo ireo ihany no atao hoe Kristianina?
Ka raha tsy ianao ilay voakasik'ilay resako dia tokony hampiantra izay maro voakasika. Sao dia atao tahaka ilay hoe misy ny gasy manakarena ka tsy mila fanampiana i Madagasikara!!!:-D:-D:-D