Maro ireo mandany andro @ fivavahana nefa...
21. rijadolly
(
18/02/2008 14:10)
rakapy:Rakapy à!mba vakio aloha anié ty é,dia avy eo sé manazava fa io no antony angamba hoy aho.
Fa firy isan-jaton'ny Kristianina no miady hevitra eto @ furum? Sa ianareo ireo ihany no atao hoe Kristianina?
Ka raha tsy ianao ilay voakasik'ilay resako dia tokony hampiantra izay maro voakasika. Sao dia atao tahaka ilay hoe misy ny gasy manakarena ka tsy mila fanampiana i Madagasikara!!!
napetrako moa ity lohahevitra ity ry havana satria dia hitako fa maro tokoa isika eto @ ity forum fivavahana sy finona ity no tena efa lasa lavitra @ famakiana ny andininy sy izay voarakitra ao anaty baiboly ao.Misy koa ireo izay mahafantara sy nandalina ny momba ny tantaran'ny fiangonana sy ny finoana. Tena tsara sy mahafinaritra tokoa izany rehetra izany nefa ve ilaina daholo izany vao hafaka ny hanao soa sy hamomnjy ny mpiara-belona aminao ianao? Ny fahitako azy mantsy dia tsy te halala ny mpiara-belona aminy ny Kristianina eto @ forum fa ny fiadina hevitra momba ny lalana ho any am-paradisa no mafotaka. Izay midika ho fitiavan-tena amiko. Dia miheritreritra ve ianao fa ho tian'A/tra satria afaka mitanisa izay voasoratra ao anaty baiboly? Dia miheritreritra ve ianao fa ho tian'A/tra satria mahay ny tantaran'ny Kristianisma? Sa theorie tsisy pratique no pasipaoro hitadiavanao an'A/tra?
22. pissoa
(
18/02/2008 16:34)
Rakapy : :-D:-D:-D:-D:-D
dia tadidio izay nosoratanao amin'ny maranaka !
rakapy:

23. rakapy
(
19/02/2008 05:16)
Ka inareo ireo anie no tonga saina fa ny reste no lazaiko fa tsy tonga saiana. Midika izany fa maro no mandany andro fotsiny:-D:-D:-D:-D
24. pissoa
(
19/02/2008 16:34)
Amiko manokana, na iray na maro, rehefa tsy fantatrao ilay olona - ary tsy mbola nanoratra teto hoe tsy te hahalala ny mpiara-belona aminy - dia mila dinihina lalina ny teninao hoe tsy te hahalala izy. Affirmation gratuite no fiantsoako ny teninao (mba tsy hitenenana hoe fitsarana black 'n white fotsiny) ! :b:-D:-D:-D
25. ikaretsaka
(
19/02/2008 16:55)
samy manao affirmation gratiote re nareo dahy fa pax vobiscum amin'izay e
26. fijo
(
19/02/2008 23:46)
pissoa minia tsy mahita ny marina matetika.efa mahazatra izay.
marina 99% io loahevitra ataondrakapy io

27. rakapy
(
20/02/2008 00:06)
Pissoa> Izaho aloha dia tsy hanonona anaran'olona na fikambanana satria mampiady. Ary ny olona izay manoratra eto koa anie ka tsy hilaza izay ratsy vitany fa miatsara velatsihy daholo e!
Fa tsy maninona raha izay no tianao fa ataoko hoe olo-marina sy tsy mpiatsara velatsihy daholo ny kristianina rehetra 100%:-D:-D:-D Izay! Faly ianao???

28. pissoa
(
20/02/2008 18:07)
Rakapy : Izaho angaha moa nangataka anao hanonona anarana na fikambanana e ! Ataoko inona moa izany ? Raha tsy novakianao tsara aza dia hoy aho teo hoe :
Izany hoe ny olona tsy fantatrao akory (tahaka ny eto amin'ny forum) no nitenenako anao mikasika ilay hoe tsy miraharaha. He izany izy hoe tsy fantatrao.
Tsy resaka hoe faly i Pissoa kosa angamba ny resaka eto ... Ary tsy resaka hoe fihatsarambelatsihy fa resaka tena precis be mihitsy amin'ny ataon'ny olona andavan'andro. Ny hevitrao amin'ny fitsaranao am-bolony ny forumistes tohanana fa aza avadika resaka subjective.
Fijo : siora aho fa tsy hainao akory ny zavatra toheriko ... :-D:-D:-D
Amiko manokana, na iray na maro, rehefa tsy fantatrao ilay olona - ary tsy mbola nanoratra teto hoe tsy te hahalala ny mpiara-belona aminy - dia mila dinihina lalina ny teninao hoe tsy te hahalala izy.
Izany hoe ny olona tsy fantatrao akory (tahaka ny eto amin'ny forum) no nitenenako anao mikasika ilay hoe tsy miraharaha. He izany izy hoe tsy fantatrao.
Tsy resaka hoe faly i Pissoa kosa angamba ny resaka eto ... Ary tsy resaka hoe fihatsarambelatsihy fa resaka tena precis be mihitsy amin'ny ataon'ny olona andavan'andro. Ny hevitrao amin'ny fitsaranao am-bolony ny forumistes tohanana fa aza avadika resaka subjective.
Fijo : siora aho fa tsy hainao akory ny zavatra toheriko ... :-D:-D:-D
30. rakapy
(
21/02/2008 01:17)
Pissoa > Tsara be ianao rehefa mahay misolo vava ny kristianina rehetra. Tsara koa rehefa tsy mahay mandray ny critique ataon'ny hafa.Tsara koa rehefa defensive.
Dia miala tsiny raha nanafitohina anao ny resako. Tena diso aho raha nahatsikaritra ireo izay nolazaiko sy tsapako t@ kristianina maro izay nifanerasera tamiko!:-D:-D:-D:-D

31. pissoa
(
21/02/2008 20:12)
:-D:-D:-D
Rakapy : Tena tsy mety aminao mihitsy angaha ilay mamaly fotsiny ny noteneniko fa tsy mamadika ny resaka hoe Pissoa izao na izao ? Tsy hisolo vava ny Kristianina mihitsy aho, manana ny vavany izy. And I'm not being defensive. Zavatra lojika no teniko anao, rehefa tsy fantatrao izy ankoatra ny eto amin'ny forum dia mila dinihina ny teninao hoe tsy miraharaha ny mpiara-belona aminy. Dia io hoa toherina raha hanohitra sy misy hevitra hanoherana azy.
Fijo : hainao angaha ny notoheriko ? :-D:-D:-D

35. tommykyle
(
26/03/2008 16:46)
Hoy ra-namana tery ambony
"...Tena tsara sy mahafinaritra tokoa izany rehetra izany nefa ve ilaina daholo izany vao hafaka ny hanao soa sy hamomnjy ny mpiara-belona aminao ianao? Ny fahitako azy mantsy dia tsy te halala ny mpiara-belona aminy ny Kristianina eto @ forum fa ny fiadina hevitra momba ny lalana ho any am-paradisa no mafotaka. Izay midika ho fitiavan-tena amiko. Dia miheritreritra ve ianao fa ho tian'A/tra satria afaka mitanisa izay voasoratra ao anaty baiboly? Dia miheritreritra ve ianao fa ho tian'A/tra satria mahay ny tantaran'ny Kristianisma? Sa theorie tsisy pratique no pasipaoro hitadiavanao an'A/tra?"
zao fotsiny raha tsy mandray tanteraka an'i Jesus ho tompo & mpamonjy ny tsirairay dia tsy ahazo famonjena aloha vohalohany indrindra, ary ao ambadiky ny famonjena dia fiverenana tanteraka amin'ny fandrisan'Dieu ny fiainana rehetra manomboka eo. Ka manomboka eo izany dia miahy/mitahy/manasitrana ihany koa Izy satria lova azon-tsika tamin'ny fandresen'i Jesus izany. Marina fa na dia hay tsianjery na voavaky 10000000 fois aza io bible io dia tsy misy dikany raha tsy onga fiainana. Tonga teto an-tany nofo Jesus mba hampiseho amin'ny olona rehetra fa "possible" ny fanatanterahana ny didin'Dieu rehetra sy iay takiany aoa anaty bible...ary hita fa fahendrena tokoa satria raha tsy niina tety mihintsy God nofo&ra nanome exemple hoe "possible" ny fahatanterahana ( hoy Jesus: tiako ianareo mba ho tanteraka tahaka ny fahataterahan'ny rainareo izay any an-danitra)
izany dia milaza amin-tsika fa possible amin'ny zanak'Dieu ihany koa ny zvt rehetra rehefa miverina ho tapahiny ny vie-tsika. Jereo Jesus, ianao milaza fa tia tena isika eto satria tsy mijery ny mpiara-belona...exemple hoy isika Jesus an!!! zao ary, avy nampianatra 5000 pers Izy, inona no ataony avy eo???nomeny sakafo ihany koa...nahita jamba Izy, inona no nataony??? nositraniny...koa tsy nampiasa ny tenin'Dieu angaha Izy? nampiasa Izy fa tsy hoe" nampianatra théorie fotsiny" tonga Izy ho exemple velona azo arahina.
Jaona 14:6 "Izaho no lalana &fiainanary fahamarinana, tsy misy mankany amin'ny Ray raa tsy amin'ny halalako"
koa raha izany izay lalany no tokony handehanan'ny kristianina 1/1
ny fomba fiainany (tsy nanota/nankatoha ny tenin'Dieu/nanefa ny itrapon'Dieu) izany koa no tokony haton'ny 1/1
fahamarinana lalandava no hankasitrahany ka dia miainà amin'ny fahamarinana dia katsaho lalandava fa ho hitanao Izy...