Tokony natao andro tsy fiasana androany
1. zamanoro
(
11/02/2008 23:18)
Anio faha 11/2/08 dia tena taon-dasa tsy tsaroana tokoa fa dia tsy tsaroko sy tsy tsaroantsika teto ilay datin'ny 11/2/75. Ka tokony atao andro tsy fiasana io ahatsiarovan'ny rehetra fa nisy teto izany. Ny mpitondra aza moa tsy dia nanao fanamarihana an'io manokana ka tsy hitako izay lazaina aloha
novalian'i penina ny 14/02/2008 01:17
2. melody
(
11/02/2008 23:22)
mba fitino hoe ny tena resaka mba ahalalanay an'izany raha tsy mahadiso, innn no zavatra nitranga t@ 11/2/75? Misaotra zamanoro:-*
4. rakapy
(
11/02/2008 23:30)
Melody> ity no tsianjery nataonay t@zany:
Nianga ny maoto
Nitifitra i Zembo
Ka maty Ra- kolonely
Asa na midika zavatra aminao io?:wink:
Nianga ny maoto
Nitifitra i Zembo
Ka maty Ra- kolonely
Asa na midika zavatra aminao io?:wink:
5. melody
(
11/02/2008 23:35)
zamanoro: ay va re e, :oops::oops:
rakapy: tena tsy tao an-tanana aho t@ izany kty :oops:
rakapy: tena tsy tao an-tanana aho t@ izany kty :oops:
6. ikaretsaka
(
11/02/2008 23:36)
betsaka ny tsy nahatsiaro... fa maty rakolonely tambonin'analakely
8. zamanoro
(
11/02/2008 23:43)
Ka le fampianarana sy fitaizana misy eto amintsika kosa anie no tsy manome antsika vahana ahafantarantsika ny tantarantsika eh. Tsy omeko tsiny kosa izy koa
Sady za kambo raha manana tsiny dia afaka mba mizara ho anareo eh
Sady za kambo raha manana tsiny dia afaka mba mizara ho anareo eh
9. rakapy
(
11/02/2008 23:51)
Ka mba ampitaho ary ny tantara ry zamanoro a! maro no tsy mahalala.:wink:
10. zamanoro
(
11/02/2008 23:59)
Rapaky
Ka izaho koa eo dia tampina ny Daomy satria tsy nisy mba nampita taty amiko koa. Dia miandry izay mahafantatra mba hampahalala azy bebe kokoa eto isika. Dia samy mpamosavy dodon'ny sasakalina eto isika izao, ka tsy andry ny idifin'ny volantsinana.

11. rakapy
(
12/02/2008 00:14)
Aleo mba lazaiko izay mba fantatro satria izao dia manana ra Malagasy na dia tsy pure aza.
I Rakolonely dia ilay zandary izay nikolokolo sy nihezaka ny hanatsara ny atao heo "fokonolona" teto Madagsikara. Voatendry hitondra ny firenena izy raha notoran'i Tpkl Gal Ramanantsoa ny fitondrana. Teo izy no nilaza ilay teny malaza sy feno fiavana ny malagasy nanao hoe"Tsy hiamboho adidy aminao ao mon General"
Izy izany no filoham-pirenena malagasy faha 3 nanomboka t@io fotoana io.
Ny nampalehelo anefa dia tsy ampy herin'andro akory izy no teo @ fitondrana dia nisy namono ka maty.
Maro ny resaka sy fanadihadiana momba ny antony sy ny tena marina amin'ny namonoana azy nefa dia tsy mbola fantatra ny marina hatramin'izao.

12. soanja
(
12/02/2008 03:23)
Ny isan'ny tadidiko momba azy dia fantany fa voaisa ny andro hiainany nony nanaiky handray adidy izy.
Hatory ampiadanana anie Izy!
Hatory ampiadanana anie Izy!
13. penina
(
12/02/2008 04:05)
Izany hono dia efa maty avy eny Anosy izy dia nanaovana scene teny Ambohijatovo?
14. rastafarai
(
12/02/2008 04:19)
Nampalahelo lery! Rava ihany Ratsimandrava fa nanaovan'ny sasany lavalava:-D
Iray minitra tsy mi-surf mba ho fahatsiarovana azy...:cry:
Iray minitra tsy mi-surf mba ho fahatsiarovana azy...:cry:
15. mitia04
(
12/02/2008 08:47)
tokony tsy asiana andro ahatsiarovana zany oa fa tokony tsarona fona lé oul isanandro ko! d tokony atao andro tsy fiasana fona zany isanandro fa andraisankarama fotsiny, kony e! d vo maika lé oul tsaroana amzay satria ts variana miasa! hi hi
16. zamanoro
(
12/02/2008 13:08)
penina:
Izany hono dia efa maty avy eny Anosy izy dia nanaovana scene teny Ambohijatovo?
Izany hono
Le olona milaza fa hoe mbola velona any le namono eh sns, toa tsy sahy milaza akory hoe mbola velona any ary izy de iza? Toa fampilalaovana olona ohatry ny TDM fotsiny
17. rakapy
(
12/02/2008 22:17)
Raha ny henoko koa aloha dia hoe efa novonoina tany @ toerana hafa izy dia mody nentina nody ary mody notifirina teo Ambohijatovo ny fira nitondra azy. Tsy fantatro ny fahamarinan'io satria na ny fanadihadiana aza moa toa efa niato. Raha ny fitadidiavako azy dia mbola misy velona any ireo izay nitifitra ny fiara sy ny escort teo Ambohijatovo (Brechard, Christian Bora,Zembo...Tsy haiko nefa na efa nisy maty izy ireo???).
Ny fantatro koa dia voalaza fa mpikambana tao @ GMP sa moa ZMT ireo voaroiroy t@ raharaha ireo.
Ny fantatro koa dia voalaza fa mpikambana tao @ GMP sa moa ZMT ireo voaroiroy t@ raharaha ireo.
18. zamanoro
(
12/02/2008 23:29)
Nefa zao raha fatim-bazaha nisy namono teto io dia tratra foana ny bandy
20. zamanoro
(
13/02/2008 00:29)
Ny ahy ny mahavariana ahy fotsiny dia na ny fitondrana aza dia tsy nanisy sira an'le izy akory