Tokony natao andro tsy fiasana androany
21. rakapy
(
13/02/2008 00:39)
Mety efa fantatra koa aza ny marina fa misy an'itony secret d'etat itony koa mantsy ka tsy azo avoaka raha tsy 50 taona aty aoriana ny fahamarinana???
23. rakapy
(
13/02/2008 00:49)
Misaotra Ravakamalala @ Info fa mba manazava ny tantara ny zavatra toy itony:wink:
25. rakapy
(
13/02/2008 01:17)
Maro izany ireo heritreretina ho mety nahavanona iny nefa tsy misy porofo mazava ary tsy misy mahasahy mitsangana ho vavolombelona koa ireo izany mahafantatra ny mariana. Affaire classe hoy ny article nasehon'i Ravakamalala io.
27. penina
(
13/02/2008 01:26)
...
Interrogé par des journalistes, Dr Rakotomalala Manan’Ignace a persisté et signé que c’est l’amiral Didier Ratsiraka qui avait commandité cet « assassinat politique ».
Le général Désiré Philippe Ramakavelo, à l’époque directeur de cabinet militaire du Col Richard Ratsimandrava, ne partage pas cependant cette affirmation « gratuite » du Dr Rakotomalala Manan’Ignace. Pour Ramakavelo, il est difficile d’accuser qui que ce soit s’il n’y a pas des preuves.
...
Madagascar Tribune

28. rakapy
(
13/02/2008 01:38)
Ka ireto izay nanao ny action tao A/jatovo ve tsy nahitana hoe izy marina no naniraka azy?
29. LazaDaddy
(
13/02/2008 02:21)
tsy mivoaka io ry zareo raha mbola mitrosa amin'ny firenena ivelany i Madagasikara a..."ny vola betsaka fa ny ampiasana azy no tsy misy" hono e...izany hoe tsy azo ampiasaina anaovana ankety angaha sa...? :)
30. zamanoro
(
13/02/2008 20:16)
Ravaka
misaotra am'le rohy
Tolorana fisaorana koa i Penina
Fa misy hisainana ilay hevitr'i LazaDaddy, satria izaho dia tena gaga mihintsy fa hay ny karaman'ny ministera sy ny mpiasam-panjakana rehetra dia i France no mandoa ny 40% mahery isan-taona. Tena tsy mba nampoiziko mihintsy.