gidro gasy Espèce en danger

1. ratonga ( 10/02/2008 13:40)
http://prixreportage-drupal.web3.rue89.com/reportage/espece-en-danger-le-maki-aux-yeux-turquoise
novalian'i kiadi ny 18/02/2008 16:30
2. tess ( 10/02/2008 14:37)
danzéré be reny fa misotisoty ka!:°)
3. ratonga ( 10/02/2008 15:52)
in zany misotisoty ry tess:roll:
4. tess ( 10/02/2008 16:06)
mi saute saute e!:-P:-D fanagasina re ry ratonga an!
sôvazy kely reny maki reny e!
5. ratonga ( 10/02/2008 16:14)
:-D:-D:-D ay vé ésaika tsy azoko lé fanagasina ko:-P
6. melody ( 10/02/2008 21:16)
izaho mbola tsy nahita an'io maki mainty kely io tany, angamba efa tsisy intsony izany?
7. rakapy ( 11/02/2008 04:55)
Tsy ny ireo ihany no espece en danger fa maro. Ary aza adino koa fa na ny zava-maniry dia maro ireo espece endemique no efa tsy hita intsony.
Antony:I Madagasikara dia anisan'ireo firenena voalohany eto ambonin'ny tany izay manimba sy mandrava ary mandrignana ny natiora haingana indrindra.
Ny mampalahelo dia ao aoriana kely ny tarantsika gasy dia handeha hijery ny biby malagasy any @ Zoo any ivelany raha izao no mitohy.
8. jiolah ( 11/02/2008 05:31)
marina mitsy fatena tsy tsapatsika ny hasarobidin'ny natiora eto Madagasikara izay tsisy mpanana.ry zareo vaza ndray no sarotiny alohan'ny tompony satria tsy mietsika le gasy kah!
9. sakaizakely ( 11/02/2008 05:42)
oudryyyyyyyyyyy

aiza am zao re ireny mpiteny fa ny gasy ka manja fatrampanenjibazaha rieny e ? :-D:-D:-D:-D
nefa hé ty fiafaran'ny tanintsika :{:{:{:{

ry zareo vaza ndray no sarotiny alohan'ny tompony satria tsy mietsika le gasy

=D=D=D=D

10. tess ( 11/02/2008 06:11)
sakaizakely::wink::°):^)
11. ratonga ( 11/02/2008 08:40)
sakaizakely::-D gasy kosa ka manja fôna é, ndana ngé mijery fitaratra é!:wink: fa isaorana ko ny vazàh na dé zany aza:wink::°)
12. melody ( 11/02/2008 11:26)
Antony:I Madagasikara dia anisan'ireo firenena voalohany eto ambonin'ny tany izay manimba sy mandrava ary mandrignana ny natiora haingana indrindra.

rakapy: inn no mahatonga anao miteny izany? Aza atao an'izany ny malagasy fa tsy mety... ka ohatra aza hoe marina izany, mba fantatrao ve ny antony? Dia efa nandroso vaha-olana ve enao sa d mijery lavitra fotsiny?

jiolah: tsy hoe tsy ny gasy no tsy mihetsika kosa, tena tsy marina izany, ny vaza no manambola hihetsehana dia ny malagasy no homena tsiny....

Ary nareo rehetra izany ange to pro vazah daholo e!!!
:x:x
13. rakapy ( 11/02/2008 13:55)
Melody> Aiza moa no handroso ny firenena. Ny fomba fandraisanao ilay teny nosoratako aza efa negatif sahady vao manomboka ko! Espece en danger no resaka fa tsy hoe inona no antony na koa inona no vahaolana.
14. melody ( 11/02/2008 16:32)
rakapy: ka hoy enao ange tsinn e
Voalaza teo :
Antony:I Madagasikara dia anisan'ireo firenena voalohany eto ambonin'ny tany izay manimba sy mandrava ary mandrignana ny natiora haingana indrindra.

Tsy mandray antendrony mihintsy izaho ma mi-kritika fa manontany fanontaniana anao hoe inn no mahatonga anao nilaza izany.....

Tsy negatif mihintsy ny fanontaniako fa construtif
15. rakapy ( 11/02/2008 18:35)
Melody> Documentaire sy ny vaovao re no nahitako an'io.Tsy izaho no namorona fa izay no fahitan'ny mpikaroka sy mpandinika eto @ zao tontolo izao ny zava-miseho ate Mada. Tsy nilaza akory aho hoe i Mada no N1 fa hoe ANISANY voalaohany. Ary ny resaka anie mbola madeha dia efa tsikera sahady no ataonao?
16. melody ( 11/02/2008 22:29)
rakapy: izay fandraisanao azy tsy maninn mihintsy, fa vereno vakio izay nosoratanao fa toy ny hevitrao ilay 'quote' fa tsy avy @ documentaire; ary mba nazavainy ve hoe inn no antony mahatonga izany?
17. zamanoro ( 11/02/2008 22:40)
rakapy:

Antony:I Madagasikara dia anisan'ireo firenena voalohany eto ambonin'ny tany izay manimba sy mandrava ary mandrignana ny natiora haingana indrindra.

Ka inona moa io na simba any aza, zanak'i Neny sa zanak'i Dada no nahazo tombontsoa tamin'ny fiarovana an'io
rakapy:

Ny mampalahelo dia ao aoriana kely ny tarantsika gasy dia handeha hijery ny biby malagasy any @ Zoo any ivelany raha izao no mitohy.

Sao kosa ary dia hoe "Avelao ho simba ny any Madagasikara fa efa voaondrana any amin'ny zoo any an-dafy daholo ny ankamaroany"

18. rakapy ( 12/02/2008 01:40)
melody> Ny antony dia nohon'ny fahantrana sy ny tsy fahampian'ny fomba fitaizana sy fampianara ny malagasy.
Ny hoe hevitro io dia tsy izao no namoaka an'io fa mba nadikako ho hitantsika eto. Dia anjaran'ny tsy1,1 no mandinika. Ka nefa raha raisina ny tenin'i Zamanoro dia toa tsy ilay ny mivaky loha @ zany akory isika fa aleo ho simba any izay simba. Raha mbola tsy ampy aza ny fahasimbana dia aleo ampina mandra-paha taningazan'i Madagasikara.
Mety milay be tokotrany ry zamanoro raha lasa desert i Madagsakara an???
19. zamanoro ( 12/02/2008 01:54)

Salama Rapaky
Aza fady raha somary nanafintohina anao ilay hevitro
20. soanja ( 12/02/2008 03:21)
ratonga:

http://prixreportage-drupal.web3.rue89.com/reportage/espece-en-danger-le-maki-aux-yeux-turquoise

Ny gidrontsika rehetra dia mila arovana avokoa ary efa ho lany tamingana aby atsy ho atsy.

Ny fombantsika sy ny mahaGasy antsika koa dia torak'izany.

Arovy izay hitanao fa tsara! Misaotra nizara.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1454