gidro gasy Espèce en danger

21. zamanoro ( 12/02/2008 13:03)
Nga izany ry Soanja an
Ny Gasy mihintsy no efa anisan'ny olona efa ho lany tamingana, tsy misy afa tsy firy tapitrisa sisa raha esorina ny metisy sinoa, karana, vazaha.
Dia mba zarao amin'ny isan'ny mponina maneran-tany anie eh lasa 5/2.000 no mba Gasy eto an-tany
HMMMMMM
22. rakapy ( 12/02/2008 18:45)
Zamanoro> misaotra @ fialana tsiny. Tsy dia nanafintohina ahy loatra ny teninao ka! samy manana ny fomba fahitany azy ny tsy11 ka!
Ny Gasy ho lany taringana dia asa aloha fa amiko dia efa hatramin'ny naha gasy ny gasy dia tsy nisy race pure izany isika. Isika dia mpiavy avokoa na dia milaza sy mihevitra fa teraka tao Madagasikara. Ny zava-dehibe tokony ho tandrovana tsika fotsiny dia ilay fitenena sy fomba gasy no mba ezahina tsy ho very. Ny mampalahelo dia ny mahita ireo tanora gasy minia na menatra ka miezaka ny manadino ny maha Gasy.
23. zamanoro ( 12/02/2008 23:33)
Marina izany Rapaky an
Mahavariana ny fiainana
24. achrafhanna ( 17/02/2008 10:10)
sakaizakely:

oudryyyyyyyyyyy

aiza am zao re ireny mpiteny fa ny gasy ka manja fatrampanenjibazaha rieny e ? :-D:-D:-D:-D
nefa hé ty fiafaran'ny tanintsika :{:{:{:{

ry zareo vaza ndray no sarotiny alohan'ny tompony satria tsy mietsika le gasy


=D=D=D=D





25. Vitsikakely ( 17/02/2008 10:31)
tess:

danzéré be reny fa misotisoty ka!:°)

=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))

26. malalatinasoa ( 18/02/2008 09:20)
Tsy ny gidro ihany no en danger any madagasikara fa ny zavamananaina rehetra, tafiditra amin'izany ny olona miaina any anaty ala.

Ny gidro no mahafatifaty dia atao fitaovana ahazoambola. Ny tena mampalahelo nefa dia lasa "politisee" sy atao fitadiavambola ny vazaha manao projet ary hanaovana gestion de carriere ilay "biodiversite" an'i Madagasikara. Kanefa ny vokatra dia pitiny dia pitiny.

Firy milliards de dollar izay vola nalefa tao izay, jereo ny vokany, mbola ratsy noho ny taminy 1989. Aleo ny tantara no hitsara.

27. kiadi ( 18/02/2008 16:30)
ka ny gasy ko ange hono espece rare en voix de disparition eh ! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8798