JESOSY contra Samoela sy Rakiky

1. rafoko ( 06/02/2008 08:12)
Hono hoa tsimba mahatezitra anareo ve
ra ny rainao manana ny lazany no ataon'nireo
gafilo hira hotran'ireny ?
sa ve le Santima no ambony
de tsisy tsony ny reflex
2. fafa75 ( 06/02/2008 11:06)
Mahatezitra fa atao ahoana moa! Ny mpaniratsira misy foana
3. prime ( 06/02/2008 11:13)
Inona no tsy zakan'i rafoko?

Samy manana ny fifandraisany amin'ilay Ray ambaranao mantsy...
4. hery ( 06/02/2008 11:38)
:-)

Toa tsy dia ratsy ilay izy... fomba iray mba hahafahan'ny jiolahimboto mivavaka
5. booboo ( 06/02/2008 11:43)
lé hiran-dreo manakory zany tenenin-dRafoko zany ? sao dia lay iarahan'i Samoela sy Rakiky ary Princio iny ?
6. rafoko ( 06/02/2008 11:55)
booboo:

lé hiran-dreo manakory zany tenenin-dRafoko zany ? sao dia lay iarahan'i Samoela sy Rakiky ary Princio iny ?



Tena iny mihitsy letsy annnnnn!!!
fa aôna kay ny fijerin la azy ?????
amiko letsy tsy masaka reny
le hira tsara fa lety hoe Kristy
no ataondry lery fanoharana ao
zany ve tsy mampisôfy ny ao ambony ao
7. rafoko ( 06/02/2008 12:05)
prime:

Inona no tsy zakan'i rafoko?

Samy manana ny fifandraisany amin'ilay Ray ambaranao mantsy...



Fa ty filazan-drilerona an'i kristy ka
fa anga mo de lany ny tonkira no de izy
sisa atao tonokira
Ra sika samy sika mo maninona
8. mmmhh ( 06/02/2008 13:11)
Efa nanontanian'i mpanao gazety ry zareo ny @ io hira io de ozy hoe " fa @ fomba ahoana moa no hitaritana ny bandin'Isotry sy ny bandin'ny Bagdad ao Toliara hivavaka rah tsy misy ny hira tahak'ireny?" t@ boîte noire t@ RTA (Samoela)ngamba izy zay de t@ anim'artiste t@ TVM (Rah kicky) noi nanazava an'io.

Tsy haiko aloha nareo na miombon-kevitra amiko fa tsy hitako loatra hoe aiza ho aiza @ iny hira iny no mitory an'i Kristy.

9. cutie ( 06/02/2008 13:24)
:)tiako iny hira iny e
10. 100tinl ( 06/02/2008 14:30)
Tsy hoe izay lazain'ny mpihira anie akory dia IZAY TOKOA NO MARINA é ! dia samy manana ny fomba hamoahany azy io, ao ny milaza direkta be , ao ny milaza toa an'i LOLO sy ny tariny hoe : " ilay dimbaka avy any nazareta ", fa nasiany réactualisation fotsiny !
11. ikaretsaka ( 06/02/2008 17:04)
ny sainareo no efa tsy zatra..

ohatran'ny Betsileo manao zafindraony efa hatr@ andron'ny faha mpanjaka no manao Razezo kristy sy Ramaria sy Razozy ihany io.

Miny aza ilay izy lasa manakaiky azy satria raisiny ohatran'ny heo "bandy akama" ilay olona, raisiny ohatran'y hoe mpiara belona aminy!
12. fijo ( 06/02/2008 20:31)
mitady hifanakaiky amin'ny silamo mahery fihetsika koa ny akama ato izany an;tandremo danzé
13. rabingogilabanga ( 06/02/2008 20:36)
izany ny kristianina moderina (2008), na maniratsira aza i rackicki sy samoela, dia ahy ny famaliana hoy i jehovah

kristy na nosamborina sy nombohana aza dia, nilaza hoe: ampidiro @ tranony ny sabatrao ry petera

ny kristianina indray, dia resaka hafa iny,

kristy no jereo, fa aza ny kristianina
14. fijo ( 06/02/2008 20:45)
ka samy manana ny fahitany azy koa io e;ny masina amiano mety tsy ho masina amiko
15. ikaretsaka ( 06/02/2008 22:10)
izay manko... ny firaisan'ny tsi 11 amin'ilay Nahary azy no important..

raha :"Rajesoa Zanak'i Ramaria bandy akama sady zoky "ny fiantsoko Azy, ka ny anao "Andriamanitra tres honore eminence exellence de la saintete de la madonne de la tsy haiko aby"

tsy misy hidirako ny relation personelle anao sy Izy,
dia tokony tsy ho Bizinesinao ny relation-ko amin'ilay nahary ahy!

Ahy sy Izy aleo ho ahy sy izy .. tahakan'ny tsy hidirako @ ny anao sy izy!
Raha manahirana ny sofinao ny fiatsiako azy dia aza henoina fotsiny
16. rafoko ( 07/02/2008 06:52)
ikaretsaka:

izay manko... ny firaisan'ny tsi 11 amin'ilay Nahary azy no important..

raha :"Rajesoa Zanak'i Ramaria bandy akama sady zoky "ny fiantsoko Azy, ka ny anao "Andriamanitra tres honore eminence exellence de la saintete de la madonne de la tsy haiko aby"

tsy misy hidirako ny relation personelle anao sy Izy,
dia tokony tsy ho Bizinesinao ny relation-ko amin'ilay nahary ahy!

Ahy sy Izy aleo ho ahy sy izy .. tahakan'ny tsy hidirako @ ny anao sy izy!
Raha manahirana ny sofinao ny fiatsiako azy dia aza henoina fotsiny



fa tô misôfy ange ny môteraniseeeeeeeeeeeh
le santiman ange ry lery samy
manana ny azy


17. jiolah ( 07/02/2008 09:37)
zay mahaberesaka zay ko ne no tena fototry le namoronana le vazo e.Ra tamin'ny teny anglisy zao le hira de hoe favy be fa hoe miparla koraman lety r lerony fa mody fanina kay:wink:
18. prime ( 07/02/2008 10:17)
rafoko:
Fa ty filazan-drilerona an'i kristy ka
fa anga mo de lany ny tonkira no de izy
sisa atao tonokira
Ra sika samy sika mo maninona
... Izaho aloha rafoko dia tsy hitsara satria izay no fandraisany azy aloha...

I Samoela tsy indray mandeha no manao toa io ary efa nambarany fa izay "chanson à texte" mi-provoquée izay mihitsy no talenta azony entiny mitsikera ny fiarahamonina...

Pastera Ranjakavola (FJKM Ankadifotsy) efa nijoro vavolombelona indray mandeha fa Samoela (zanaka diakona) hono tsy mamoron-kira sy miakan-tsehatra mihitsy raha tsy mandray ny fanasàn'ny Tompo aloha... (mpivavaka ao mantsy sakaiza)

Ka dia hitanao amin'izany fa samy manana ny fifandraisana amin'Andriamanitra io ka aoka Izy no hitsara raha misy ny tsy mety fa tsy isika satria ny momba antsika mbola mety misy ratsy lavitra noho izany aza ny atao sy ny sainina sy ny anatin'ny fo...
19. ikaretsaka ( 07/02/2008 15:13)
izay mantsy..
azon-drakofo ?
20. fijo ( 07/02/2008 22:30)
rakofo an,tsy hoe miakatra ny namana,fa izay no fomba ffanahoany ilay hevitra,io tsy voatery ho mety amin'ise,fa dia samy amin'ny fombany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0613