IZA NO MAHERY ISIKA SA NY VOLA

1. endrika01 ( 05/02/2008 10:19)
Mahery tokoa ve ny \'Vola\' noho isika é.Zay atao rehetra vola avokoa?Angamba haverina ndray zany TAKALO taloha izany!Raha te hividy fiara aho ohatra dia atakalo omby 10 hi hi
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 12:38
2. tess ( 05/02/2008 10:52)
oadray ny vola izao no maha olon e! raha tsy misy ny vola dia tsinon'tsinona ny olona donko ny vola no mahery amini'zao toan'andro izao....
3. ari.malala ( 05/02/2008 11:40)
fa saingy tsy ny vola akory no ratsy fa ny fitiavana azy tafahoatra no mahafaty an! mila mitandrina!
4. soanja ( 05/02/2008 12:22)
Isika ihany no mampahery ny vola na Andriamanitra na sakafo n'inona n'inona. Eny ampelatanantsika ny fandaminana an'ireo. Zany hoe lasa mahery ny zavatra/zavamisy/finoana iray raha omena lanja. Ianao ihany koa no mahalala hoe hatraiza no ametrahako azy eo amin'ny fiainako; ho andevoko sa ho tompoiko?

Io ISIKA io anefa dia resaka lavabe tokoa? amin'ny mahaOlombelona ve sa amin'ny maha-mpiaramonina sa amin'ny mahampiasa? sa inona?? eo no mitoetra ny zava-drehetra!
5. ainaheri ( 05/02/2008 12:50)
Ngah tsy fantatrareo fa ,ny oul jamban'ny vola fa ny alika jamban'ny taolana
6. zizi ( 05/02/2008 15:47)
Fa ny vola tsy ody fahafatesana. Tsy le resaka fitsaboana marary fa ilay hoe rehefa maty tsy afaka mamelona le vola:):roll: vola o hankaiza re ny fetra:cry:
7. tsiambaratelo ( 05/02/2008 16:47)
Hoatran\'ah zao,zah mba te hoany Hollywood nefa tsy ampy sôsy de tena mba lasa saina we tena ny vola angamba no mahery ô!
8. Vitsikakely ( 06/02/2008 03:59)
Hi hi hi io vôla be nao io ô tsa hitonja anao any môzôlé ,ahay Vitsikakely tsa mbô resi-mbôla hi hi hi
9. niryna ( 06/02/2008 05:53)
Ilaina amin'ny fiainana ny vola fa ny mianatra mionona izay zavatra eo am-pelantanana no tsara indrindra.
Misy tsy voavidin'ny vola anefa dia ny fifaliana izany ohatra iray ihany io an.
10. ari.malala ( 06/02/2008 06:00)
ny vola afaka mividy fandriana fa tsy afaka mividy torimaso, afaka mividy fanafody, fa tsy mahavidy aina, tsy mahavidy fahasalamana, afaka mividy baiboly sy boky maro momba ny fivavahana fa tsy mahavidy an'Andriamanitra, afaka mividy fanomezana fa tsy mahavidy fitiavana, d mahery manin ny vola amzany?:°)
11. mitia04 ( 06/02/2008 06:57)
inn mou lé hira zay, "refa misy ny vola d misy ny atao", ilaina fotsiny izy fa tsy mahery angamba, fa ampiko kely an'irato fotsiny

"La différence entre l'amour et l'argent, c'est que si on partage son argent, il diminue, tandis que si on partage son amour, il augmente. L'idéal étant d'arriver à partager son amour avec quelqu'un qui a du pognon" fetsy kou iny an!

"Si tu n'obtiens pas ce que tu veux avec de l'argent, tu peux l'obtenir avec beaucoup d'argent !"

"On maudit l'argent mal acquis ; on respecte l'argent bien gagné."

"L'argent n'a pas d'importance, mais le manque d'argent, oui"
12. jiolah ( 07/02/2008 06:59)
ny vola no maha rangah
ninoninona ny zava-misy
ra vo tsy eo ny argent
mangalatra ha@ polisy

na hiodikavia sy havanana
tsisy fika fa hatao ze hampanana
ka na mpamafa trano na sefo
ny tanjona mpanefoefo

Milay ve le poezia???:-P:-P:-P
13. endrika01 ( 07/02/2008 07:45)
Jiolah>hi hi io ve tsy \"citation\" manao ze hahatapaka ny tsinaiko nareo,ay ay ay aoka aloh haka soufle kely ,ary le we h@polisy hi hi hi
14. jiolah ( 07/02/2008 09:47)
de mbola tohizana kely:
aza mifanenjikenjika
fa samy mitady ny bobaka
aza tsaraina @ endrika
we lety zany to ratsy lobaka

fa za ra milaiso tsy we
le madinika no hopetahako
tonga de le deba be
fa nalainy le kely nananako

ts aka ny efa manana wa hampanana n mbola tsy manana
ok an:^):^):^):^)
15. fafa75 ( 07/02/2008 10:17)
Tena jiolah marina tokoa!:o:o:o:o
16. jiolah ( 07/02/2008 12:12)
aza mitsara ivelany oa fa zay le tsy mety. stil ady rima fotsiny io fa tsy tena laverta
17. Vitsikakely ( 08/02/2008 04:13)
endrika01>njy wa complexé bé A/tsa mahery fa tsa ny vôla,riko tyyyi
18. Vitsikakely ( 08/02/2008 04:18)
ari.malala:

fa saingy tsy ny vola akory no ratsy fa ny fitiavana azy tafahoatra no mahafaty an! mila mitandrina!



19. mitia04 ( 08/02/2008 07:51)
fa resa-bola mou izy ty sa resaka tononkalo miady rima e?
20. jiolah ( 09/02/2008 05:27)
mahatonga aingampanahy le vola :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3858