IZA NO MAHERY ISIKA SA NY VOLA

21. ainaheri ( 09/02/2008 09:18)
jiolah:
ts aka ny efa manana wa hampanana n mbola tsy manana
ok an


Rob1 d bois zany nareo an,marina zany

Misy endriny maro ny valeur-ny vola eo @ tsi11,zany akory tsy midika ;manandanja izy na tsia satria nohon'ny fomba entinao mampiasa azy no mankahery azy!!

Nefa kosa misy ilay ohapitenenana we;[b]Ny vola no maharangahy!! Zvtr misy io satria tsy isika taty aoriana no namorona ny ohabolana,f'efa tany aloha,donc efa nanan-danja zany izy tany!!

Manohara fotsiny ianao miditra magazay na mandeha fanasana,manaova somary akanjo tsotsotra fa ny mason'ilay mpivarotra any aminao fona,na ny fomba fandraisany anao aza hafa²,refa ianao manao mety² zay;otrany we ho vidinao daholo zay fa hajaina otrany Atra kely ianao.
22. endrika01 ( 09/02/2008 14:26)
ainaheri:

jiolah:
ts aka ny efa manana wa hampanana n mbola tsy manana
ok an


Rob1 d bois zany nareo an,marina zany

Misy endriny maro ny valeur-ny vola eo @ tsi11,zany akory tsy midika ;manandanja izy na tsia satria nohon'ny fomba entinao mampiasa azy no mankahery azy!!

Nefa kosa misy ilay ohapitenenana we;[b]Ny vola no maharangahy!! Zvtr misy io satria tsy isika taty aoriana no namorona ny ohabolana,f'efa tany


aloha,donc efa nanan-danja zany izy tany!!

Manohara fotsiny ianao miditra magazay na mandeha fanasana,manaova somary akanjo tsotsotra fa ny mason'ilay mpivarotra any aminao fona,na ny fomba fandraisany anao aza hafa²,refa ianao manao mety² zay;otrany we ho vidinao daholo zay fa hajaina otrany Atra kely ianao.



Ary 'zay kou no mahatonga ny ao an-trano ho be fanjana refa hanotany vidin-javatra !!!:oops:
23. Vitsikakely ( 10/02/2008 09:33)
io njay wa le complexité=))=))
24. rastafarai ( 11/02/2008 03:24)
Amiko manokana ny vola dia maharesy antsika rehetra:lol:
Ny fomba hitadiavina azy no ilaina am-pahamarinana tsy misy halatra na vono-olona!Tia vola tsika matoa mbola mitady fa ny miliaridera aza mbola miasa nefa efa manana:lol:
Tsy misy tsy maniry ny hanana
D aza mandainga fa samy tia fananana:lol:
25. aloalo ( 11/02/2008 06:44)
tsy Andriamanitra kosa ny vola e !

Ny vola fitady fa na izany aza aleo atao zay mahampy azy fa raha anenjika b azy eo anao, fanga ho voavidy ny aina ?
26. ainaheri ( 11/02/2008 18:55)
aloalo:
Ny vola fitady fa na izany aza aleo atao zay mahampy azy fa raha anenjika b azy eo anao, fanga ho voavidy ny aina ?


ilay mahampy azy zay angmba otrany fomba fiteny ny fahazoako azy,fa misy ihany ny faniriana te hampitombo ny eo ampelatanana,zany we ny manana 10 te ho anana 30 d hatrany²
27. endrika01 ( 12/02/2008 07:19)
Ary raha foanana tanteraka eo@fiainana ny vola dia ahoana reh,imagineo 1segaondra,te hanana 4x4aho de mahazo maka fotsiny,te hi voyage aho,azo maimai-poana ny Visa,te hatory any@hotel 5étoile,tsy mandoa vola eo @reception,te hivoyage any @sambo any...
28. aloalo ( 12/02/2008 10:31)
ainaheri> ny tiko tenenina hoe atao zay mahampy azy dia zay am-pelatanana ihany na fantatra zay miditra an'ny tena no entina ampiasaina, fa raha b projet kanefa ny fidiranao tsy miova akory de manjary mety mampitarika olana toa ny :
- manao prêt kanefa sûr fa tsy ho voaloa ny volan'oul
- mangalatra
- manendaka
- mametsifetsy ...
29. rastafarai ( 13/02/2008 02:47)
:lol:Tsy ratsy wa ny mitady azy ra mahatosika ny aina sy ny saina! Aza mandika didy folo fotsiny ra mbola kristianina ! Voahozona hiasa ny zanak'olombelona! Nefa ratsy ny mandova vell!
30. endrika01 ( 14/02/2008 08:12)
Izao aza efa kely sisa de ho lasa we\"Aleo very tsikalakalam-pihavanana toy izay very tsikalakalam-bola\"hihi
31. jiolah ( 14/02/2008 08:58)
ny vola no mahery e!! feno mpibizna sy mpangalatra ny tanana.Be ny mitady ravin'ahitra (billet vert io)
resaka vola daolo ireo.
32. ainaheri ( 14/02/2008 09:51)
endrika01:

Izao aza efa kely sisa de ho lasa we\"Aleo very tsikalakalam-pihavanana toy izay very tsikalakalam-bola\"hihi


Tsy efa kely sisa tsony ka,efa misy miaina io ankehitriny


33. tsiambaratelo ( 14/02/2008 10:52)
Marina izany,resa-bola tsy voaloha ara-potoana mahatonga ady de rava tanteraka ny fihavanana!!!
34. ainaheri ( 17/02/2008 05:08)
En géneral zany mahery ny vola,ny fomba fandraisan'ny tsi11 azy no mahasamy hafa azy,anoharo fotsiny tsisy vola miditra aminao,na ny ao antokantrano aza,manomboka ny olana madinidinika(mifamaly mivady,sorena lava .....)
35. Vitsikakely ( 17/02/2008 06:15)
Ahay Visikakely hoa sa mbô resim-bôlâ hi hi hi ha ha hi
36. achrafhanna ( 17/02/2008 09:55)
rastafarai:

Amiko manokana ny vola dia maharesy antsika rehetra:lol:
Ny fomba hitadiavina azy no ilaina am-pahamarinana tsy misy halatra na vono-olona!Tia vola tsika matoa mbola mitady fa ny miliaridera aza mbola miasa nefa efa manana:lol:
Tsy misy tsy maniry ny hanana
D aza mandainga fa samy tia fananana:lol:



37. xxx ( 17/02/2008 12:35)
Ianao tsy ahery noho ny vola rahoviana é.
ny vola 'zany no mahery.:twisted:
38. endrika01 ( 17/02/2008 12:38)
Raha foanana ny vola ny olona no mahery angamba,ny vola no hozatrin'ny fiainana,raha tsy eo ny vola tsy vita zay atao,ny olona no mahery !!!!!!:wink::roll::idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2745