Toran-kovitra izay mahita ilay jiro manga sy aloka mainty !!
1. ronaldo09
(
30/01/2008 12:25)
Tany amin’ny tanàna iray any amin’ny kaominina Marokarima, distrikan’i Mananjary no niseho ny zavatra hafahafa mampihoron-koditra ny mponina.
Rehefa tonga ny eo amin’ny 12 ora alina ka hatramin’ny 4 ora maraina dia misy manisaka ny varavarana. Taitra ny tompon-trano. Avy eo mahita jiro manga sy aloka mainty be avy aoriana. Voalaza fa miisa telo miavaka tsara izany aloka izany.
Efa ho dimy volana izay no nisian’io “fisehoana” io. Tanàna roa samy hafa ary tena mifanalavitra no nisy azy. Ny ora ahitana azy anefa dia voalaza fa mitovy hatrany. Dia samy manontany tena ny mponina : herin’ny maizina ve; angatra ve sa mazia tsotra fotsiny izao sa biby. Tsy mbola nahita valinteny ny olona. Nifanaraka àry fa hosamborina ilay zavatra. Dia nifanomana. Variana fotsiny anefa avy eo fa rehefa miambina any amin’ny toerana iray ny mponina dia any amin’ny toeran-kafa ilay zavatra no mandeha. Ny ahafantarana izany, misy miantso vonjeo avy any. Dia samy toran-kovitra am-pitoerana eo fa tsy misy tafahetsika na mahare ny antso aza.
Toran-kovitra
Mahavita miantso vonjeo tokoa izay olona mahita ilay hazavana sy aloka. Tsy afa-mihetsika anefa, araka ny fitantaran’ireo izay efa sendra izany. Avy hatrany dia mangitakitaka am-pitoerana. Dia mbola samy variana ihany satria raha vao miantso dia lasa ilay hazavana sy ireo aloka. Tsy misy fihetsika hafahafa ataony, tsy mamono izy, tsy mangalatra ihany koa fa miala fotsiny.
Voamarika ihany koa, araka ny vaovao avy any an-toerana ihany, fa ny trano misy vehivavy vao avy niteraka no tena ivantanan’ilay jiro manga. Dia lasa, arak’izany, ny eritreritry ny rehetra manao hoe sao dia mba “zazalahin-drano?”. Misy anefa ve izany?
Matory tsy lavo loha ny mponina amin’izao fotoana. Tsy misy sahy mamelatra ny fandrianany manaraka ny rindrina intsony noho ny tahotra sao misy manindrona zava-maranitra tampoka avy any ivelan’ny trano any. Vita amin’ny falafa mantsy ny ankamaroan’ny fonenana. Eny afovoan-trano avokoa no matory.
Hafa tokoa izao tranga izao ary mampihaiky volana ny rehetra. Mbola tsy nisy fisehoana sahala amin’izao tany amin’iny faritra iny.

novalian'i ronaldo09 ny 04/02/2008 13:11
2. LazaDaddy
(
30/01/2008 12:40)
Azafady fa tsy tadidiko ny dikateny gasy, fa vao namaky an'io tantara io aho dia ito hira ito no tonga tato am-poko:
C G F C G
Everyday they pass me by, I can see it in their eyes.
Em Am Dm G7
Empty people filled with care, headed who knows where.
C G F C7 F
On they go through private pain, living fear to fear,
Dm7 C F Dm7 G7
Laughter hides their silent cries, only Jesus hears.
C Dm7 C F
People need the Lord, people need the Lord.
G C Dm7 G
At the end of broken dreams, He's the open door.

G C Dm7 G7 C
When will we realize...people need the Lord?
We are called to take His light to a world where wrong seems right.
What would be too great a cost for sharing life with one who's lost.
Thorough His love our hearts can feel all the grief they bear.
They must hear the words of life only we can share.
G C
That we must give our lives for
Dm7 G7 Am Dm7 G7 C

4. LazaDaddy
(
30/01/2008 12:44)
Fanitsiana fa misy diso ilay site nandikako azy:
Andininy 1: When they go through...
Andininy 2: Through His love
Andininy 1: When they go through...
Andininy 2: Through His love
6. ikaretsaka
(
30/01/2008 14:12)
possible koa ilay olona soit disant hoe anisan'ny miambina ihany no....
8. xxx
(
30/01/2008 19:36)
Mananjary ve ????????? Tsy vao izao no nisy ireo karazana zavatra hafahafa toa ireo, fa tsy maintsy misy karazany ho tantaraina foana. Tsy miteny azho hoe misy ilay izy na tsy misy fa ny mahagaga dia misy foana isan-taona, teraka tao Mananjary aho mahita ireo karazan-javatra ireo. Tsy hay intsony na hoe "valala mahay ny mpilaza misy" na koa mora ny karbonetra sy ny sira sns....
9. ainaheri
(
01/02/2008 04:34)
Za tsy d mino an'zany lotra,fomba entina andrebirebena toetsain'ny oul ambanivohitra fotsiny,ary ny mahagaga dia miara mivory eo @ fokonoul ko zany i jiromanga,raha atao ny kaonty:-D:-D
11. niryna
(
01/02/2008 06:33)
ainaheri:mety misy ny fandrembirebena,fa misy ireo karazany ireo ka
Za tsy d mino an'zany lotra,fomba entina andrebirebena toetsain'ny oul ambanivohitra fotsiny,ary ny mahagaga dia miara mivory eo @ fokonoul ko zany i jiromanga,raha atao ny kaonty:-D:-D
Izaho efa naheno feon-javatra mivoaka avy any anaty tsy fantatra teo am-piharetan-tory mianatra,tsy indray na indroa fa imbetsaka ...
Tadidio fa mahavita fahagagana daholo na ny herin'ny maizina na ny herin'Atra.
Ahoana no mahatonga ny olona manao fanafody fitia mivoaka alina?Efa nahita olona nitanjaka teny amin'ny arabe aloha izahay fa tsy naninona satria tao anaty fiara,sady nandeha mafy.Maninona izy no mitanjaka no tsy fantatro.
Ny tiako tenenina dia izao,rehefa misy olona mitantara zavatra na dia tsy nahita aza isika dia tsy dia tsara ny mankaha-doza raha tsy hoe manana hery avy amin'Atra handroaka ilay izy.
12. ronaldo09
(
04/02/2008 13:11)
Ny zavatra toy itony aloha dia sarotra ny manaiky ny fisiany fa tsy azo atao kosa ny manda ... Fa matoa be no miteny ho nahita dia marina izy izay !!!