hery a! ts tafiditra chat mits zay !
![](https://avatar.serasera.org/305925b227356fc70f89d334d15d8e9e.jpg)
1. jolizoli
(
22/01/2008 11:09)
tsy tafiditra karajia chat zay ô!
misaotra ô
misaotra ô
novalian'i olomboavonjy ny 22/01/2008 18:22
![](https://avatar.serasera.org/8b8be2799a2796a36a02004608426bdb.jpg)
5. tess
(
22/01/2008 18:07)
izaho koa indroa izao nanadrana mba hiditra ao tsy mety mitsy anefa taloha mba tafiditra ihany.....
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
6. ikaretsaka
(
22/01/2008 18:14)
cas 2:
na le izy izany manidy varavarana be ilay goal dia tsy misy tafiditra
na le izy izany..ny but mihitsy no tsy ao!:-D
na le izy izany manidy varavarana be ilay goal dia tsy misy tafiditra
na le izy izany..ny but mihitsy no tsy ao!:-D
![](https://avatar.serasera.org/c044ab2d72ef7cdc21488e0e9a070517.jpg)
7. olomboavonjy
(
22/01/2008 18:22)
hery misaotra betsaka fa tafiditra aho afa ny tiako anontaniana hoe ilay pseudo iny ihany ve no tsy maintsy ampiasaiko sa afaka manova aho hi maika be aho