mitady psychiatre ho ana zaza autiste

1. chouket ( 22/01/2008 10:18)
salut daholo!
sao dia mba misy mahafantatra psychiatre mahay sy indindra indrindra manana traik'efa amin'ny fanarahana zaza autiste ianareo?
na koa mahafantra ny fomba fitsaboana ny autisme?
2 ans ny zanako dia hitako misy signes na autisme.
misaotra mialoha amin'ny fanampiana!
novalian'i chouket ny 23/01/2008 10:02
2. sipagasy ( 22/01/2008 16:51)
fa ianao nga tsy mba nitondra ny zanakao tany @ pediatre na koa ny centre pmi???, any anie dia afaka manoro anao ny toerana aleha e!!!

maroroa taiza e!
3. fahamarinana ( 22/01/2008 17:26)
:arrow: any M/car angamba i chouket no mipetraka na izany aza ny pédiatre na ny pmi (raha misy any amintsika ) no havanana kokoa amin'ny fanomezana infos fa jereo izay coté nolazain'ny sipagasy zay fa marina iny.(l)
4. soanja ( 23/01/2008 04:05)
chouket:

salut daholo!
sao dia mba misy mahafantatra psychiatre mahay sy indindra indrindra manana traik'efa amin'ny fanarahana zaza autiste ianareo?
na koa mahafantra ny fomba fitsaboana ny autisme?
2 ans ny zanako dia hitako misy signes na autisme.
misaotra mialoha amin'ny fanampiana!


Manorata manokana aty amiko ary sao misy azoko hanampiana anao.


5. chouket ( 23/01/2008 10:02)
hoy sipagasy:"fa ianao nga tsy mba nitondra ny zanakao tany @ pediatre na koa ny centre pmi???, any anie dia afaka manoro anao ny toerana aleha e!!!

maroroa taiza e!"

Manana pédiatre tokoa aho nanaraka ny zanako h@ vao teraka, ary efa nanantona pédiatre iray hafa koa. Tsy misy manome diagnostic anefa ry zareo hoe autisme no mahazo ny zanako fa lazainy retard kely fotsiny noho izy prématuré.
Nijery internet anefa aho fa miahiahy mafy @ comportement an'ny zanako sao autisme no mahazo azy. Rehefa nahita documentation aho dia misy ny symptômes rehetran'ny zaza autiste izy.
Ny gasy koa moa tsy dia mbola mahafantatra loatra io aretina io angamba ka izay no tiko tonga dia hanatonana spécialiste. Any France manko izao ohatra misy centres spécialisés mihitsy fanaovana diagnostic n'ny autisme rehefa hitan'ny ray sy reniny fa misy ireo symptômes voalaza ny zanany.
Misaotra @ fanoroana hevitra eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5119