Inona ry ireto ity,biby sa olona ,loza ???

1. niryna ( 22/01/2008 05:16)
novalian'i niryna ny 24/01/2008 06:19
2. Rasiligaoma ( 22/01/2008 05:36)
image de synthese hanadalana ny sain'ireo tsy mijery tsara fa mora mivarahontsana io amiko
ny mijery tsara mahita hoe feno erreur be ilay technique nanaovany ombrage (tsy mandeha any amin'ny tokony ho izy ny aloka raha alahatra amin'ny loaharanon'ilay fahazavan'ilay flash sy ny hazavana natoraly)
3. niryna ( 22/01/2008 06:27)
Rasiligaoma:

image de synthese hanadalana ny sain'ireo tsy mijery tsara fa mora mivarahontsana io amiko
ny mijery tsara mahita hoe feno erreur be ilay technique nanaovany ombrage (tsy mandeha any amin'ny tokony ho izy ny aloka raha alahatra amin'ny loaharanon'ilay fahazavan'ilay flash sy ny hazavana natoraly)



=))=)) ka taiza izy no nahita ireo zanak'olona kely sa zanak.....tsy fantatra ireo?Minono anie ireto izy e =))
4. fahamarinana ( 22/01/2008 06:55)
:arrow:rasiligaoma :na mijery tsara aza anie dia mahatalanjona tokoa e,za manokana moa tsy mahay izany fanamboarana sary zany anie,fa lalina ny fahaizan'ny sasany manodikodina sary zany kouh.:wink:
niryna :mahita raha koa ndry ity kah,:-D:-D:-*(l)
5. tslem ( 22/01/2008 08:46)
Inona ry ireto ity,biby sa olona ,loza ???

niryna:





valiny tsotra:BIBY io fa TSY olona :{:{:{ rehefa tsy mitovy amintsika dia biby .
6. kelly13 ( 22/01/2008 09:22)
otran'ny oe mampalahelo b zany ny tarehan'ilay mampinono, triste b, shrek marron hahahaha
7. tess ( 22/01/2008 09:45)
:-D
8. tslem ( 22/01/2008 11:46)
kelly >>>mampalahelo fa mbola memezana ihany :-D:-D:-D

ary ity biby sa cocombre ?

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img87.imageshack.us/img87/2926/crudit2cm2.png[/IMG][/URL] :miam::miam::miam:
9. tsaramaso ( 22/01/2008 11:50)
hahahahahahaha !!!!!!!
10. tslem ( 22/01/2008 12:15)
mitady hamalan-kira ry reto i tsaramaso izany a,hahahahaha!!! sao dia resak'olondehibe aza ity :roll:
11. kelly13 ( 22/01/2008 12:32)
:-D:-D:-D:-D:-D
12. ari.malala ( 22/01/2008 12:50)
=))=))
13. ikaretsaka ( 22/01/2008 14:48)
voankazo sy legumes kosa ireo fa tsy nisy notes niainga akory teo
14. sakaizakely ( 23/01/2008 16:10)
tsy efa nisy valiny http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4790cc4fcfad1 ve io ry niryna ?

ilay navadik'i niryna baiboly iry e :-D
15. pissoa ( 23/01/2008 16:18)
tslem:

kelly >>>mampalahelo fa mbola memezana ihany :-D:-D:-D

ary ity biby sa cocombre ?

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img87.imageshack.us/img87/2926/crudit2cm2.png[/IMG][/URL] :miam::miam::miam:


milay be le hoe biby sa concombre =))=))=))=))=))
16. lapino ( 23/01/2008 16:33)
totozy ho an'ny vezetariana ?! hitako misy faly ery :-D:-D:-D
17. niryna ( 24/01/2008 05:57)
fahamarinana:

:arrow:rasiligaoma :na mijery tsara aza anie dia mahatalanjona tokoa e,za manokana moa tsy mahay izany fanamboarana sary zany anie,fa lalina ny fahaizan'ny sasany manodikodina sary zany kouh.:wink:
niryna :mahita raha koa ndry ity kah,:-D:-D:-*(l)

:D misy biby maro no ampivadian'ireo olona ao amin'ny zoo na lazainy hoe tsy nampivadiany fa nivadivady fotsiny,kely ny finoako.

18. niryna ( 24/01/2008 06:05)
kelly13:

otran'ny oe mampalahelo b zany ny tarehan'ilay mampinono, triste b, shrek marron hahahaha

koa vava efatra no indray fahanana kou

19. niryna ( 24/01/2008 06:06)
tslem:

kelly >>>mampalahelo fa mbola memezana ihany :-D:-D:-D

ary ity biby sa cocombre ?

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img87.imageshack.us/img87/2926/crudit2cm2.png[/IMG][/URL] :miam::miam::miam:



:D io indray saritsarina biby
20. niryna ( 24/01/2008 06:06)
tsaramaso:

hahahahahahaha !!!!!!!




:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2315