Sharon

1. yonikafopl ( 17/01/2008 14:33)
Hono tokotrany ho aho ee, nanao ahoana i Sharon, mbola dans le coma sa efa maty sa ahoana, mba nahalasa saina ana kely
novalian'i LazaDaddy ny 17/01/2008 23:24
2. ni81 ( 17/01/2008 15:50)
Mbola dans le coma izy hatramin'izao:

Israël
Deux ans dans le coma pour Ariel Sharon
par RFI

Article publié le 03/01/2008 Dernière mise à jour le 04/01/2008 à 00:14 TU


Ariel Sharon
(Photo : AFP)
Alimenté par une sonde, entouré de ses proches, l’ex-Premier ministre israélien n'est toujours pas sorti du coma, deux ans après son hospitalisation.
3. yonikafopl ( 17/01/2008 18:25)
ni81 ah ok merci
4. LazaDaddy ( 17/01/2008 23:24)
Tena mahavaiana ny tantaran'izy iny. Anisan'ny olo-manga tao amin'ny fireneny, kanefa vao nanome baiko ny Israelianina niala tao Gush Katiff dia narary.

Mivavaha ho azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6182