Mariazy:Contrat dimy taona ihany dia havaozina indray ???

1. niryna ( 10/01/2008 18:19)
Nisy firenena niady varotra hoe andao atao "contrat dimy taona"ny mariazy.Izany hoe rehefa tapitra ny dimy taona dia misaraka na misoratra indray.
Ahoana ny eritreritrao? Izany ve tsy hafahafa be kanefa ny fanambadiana dia lamban'akoho?

Izao aza 50% ny mpivady no misaraka?
75% ny ankizy tsy manan-dray.
Mandramaraina ny filaharana mangataka volan-jaza
Nakaiza aky ny vadin-dry no tsy hita elaela hoy ity ramatoa namany.Lasa aky izy
Iza aky ny vehivavy miaraka aminy?
Tsy vehivavy aky fa lehilahy a.:cry::cry:
novalian'i niryna ny 22/01/2008 05:12
2. fahamarinana ( 10/01/2008 18:59)
:arrow: Misy raha la terre niryna an,tsy dia voako aloha fa hevitro moa iny,hi!hi!(l)
3. sipagasy ( 10/01/2008 20:09)
efa nandeha teto io loha hevitra io kannn, ary tena 200% momba io hevitra io aho, hihihi!
4. sipagasy ( 10/01/2008 20:19)
jereo ato e!!!

http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46f42ea3810bf
5. simplex ( 10/01/2008 21:04)

sao d mba statistikan'i Barney Stinson kosa le hoe 75% an'ny ankizy tsy manan-dray e :)


ny hevitro,

tsara io ny @ hoe tsy mila procedure ana divorce lava be raha misy ny tsy fifanarahana goavana fa tonga ny 5 taona dia samy rava. Moa ihany koa hoe mety hampiravina ny disadisa ihany koa ny fiandrasana ny 5 taona ra hoe hiandry an'io fa tsy hanao divorce...

ratsy ihany koa anefa satria mety hampitombo bedabe ny isan'ny fanambadiana 5 taona dia rava io. Na ady tokony miravona aza dia misaraka wazy fa satria tonga le 5 taona...

asakasaky ny tsirairay io fa ny malagasy ra manambady tsy miomana ny hisaraka dieny mialoha. Ka hoy ah hoe ra any Las vegas no mivady, le maso mifanojo ireny dia tsara ny manao azy fa ra mariazy voadinika, efa niaraka ela sy otr'zany e, aleo ihany mariazy a regime de separtion des biens...

6. cutie ( 11/01/2008 00:20)
:-D:-D:-D
7. niryna ( 11/01/2008 05:49)
fahamarinana:

:arrow: Misy raha la terre niryna an,tsy dia voako aloha fa hevitro moa iny,hi!hi!(l)



:D
8. niryna ( 11/01/2008 05:50)
sipagasy:

efa nandeha teto io loha hevitra io kannn, ary tena 200% momba io hevitra io aho, hihihi!


Tsy fantatro aloha e fa vao nivoaka tamin'ity herinandro ity fa tsy manaiky ireo mpitondra :D
9. niryna ( 11/01/2008 05:53)
sipagasy:

jereo ato e!!!

http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46f42ea3810bf


Hay ve nisy an'io koa tany e ,ity taty aminay ka fa ny fanirian-dry zareo dia dimy taona fa tsy fito.Tena misy raha la terre marika k'ty .:wink:
10. niryna ( 11/01/2008 05:54)
simplex:


sao d mba statistikan'i Barney Stinson kosa le hoe 75% an'ny ankizy tsy manan-dray e :)


ny hevitro,

tsara io ny @ hoe tsy mila procedure ana divorce lava be raha misy ny tsy fifanarahana goavana fa tonga ny 5 taona dia samy rava. Moa ihany koa hoe mety hampiravina ny disadisa ihany koa ny fiandrasana ny 5 taona ra hoe hiandry an'io fa tsy hanao divorce...

ratsy ihany koa anefa satria mety hampitombo bedabe ny isan'ny fanambadiana 5 taona dia rava io. Na ady tokony miravona aza dia misaraka wazy fa satria tonga le 5 taona...

asakasaky ny tsirairay io fa ny malagasy ra manambady tsy miomana ny hisaraka dieny mialoha. Ka hoy ah hoe ra any Las vegas no mivady, le maso mifanojo ireny dia tsara ny manao azy fa ra mariazy voadinika, efa niaraka ela sy otr'zany e, aleo ihany mariazy a regime de separtion des biens...





marina ny anao,ny vehivavy no ho voa mafy raha izany k'ty
11. niryna ( 11/01/2008 05:55)
cutie:

:-D:-D:-D


Ahoana aky ny hevitr'i cutie a :-D
12. tslem ( 11/01/2008 06:33)
Ohatry ny milay be zany an,dimy taona zany aza ve tsy be loatra? :-D:-D:-D
13. xxx ( 12/01/2008 00:45)
tslem:

Ohatry ny milay be zany an,dimy taona zany aza ve tsy be loatra? :-D:-D:-D
ie, ataovy ny be vava koh, rehefa lasa tokoa i lery vao dada a, mama a


14. niryna ( 12/01/2008 02:20)
tslem:

Ohatry ny milay be zany an,dimy taona zany aza ve tsy be loatra? :-D:-D:-D



:roll:=))=))
Hoy ny olona hoe herintaona hono no tena mazana be indrindra,dia mitombo hoe dimy taona dia mitombo hoe folo taona .Ny dikany izay maharitra vadin'andriana :-$
15. niryna ( 12/01/2008 02:21)
xxx:

tslem:

Ohatry ny milay be zany an,dimy taona zany aza ve tsy be loatra? :-D:-D:-D
ie, ataovy ny be vava koh, rehefa lasa tokoa i lery vao dada a, mama a




:roll::D hitakou

16. tslem ( 12/01/2008 09:33)
xxx:

ie, ataovy ny be vava koh, rehefa lasa tokoa i lery vao dada a, mama a


ka izy aza vao raika taona MONJA d efa lasa koh :-D:-D:-D tsy nanao vava akory tam zany :oops:

17. niryna ( 13/01/2008 05:27)
tslem:

xxx:

ie, ataovy ny be vava koh, rehefa lasa tokoa i lery vao dada a, mama a


ka izy aza vao raika taona MONJA d efa lasa koh :-D:-D:-D tsy nanao vava akory tam zany :oops:





:cry: :cry::-*
18. fijo ( 15/01/2008 21:36)
milay io ka,any zamerika any anie efa misy manao an'io e
19. niryna ( 17/01/2008 05:13)
fijo:

milay io ka,any zamerika any anie efa misy manao an'io e


an.an, mbola mitady fika ny olona fa tsy avelan'ny fanjakana,ny lahy sy vavy mivady no misy any canada,sy toerana sasantsasany aty ary dia misy miditra fiangonana mihitsy.:roll: anjekaky o
20. endrika01 ( 21/01/2008 17:38)
Za klou tsy d\'accd am io é,ka tsy aleo tsy manambady, ny zanako kou no hijaly eo!mmmhhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3392