menopause, inona ny atao raha mandeha ra tsy mety mijanona
1. shyan1
(
10/01/2008 15:58)
Mba managataka fanampiana rey azafady fa tena tsy azoko intsony ilay izy.
Efa ho 12 jours zao, mandeha ra (règle) fona mamanay ary betsaka ihany , normal ve zany raha menopause? ary tena vizaka be mihitsy izy, avy eo indray ajanona amin'ny fanafody ilay izy dia miakatra be indray ny tension-ny, lazaiko eto fa izy aloha misy fibrome nefa misy nodule ao amin'ny nonony ary misy ifandraisan'ireo, satria raha nalana ilay fibroma hoy ilay dokotera dia tsy ho levona mihitsy ny nodule amin'ny nonony , dia avela hijinika eo ve izany ny ra sa inona re ny hevitra mety e, efa nitety dokotera maro izahay fa tsy hita izay atao, marihako entoana fa karazana kyste ilay ami'ny nonony fa tsy tumeur akory fa misy hifandraisany amin'ilay fibrome.
Mba ampio re za izay mahita hevitra fa tsy hitako intsony izay atao . misaotra mialoha .

novalian'i niryna ny 15/01/2008 06:29
2. hasinando
(
10/01/2008 16:27)
Ho an'i Shyan1 .
Nisy familleko efa nanana problème toy izany fa mila maka fepetra ianareo manantona gynéco. Nisy fibrome izy efa @2000 tany ilay izy fa nolevonina fa tsy opérable hoy ny doc ary @zao efa tsisy intsony satria nisy fanafody nomeny.Ary taoriana kelin'izay dia nanao hémorragie be izy nefa efa age près menaupose ilay misy règle dia tsisy ireny no fisehony. Fa ianao aiza no mipetraka ?.Raha any dago dia gynéco tany Antsirabe chef de service ny maternité tao no nitsabo .Doc anisan'ny mahay ao ilay izy ka sao mahavonjy ny Mamanao .Mahereza!
3. pussinnette
(
10/01/2008 17:12)
Bsr Shyan1!
zany hoe manana namana akaiky gynécologue za dia te hanampy anao,tiako ho fantatra hoe Dr généraliste ve lay nanao suivi an'ny mamanareo hatramin'izay sa efa nisy gynécolgue mihintsy no nijey azy?

4. pitchou
(
10/01/2008 17:37)
euh! tsy misy afatsy manantona spesialista ihany e! ary ngah moa ny nodule @ nono tsy azo esorina miaraka @ ilay fibrome hoy radoko?
tsy haiko fa aza mipetrapetra @ izao sao sanatria lany rà eo vao loza

5. fahamarinana
(
10/01/2008 19:08)
:arrow:mitovy amin'ny pitchou koa ny fanontaniako,ilay nodule anie azo alàna tokoa e dia avy eo mijery ny fibrome na alàna na levonina araka izay fahitan'ny spécialiste eo :raha aty andafy dia ny spécialiste no tsara antonina saingy mandalo généraliste aloha vao alefany any.Raha any dago ndray dia tsy afaka manoro hevitra anao aho satria tsy haiko .Dia mahereza indrindra ary aza miandry ela an(l)
6. patrick2002
(
11/01/2008 00:55)
samby hevitra moa ny atsipy ,ka aleo manatona specialiste gyneco ,fa sao dia cancer d'ulterus .
7. niryna
(
11/01/2008 06:08)
Mitoy ny an'i patrik koa ny hevitro.Mifanohana eto daholo isika fa ny tena haingana dia ny manatona ny Gyn. Fibroid tumor no mety mahazo azy,tsy aiko ry ireto ny fiteny azy amin'ny teny gasy fa hialako tsiny a.
Izany hoe misy zavatra mivoto ao anatin'ilay tranonjaza ary kely toy ny petit pois ilay izy ary ngezabe toy ny bevohoka ny lehibe,rehefa tsy levona dia mety ho didina.Ary io no mahatonga azy andeha ra foana,fa ilay 12 andro izany kosa aloha dia tena betsaka loatra e,sao sanatria mivadika zavatra hafa eo.Mandritra izay fotoana izay aloha dia mihinana iron ary ny beets(na betiravy manta miampy celery,cocombre omena azy fa midina ny tosi-drany ary mihinana ati-kena ihany koa sy dovay kely.Ana-maitsy mantamanta toy ny anandrano ihany koa mampody hery
azy aingana. Mety io no mahazo azy.
Mahereza http://images.google.com/imgres?imgurl=http://static.howstuffworks.com/gif/define-fibroid-tumors-1.jpg&imgrefurl=http://health.howstuffworks.com/define-fibroid-tumors.htm&h=374&w=386&sz=60&hl=en&start=16&tbnid=XkY334ENkkx72M:&tbnh=119&tbnw=123&prev=/images%3Fq%3Dfibroid%2Btumor%2B%26gbv%3D2%26svnum%3D10%26hl%3Den%26client%3Dfirefox-a%26rls%3Dorg.mozilla:en-US:official%26sa%3DG

8. niryna
(
11/01/2008 06:37)
Fibroid Tumors
by the editors of Consumer Guide
Zavatra mivainga ao anaty fivaviana ilay izy ary tsy cancer,izay aloha dia hisaorana an'Atra.Mitombo tsikelikely
http://www.lifespan.org/adam/graphics/images/en/17064.jpg
http://www.ask4ufe.com/images/fibroid_uterus.gif
Ity iray ity indray dia mitombo ny fitaovana ary miteraka ilay fotoana mandeha be sy mety marary ny lamosina na sahira be rehefa mivoaka mipipy.
Ity iray ity indray dia any ivelany no maniry.
Asa aloha ry ireto raha ireo ilay nataon'ny olona hoe zaza voaloboka a :cry:
Tsy dokotera aho akory a,manao recherche fotsiny aho dia mizara aminareo zava-baovao.Mba misy hianarantsika e
by the editors of Consumer Guide
Fibroid tumors are solid, noncancerous growths composed of smooth muscle fibers and connective tissue that grow in the walls of the uterus or out from the uterus. Only rarely do they appear on the cervix. Occasionally, they fill the entire uterus, push through the cervix, and appear in the vagina. These tumors usually grow slowly and vary in size and shape.
Zavatra mivainga ao anaty fivaviana ilay izy ary tsy cancer,izay aloha dia hisaorana an'Atra.Mitombo tsikelikely
io tumor io dia misy aty ivelany ireny zavatra hitanao mivoto tsy fanta-pihaviana toy ny any ambanin'ny helika ohatra na eny amin'ny tanana na tongotra eo akaikin'ny lohalika ary indraindray izy tsy marary fa mivoto fotsiny ,misy didina fa misy tsy mandidy.Ity koa dia hita ao anaty fivaviana izany ary rehefa miha-lehibe dia alana na didina amin'ny farany
Fibroid tumors are thought to be the most common type of abdominal tumor, found in about 25 percent of all women over the age of 30 (more frequently in black women). Cancer rarely develops in fibroid tumors; however, they do sometimes cause problems. They tend to enlarge during pregnancy, which can cause complications as the fetus grows.
http://www.lifespan.org/adam/graphics/images/en/17064.jpg
http://www.ask4ufe.com/images/fibroid_uterus.gif
misy karazany telo izy io ary ity iray ity dia tsy misy hifandraisan'ny fotoanany vehivavy fa kosa mahatonga ilay olona marary noho ny havesany ao anaty ao.
Uterine Fibroids are classified according to their location within the uterus. There are three primary types of fibroid tumors:
Subserosal fibroids develop in the outer portion of the uterus and continue to grow outward. These typically do not affect a woman's menstrual flow, or cause excessive menstrual bleeding, but can cause pain due to their size and pressure on other organs.
Intramural fibroid tumors are the most common type and develop within the uterine wall and expand, which makes the uterus feel larger than normal (and may cause "bulk symptoms". )Symptoms associated with intramural fibroids are heavy menstrual bleeding, pelvic pain, back pain, frequent urination and pressure.
Ity iray ity indray dia mitombo ny fitaovana ary miteraka ilay fotoana mandeha be sy mety marary ny lamosina na sahira be rehefa mivoaka mipipy.
ity iray ity dia tsy fahita firy ary io koa dia miteraka ny fandehanan'ny ra elabe.
Submucosal fibroids develop just under the lining of the uterine cavity. The least common type of fibroid tumors, they often cause symptoms such as very heavy prolonged menstrual periods and excessive menstrual bleeding.
Pedunculated uterine fibroids occur when the fibroid grows on a stalk. Pedunculated fibroids can occur either into the uterus or grow on the outside of the uterus.
Ity iray ity indray dia any ivelany no maniry.
Asa aloha ry ireto raha ireo ilay nataon'ny olona hoe zaza voaloboka a :cry:
Tsy dokotera aho akory a,manao recherche fotsiny aho dia mizara aminareo zava-baovao.Mba misy hianarantsika e
10. shyan1
(
11/01/2008 08:42)
Misaotra betsaka tamin'ny fanazavana nentinareo indrindra momba an'ilay fibroid tumors. izahay dia aty madagasikara.
Ny momba ilay nodule ao amin'ny nono , tsy azo alana ilay izy ary efa natao suivi akaiky, sao sanatria tumeur maligne fa tsy izy ka, ary ilay izy marobe fa tsy iray ihany, misy fifandraisany amin'ilay ao amin'ny tranon-jazany ilay izy dia tsy azo nalana mihitsy.
Efa 3 ny dokotera nitsabo azy ary ny farany izao dia Dr jean Pierre ao amin'ny matérnité Spécialiste izy, ny fanafody ni-traitena an'azy dia "duphaston", nijanona ilay izy aloha fa niakatra be ny tension ary voatery najanona ary nefa nony najanona dia izay manao hemorragie isam-bolana izay, miataintaina fona izahay isam-bolana.
Inona re izany no mety atao mety hoe ho alana ve ilay izy "fibrome" dia raha mivadika ilay nodule ao ami'ny nonony dia atao ablation ve izany satria ilay izy tsy iray fa marobe amin'ny ankavia sy ny ankavanana.
Efa minana fanafody izy satria lasa vizaka sady hoatra'ny voan'ny anemie, fumafer sy magne b6 zao no ohaniny ary sakafo maha be ra, fa ilay SItuation izany zao hoe raha ho ajanona ilay ra na dia porgressif aza dia misoty tampoka ny tension ny.
Ny hanontaniako izany hoe mandra pijanona an'ilay izy satria rehefa menopausée hono dia maina hoa azy tao ilay "fibroma" izy dia afaka atao izay nefa inona no afaka hiregularisena an'ilay tension.
Marihiko fa mamanay tsy mba nisy tension hatrami'izay ary izao fotoana izao izy vao lasa misy tension.
Tena vaky ry reto ny saiko fa raha misy afaka manoro-hevitra hafa na solution hafa dia tena isaorako be dia be.
Misaotra mialoha

11. niryna
(
12/01/2008 02:29)
fahamarinana:
:arrow:niryna,za oah tsa mahay teny anglisy ,:cry:(l)
Azafady aky a,misy teny tsy mivoaka koa ny teny gasiko sady tsy hary aiko ny dikany.
Ireny nazavaiko eny ambany ireny ny votoatiny
Ilay aretina izany dia mahazo ny vehivavy ary maro no olona voa an'io.Mandeha ra be ilay olona ary rehefa tonga ny fotoanany dia tsy ampy ny fitaovana hitazomana ilay izy fa asiana tsetsina betsaka(oops).Misy maharitra telo ka hatramin'ny 12 andro.Ary rehefa tapitra ilay izy dia fanina sy reraka ilay olona.Tena mitete toy ny rano araraka mihitsy.Tsy mahazo manao fanantanjahantena na manao reraka na manao therapy ilay asiana servitte mafana ny lamosina na ambany na ambony fa vao maika mampandeha ny ra be.Dia rehefa mankany amin'ny dokotera dia asiany mijery specialista dia tarafina any anaty fivaviana ka rehefa avy eo dia hita fa misy zavatra maniry ao anaty ao.Io no mety mahazo ilay olona.Misy fanaovana fandidiana ary toy ireny fametrahana ilay zavatra ao amin'ny tranon-jaza ireny rehefa tsy te-hiteraka intsony ilay ramatoa.Misy maro samy hafa e.
Dia hoy aho hoe mila manatona dokotera ary rehefa mihalehibe ilay izy dia asorina satria kely toy ny petit pois ary ngeza toy ny baolina ka toy ny hoe bevohoka foana ilay olona.
Azonao amin'izay.
12. niryna
(
12/01/2008 03:10)
shyan1:
Misaotra betsaka tamin'ny fanazavana nentinareo indrindra momba an'ilay fibroid tumors. izahay dia aty madagasikara.
Ny momba ilay nodule ao amin'ny nono , tsy azo alana ilay izy ary efa natao suivi akaiky, sao sanatria tumeur maligne fa tsy izy ka, ary ilay izy marobe fa tsy iray ihany, misy fifandraisany amin'ilay ao amin'ny tranon-jazany ilay izy dia tsy azo nalana mihitsy.
Efa 3 ny dokotera nitsabo azy ary ny farany izao dia Dr jean Pierre ao amin'ny matérnité Spécialiste izy, ny fanafody ni-traitena an'azy dia "duphaston", nijanona ilay izy aloha fa niakatra be ny tension ary voatery najanona ary nefa nony najanona dia izay manao hemorragie isam-bolana izay, miataintaina fona izahay isam-bolana.
Inona re izany no mety atao mety hoe ho alana ve ilay izy "fibrome" dia raha mivadika ilay nodule ao ami'ny nonony dia atao ablation ve izany satria ilay izy tsy iray fa marobe amin'ny ankavia sy ny ankavanana.
Efa minana fanafody izy satria lasa vizaka sady hoatra'ny voan'ny anemie, fumafer sy magne b6 zao no ohaniny ary sakafo maha be ra, fa ilay SItuation izany zao hoe raha ho ajanona ilay ra na dia porgressif aza dia misoty tampoka ny tension ny.
Ny hanontaniako izany hoe mandra pijanona an'ilay izy satria rehefa menopausée hono dia maina hoa azy tao ilay "fibroma" izy dia afaka atao izay nefa inona no afaka hiregularisena an'ilay tension.
Marihiko fa mamanay tsy mba nisy tension hatrami'izay ary izao fotoana izao izy vao lasa misy tension.
Tena vaky ry reto ny saiko fa raha misy afaka manoro-hevitra hafa na solution hafa dia tena isaorako be dia be.
Misaotra mialoha
Tsy misy fisaorana fa ilay teny anglisy no hialoko tsiny.Manaraka ny torohevitry ny dokotera ary hivavaho isan'andro izy fa Atra mahafantatra sy manao fahagagana.Izany akory tsy midika hoe mivavaka eo fotsiny.Asaivo mivavaka daholo ny mpiray tampo aminao fa io no nataoko tamin'ny havako voan'ny cancer enina taona lasa ary mbola velona izy hatramin'izao ka hisaorako an'Atra lehibe izany fahagagana izany.Mivavaka dia apetraho eo am-pelatanany ny fiainany iray manontolo,mamela heloka izao olona hanananareo ady na niady na nanaovana zavatra nankarary fo na nankarary fo anareo.Na iza izany na iza.Misy antony daholo koa mantsy ny zavatra rehetra ary ny fanankinantsika ny fiainantsika aminy dia efa hery iray lehibe hanampy.Miakatra ilay ra satria very ra izy ka fanafody mampiakatra ra no omen'ny dokotera azy.Andramo ireo sakafo noteneniko eo ambony ireo ary aza asiana manao vizaka be izy fa raha azo atao dia maka aina eo ambony fandriana tsara.
Nisy namako izay nisy aretina ny rahavaviny ary ho didiana izy ,nivavaka izy ary nifady hanina nandritra ny telo andro,rano fotsiny no nosotroiny,
nivavaka,namaky baiboly,nihaino tenin'Atra sy toroteny ary hira masina fotsiny no nataony.Tonga ny fotoana hoe andidiana aza,tsy tao intsony ilay zavatra (io ilay miracle ary mbola misy marobe be io rehefa tena mino tokoa isika),Miala tsiny ho an'izay tsy mpino aho fa somary HS kely ny hafatro.
13. shyan1
(
12/01/2008 06:13)
Nirina, misaotra tamin'ny fanazavana nentinao efa nanao recherche tamin'ny forum santé rehetra zah fa io fanazavanao io no hitako ohatra ny manakaiky kokoa ny marina nefa ilay problema tsy avy amin'ny taovam-pananahany ihany fa eo ihany koa ny nodule amin'ny nono izany hoe somary compliqué, efa mivavaka isan'andro izahay maiandahy anefa ny fivavahana tsy arahin'asa koa dia tsy misy vokany ka hiandry ny fiasan'ny fanafody manaraka indray dia mety hijery dokotera hafa. Ny tena marina raha vao milaza amin'ny dodkotera hoe hemorragie dia ny fampijanonana azy haingana no ataony nefa ny tension tonag dia misondrotra tampoka mety hampisy avc raha tsy mitandrina. Tena compliqué fa dia mivavaka isan'andro ary koa mino fa hijanona izao rehetra izao, raha mba misy afaka manome adiresina dokotera dia tena hisaorana mba hanazavaina ny pahologie rehetra.
Misaotra dia mandra-pitafa indray.
Misaotra dia mandra-pitafa indray.
14. niryna
(
12/01/2008 07:21)

Tsy misy fisaorana ka ,ilay izy tsy cancer aloha dia efa isaorana Atra e.Ilay mikasika ny nono indray dia tsy fantatro na misy hifandraisany satria efa nahita aho olona voa ny toa azy io saingy mbola kely ilay izy ary dia tsy nisy fanafody,rehefa mihangeza hoy ny dokotera ka tsy levona dia izay vao didina.Ilay nono koa dia misy rano kely hono ny nonony ary tsy nisy fanafody ihany koa fa rehefa mitombo dia didiana.Tsy cancer ireo ary tsy nomeny fanafody.Miverina fotsiny afaka enimbolana indray ary hoentina ny radio hijerevana ny fihovana teo aloha sy ao aoriana.Ny nataony dia nivavaka ihany koa,ilay nono tsy henony hoe misy marary na misy zavatra aza ao,ny any ambany koa dia tsy maheno hoe marary fa dia mivavaka ary dia tsy betsaka toy ny teo aloha intsony ilay izy,hita ho e tsy nitovy ny teo aloha e.Eny e tena mila mivavaka mafy tokoa e,na eo aza ny fanafody,ary na dia mivavaka mafy koa aza dia tsy maintsy mila manatona dokotera,mivavaha alohan'ny andehanana any amin'ny dokotera ihany koa mba omen'Atra hery izy hanazava sy hanasitrana an'i mamanao.Mahereza e.
Ny tena antony hivavahana? Dia ny hametrahana ny fiainany rehetra sy izay rehetra ho avin'ny ampitso,io dia hery tsy takatry ny olona mihitsy.Hitanao maivana ny fiainanao na eo ihany aza ny olana mitranga rehefa nomenao ho tantanany ilay izy,tsy matahotra izay ho avin'ny ampitso intsony.Izay ilay izy. Hialako tsiny ihany fa vonjy aina ity raha misy resaka fivavahana ato a
16. shyan1
(
15/01/2008 05:28)
Salu nirina,
Efa nijery ny lien napetrakao zah teo fa misaotra betsaka. Zah aloha amin'izao fotoana izao dia somary miha tsy zakan'ny saiko intsony fa matoky zah fa ho sitrana soamantsara izy ary mbola hanohy ny fiananay telo mianaka izy, mbola misy zavatra endrasany amiko efa iriny fona ary tsy maintsy atolotro an'azy izay ao aoriana kely ao. Miala tsiny raha manao tora-po kely fa tsy hitako intsony izay hitarainana.
Fa raha mbola misy olona mahalala dokotera afaka mi expliquer ny liens entre n'ireo voalazako teo ambony ireo di ambola miandry valiny fonafona.
Misaotra betsaka dia bonne journée

17. niryna
(
15/01/2008 06:29)

Tsy misy fisaorana ka mahereza hatrany ary aza kivy :-*