bandy kely sy ny sipa antitra

1. xxx ( 09/01/2008 16:42)
mba mila fanazavana sy toro-hevitra aminareo namana rehetra ah fa tsy haiko izay hanaovana azy.
(manana vhv somary efa antitra ah tiako sy mitia ah;nefa toa somary hafahafa anefa izy raha hilazako fa alaiko vady.ka inona no hevitra ry namana.izy ihany anefa no tiako
dia misaotra anareo izay mandray anjara rehetra
tsy ankifidy ity resaka ity
novalian'i xxx ny 14/02/2008 22:03
2. cutie ( 09/01/2008 16:50)
firy taona zany antitra ????
3. xxx ( 09/01/2008 17:11)
izany hoe le sipa 55 ans
4. cutie ( 09/01/2008 17:14)
de xxx firy taona:)
5. xxx ( 09/01/2008 17:22)
:x tsy ohttp://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4784fc409f54flona iray ihany ve ireto mampiresaka ireto:?:
6. xxx ( 09/01/2008 17:22)
15 ans :-D=))
7. cutie ( 09/01/2008 17:23)
tsy misokatra
8. xxx ( 09/01/2008 17:24)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4784fc409f54f
9. cutie ( 09/01/2008 17:26)
:-D:-D:-D
10. cutie ( 09/01/2008 17:26)
xxx ambony mpanadala :-D
11. xxx ( 09/01/2008 17:30)
sokafy tsara
12. xxx ( 09/01/2008 17:32)
Firy taona ianao ?
Inona no tanjonao amin'ilay fanambadiana ?
Mieritreritra ny hiteraka ve ianao ?
Inona no mety ho fiatraikan'ny taonany raha izay no tinao ?
Inona no mety hitranga raha tsy vadinao izy ?

Tsy dia mila valiny, fa ianao ihany no mandinika azy any fa mety hanampy anao. :-*
13. cutie ( 09/01/2008 17:32)
non le xxx miteny we 15ans no lazaiko we mpanadala :-D
14. radjery ( 09/01/2008 17:47)
mampiesona daholo ko ny ato zany klé:-D:-D:-D
15. cutie ( 09/01/2008 17:48)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
16. xxx ( 09/01/2008 18:42)
sao kosa mba zakan'i ramatoabe kosa lay bandikely tranga mety hisy io raha misy ny fitapitaka:-D:{
17. radjery ( 09/01/2008 21:18)
:-D:-D:-D
18. pissoa ( 09/01/2008 21:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
19. diamondra27 ( 10/01/2008 08:09)
radjery: mifohaza am zay fa aza miesona tsotra :-D:-D
20. melody ( 11/01/2008 16:00)
marina ny tenin'i radjery ka, tena mampihesona marina ilay resaka, aiza ve 15ans lerykely dia i madama 55ans....sssssss mila RENY lery fa tsy vady izany e, saingy tsy hainy fotsiny ny manavaka ilay fitiavana:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1189