bandy kely sy ny sipa antitra

21. xxx ( 11/01/2008 16:35)
ka raha senja irony madama 55 mahay mandaiga sy fitapitaka irony amin'ny feo mi rrrrouler rrrrrr anaty fone ka resaka virtuel zakany tsara kosa angamba fa rehefa reele vao :{
22. cutie ( 11/01/2008 17:20)
melody :-D
23. diamondra27 ( 11/01/2008 17:25)
:-D:-D




24. melody ( 11/01/2008 18:53)
cutie: aza himehezandry fotsiny fa tsy marina indray ary ve io e?:-D:-D:-D
diamondra27::-*:-*
25. tsoupou ( 12/01/2008 05:50)
manana vhv somary efa antitra ah tiako sy mitia ah;nefa toa somary hafahafa anefa izy raha hilazako fa alaiko vady
Za lesy (zafady, r'ise) tam za vô afaka bac kelikely dé otran zay ko, mitovy taona am mamako lé sipa, fa ny azy izao no ilainy am'ise :
1- Tsy dé miseho possessif be
2- Tsy tompony ise fa mpikarakara, ny azy tsy dé lé fitiavana be no ilainy fa ilay atao am teny abiko hoe entretien corporel
3- Adinoy zany resaka marizy zany fa ho very toi, sady toi milaza hoe tia an'azy
4- Manaova sipa hafa mitovitovy taona am toi halaina vady refa any aoriana, saingy anontanio tsara ny heviny aloha hoe tsy maninona ve za raha miaraka am sipa kely ...
5- Dé ho hitan toi fa ozy izy hoe tsy maninona fa présenté-o amiko, dé ataovy hoe tantine nao za
Za angamba ny an'i Tsoupou fa asa na hety na tsia e.
BON ENTRETIEN CORPOREL r'ise a :wink: :wink:
26. xxx ( 12/01/2008 06:54)
raha + 30 ans ianao dia mba tahaka an i demi moore sy ashton kutcher izany e (l)
27. tsoupou ( 12/01/2008 07:49)
raha + 30 ans ianao dia mba tahaka an i demi moore sy ashton kutcher izany e
Refa mahazaka fiainana fotsn dé tsy quoi fa tairo e, mahatantesa fotsn refa tonga ilay ora farany izay
BON ENTRETIEN CORPOREL r'ise a
28. loick ( 14/02/2008 07:13)
reveo sy akao tsirony tsara aloha fa izay no tena tsapa raha miaramatory amin'ireny antibavy ireny ka izay io mahataitaitra ano io satria tsy mitovy amn sipa kely io fa tena hafa ny fitaovampananahany
29. xxx ( 14/02/2008 22:01)
Efa nanao firaisana ve nareo 2 kely?:D
30. xxx ( 14/02/2008 22:03)
Tsaratsara maka sipa + 60 ans angamba e!:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6062