JESOSY SANDOKA!!
1. bosista
(
09/01/2008 15:35)
Manaona daoly,
mba manontany zaho hoe raha ho tonga i kristy sandoka,aiza ny firenena hiaviany? gasy ve lery sa jiosy ihany sa ...frantsay sa amerikanina sa ...?avy secte sa tsy secte...iza no afaka manome valiny ara-porofo? sa kosa mipetraka ho zava-miafina? zany hoe tsy voazava tsara ara-soratra masina fa izay very dia very any,ho hitan'ny havany eo!

novalian'i fijo ny 15/01/2008 22:21
2. Ylly
(
09/01/2008 16:06)
bosista:iza aloha io kristy sandoka io?asa ianao raha mahafantatra azy fa izaho kosa aloha dia tsoriko fa tsy mahafantatra ,fa ny fantatro dia i Jesoa Tokana ihany ary mihambena fa tsy fantatra izay ahatongavany fa tena ho avy izy hitsara ny velona sy ny maty.
mba manontany zaho hoe raha ho tonga i kristy sandoka,
3. diamondra27
(
09/01/2008 16:24)
toy izao ny teny azoko androany raha nandinika baiboly ao , ary mino aho fa ianao nametraka fanontaniana io no tian'i Tompo holazaina le izy:
I PETERA 3:1-18
and 15-16
Fa ny tiko tsindriana de io am ny and 17-18

4. Bafota
(
09/01/2008 17:44)
Jesosy sandoka! Ireo mpanao fahagagana hitan'izao tontolo izao ankehitriny:mpanao magie,dadarabe,voyants...........milaza mahita ny miafina.........miaramilan'ny satana
9. xxx
(
09/01/2008 18:40)
O ry bosista sao tara ianao fa efa ela anie no nahatongavan'izany kristy sandoka izany e ! eny fa na dia teto Dago aza e! ary maro koa ny ol no manaraka azy , atao ahoana moa refa tsy mahalala ny ol fa dia tena maro tokoa no manaraka azy sy ny efa voafitany
10. rakapy
(
09/01/2008 18:58)
xxx> Ka efa sandoka hatrany ambolalohany anie io ka iza indray no andrasanao?
14. fijo
(
09/01/2008 22:13)
tsy mazava le tiana holazaina.voalaza hoe "raha ho tonga"io dia milaza zavatra mbola hoavy.
dia avy eio mitady"manome valiny ara-porofo"ny porofo nefa tsy azo aseho rah atsy zavatra efa nitranga.de inoan izany no valiny tiana aseho eto??

15. rakapy
(
10/01/2008 01:13)
Ka io ilay fanotaniana fametraka @ mpaminany sy ny mpanandro ary ny mpahita ny ho avy angamba?
16. fijo
(
10/01/2008 23:15)
izany hoe porofon'ny hoavy????milay indray iny kle.
asio fanontaniana le mahery ireny rakapy fa tsssss

18. niryna
(
11/01/2008 07:37)
16 Fa ny tenan'ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin'ny fiantsoana sy ny feon'ny arikanjely ary ny trompetran'Andriamanitra, ka izay maty ao amin'i Kristy no hitsangana aloha;
Rehefa tonga izany ilay fotoana dia ny tenan'i Kristy no hidina avy any an-danitra
Avy eo ireo izay mpino Azy ka efa maty dia hitsangana
1 kor 15:35
17 ary rehefa afaka izany, dia isika izay velona ka mbola mitoetra no hakarina hiaraka aminy ho eny amin'ny rahona hitsena ny Tompo any amin'ny habakabaka; dia ho any amin'ny Tompo mandrakariva isika.
Avy eo ny velona izay mpino Azy ihany dia hakarina hoeny amin'ny rahona ka hitsena Azy ary dia hiaraka amin'ny ho mandrakizay.
Ary dia efa nahafantatra daholo izany izao isika ary dia efa samy notoriana ny tenin'Atra,nasiana nibebaka,mamela ,ary mino fa any amin'i kristy irery ihany no misy ny fiainana ,ka dia anjaran'ny tsira1 no mieritreritra
18 Koa dia mifampionona hianareo amin'izany teny izany. 1 Tes 4:16-18
Io izany no voalazan'ny SM fa kristy no hidina aloha dia hitsangana ireo izay maty ao amin'i kristy na ireo mpino Azy ka maty.
Izay mpino Azy ka mbola velona no manaraka ary hiakatra hiaraka aminy any amin'ny fiaianana mandrakizay.
Dia ahoana indray izany ,moa ve izao vatantsika izao no andeha hiakatra eny amin'ny habakabaka?
51 Indro, zava-miafina no ambarako aminareo: tsy hodi-mandry avokoa isika rehetra,52 fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra;
ity nofotsika ity izany dia hiova ary ao anaty fotoana fohy izany
fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lo intsony, ary isika hovana.
Ny vatana izay lasa vovoka sy lo dia tsy lo intsony :roll:
Iza aloha no hitsoka ny trompetra eto e? Ny anjely no fahalalako azy sa iza hoy hianareo?
57 Fa isaorana anie Andriamanitra Izay manome antsika ny fandresena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika. 1 kor 15
io izany dia mbola manamafy indray ny SM ny fanomezan'Atra ny Zanany izay Tompo sy Mpandresy ary Mpanavotra antsika tsira1 ka asakasak'izay mahalala izao na mbola mandaha sy miala pas ihany.
Efa notoriana aloha ny teny,sarotra ilay izy fa mivavaha mba omeny hery hino ny fahamarinana
(l)niryna
20. niryna
(
12/01/2008 01:51)
niryna: