tsy mazava le tiana holazaina.voalaza hoe "raha ho tonga"io dia milaza zavatra mbola hoavy.
dia avy eio mitady"manome valiny ara-porofo"ny porofo nefa tsy azo aseho rah atsy zavatra efa nitranga.de inoan izany no valiny tiana aseho eto??
Hita hoa ! mety misy paoma tsy hianjera na dia tsisy mihazona aza ary tsisy rivotra mahery manery azy hiakatra fa hihazohazo eo amin'ny rivotra eo fotsiny ! :-D:-D:-D