I Andry TGV indray hono e!
1. konota
(
22/12/2007 09:41)
Izany TGV zany indray hono ny lamaody e! sady tena mijery ny madinika Hono i lery, Tsy nisy izay tsy hitany ny bas quartier rhtr fa asa raha ho hitany fôna.
de lasa daholo ry Tia vao rehetra: " io no anay , tsy tambazana vola izahay hifidy, io no mavita azy,..." (tsy iza ireo fa le niandry teny Faravohitra t@ 2002 ihany a! ny sasany le teny am Tantely teny Ivandry, niaritra masoandro teny @ 13 mai, Sns...)
le programa aloa averiko ihany fa tsara ra hotanterak!! ohatra hoe le palais mijoaljoala be etsy Antsonjobe

novalian'i patrick2002 ny 22/12/2007 13:53
2. valie
(
22/12/2007 10:22)
za aloha tsy d maharaka firy le programany e, fa ny mahalasa saina ah fotsiny d ity, mirotsaka daholo ze te hirotsaka rehefa eo le sôsy na dia tsy nandalina firy ny momba ny politika aza :-D. Nga tsy loza e, afaka firy taona ndray zao d hirotsaka president lery!!!hihihi!!!ny irariana d enga anie mba hanjary zay hataony eo e!!
3. patrick2002
(
22/12/2007 13:53)
Ny anay aloha tsy programa no jerenay ,na fampanantenana .Fantatray fa na iza mitondra eo na iza tsy maintsy ,ny hatsembohanay no hinananay ,fa kosa tsy hekenay ny mpitondra mangalatra ny volam-bahoaka na iza izy na iza.
Raha programa no jerena mba nisy programa nataony Ravalomanana fono izy nilatsaka Maire ,Hasina R.E.R i Ivato mampitohy an'i Tana mitohy mankany Alasora .
Mbola nisy programa koa nataony Ravalo fono izy nilatsaka ho President ,hataoko manana 4L daholo ny malagasy rehetra .Fa tsy izany mihintsy no nifidianako azy ,fa noho izy olona Marina sy nitono-tena ho masina :roll::roll::roll: