Fanomezana avy @ dadabe noely.

1. news2dago ( 22/12/2007 09:23)
Nisy nanome solika 5000L hanesorana fako
http://www.news2dago.co.cc/
novalian'i Samoana ny 23/12/2007 08:57
2. konota ( 22/12/2007 09:57)
hisaorana azy izany e!!
3. elyzo ( 22/12/2007 10:00)
d mab hadio amzay ane ny tanàna amzao fetyy zao, indrindra refa mandalo dadabe noely ko!!:-D:-D
4. Samoana ( 23/12/2007 08:57)
Tsara ny fanomezana fanasoavana ny tanàna. Ny irariana fotsiny dia izao: enga anie tsy ho karazana tapi-maso fanambatambazana ilay mpitondra vaovao sady tanora izy io.
Raha homme d'affaires na entreprise no nanolotra izany mazava ho azy fa ny foto-kevitra ijoroan'izy ireny dia ny fitadiavana bénéfice hatrany fa tsy izy ireny mihintsy no hanolotra maimaimpoana tsy misy takalony:wink:
Fehiny:tokony asiana transparence hoe iza tsara no nanome mba tsy isian'ny "ahiahy tsy hiavanana"any aoriana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0066