Tsara ny fanomezana fanasoavana ny tanàna. Ny irariana fotsiny dia izao: enga anie tsy ho karazana tapi-maso fanambatambazana ilay mpitondra vaovao sady tanora izy io.
Raha homme d'affaires na entreprise no nanolotra izany mazava ho azy fa ny foto-kevitra ijoroan'izy ireny dia ny fitadiavana bénéfice hatrany fa tsy izy ireny mihintsy no hanolotra maimaimpoana tsy misy takalony:wink: Fehiny:tokony asiana transparence hoe iza tsara no nanome mba tsy isian'ny "ahiahy tsy hiavanana"any aoriana.