Nandresy ilay tsy hita maso

1. Mantella ( 20/12/2007 15:10)
Tao An-tsirabe Renivohitra dia nizotra araka ny tokony ho izy ny fifidianana. Iray ny kandida. Tonga ny mpifidy nandatsa-bato. Nanakamamian'izy ireo ila tsy hita maso (Vato fotsy). Midika ve izany fa tsy te hotantanin'ny olona (fanjakana) ny mponin'Antsirabe renivohitra?
novalian'i Bafota ny 20/12/2007 19:46
2. xxx ( 20/12/2007 15:19)
a a a !
3. xxx ( 20/12/2007 15:44)
tao atsirabe a lany taminy 20% ny beny tanana 60%vato fotsy sy tsy manankery; midika zany fa efatsy tian'antsirabe io ramatoa io, na ny TI no marimarina kokoa!!
4. Bafota ( 20/12/2007 19:46)
De ahoana ???? de mbola lany ihany ve zany sa i Tsihitamaso no lasa maire,fa midaboka ny mere....hi hi hi hi hi:-D:-D:-D:-D:b:-@:b:-@:b:-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008