Tao An-tsirabe Renivohitra dia nizotra araka ny tokony ho izy ny fifidianana. Iray ny kandida. Tonga ny mpifidy nandatsa-bato. Nanakamamian'izy ireo ila tsy hita maso (Vato fotsy). Midika ve izany fa tsy te hotantanin'ny olona (fanjakana) ny mponin'Antsirabe renivohitra?
tao atsirabe a lany taminy 20% ny beny tanana 60%vato fotsy sy tsy manankery; midika zany fa efatsy tian'antsirabe io ramatoa io, na ny TI no marimarina kokoa!!