Fitia havana

1. fetrakens ( 18/12/2007 06:03)
Ahoana indray ny hevitrareo @reny mpihavana miaraka ireny e!? misy tena misy an!!(l)
novalian'i reve ny 22/12/2007 11:34
2. audreyan ( 18/12/2007 09:25)
slt!marina mints zany fa b d b no voan'zany.je pense q c stt à coz du coup de foudre.iny aloa tsy afaka soroana mits.aveo lé tsy mifankafantatra.zay lé ilaina anlé réunion de famille reny mba ifankafantaran'ny b sy ny maro oe iz daolo no havana pr éviter cela justmn!!
3. stephane197 ( 18/12/2007 10:04)
Rehefa havana dia havana fa mandreraka b ilay hoe mifankatia ao anatin'ny mpihavana ê! indrindra hoe mifanakaiky ( zanaky ny mpianadahy , mpirahavavy) manjary tsisy lanjany intsony ilay fihavanana lasa fitadiavana vady, sipa ...
4. Ilitakely ( 18/12/2007 11:30)
ka n fitiavana nge natoraly e!tsy azo ialana.ZA koa ar zao tia ol d ts aik n ataok
5. marcocofa ( 20/12/2007 08:30)
amiko ndray io fitiavana entre famille io de zavatra logique be,ny fitiavana no mitondra ange fa tsy ny fihavanana,refa samy tia izy roa na sakanana tahaka ny inona ary refa tia de tia,vo maika io sakanana voa maika mitombo,
amiko tsy de blem lotra ;fa tsika gasy no mbola ambany saina ka mbola ny fihavanana sy ny fianakams no alefa alo
6. sakaizakely ( 20/12/2007 08:40)
marcokofa:
tsika gasy no mbola ambany saina

=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
7. pissoa ( 20/12/2007 12:52)
marcocofa : ambany saina ve ny mba fahitanao an'zany ? tena misy gasy ambany saina marina raha izao :-D:-D:-D:-D:-D
8. reve ( 22/12/2007 11:34)
mitera de mameno ny tany de mifankatiava be daholo, fa ny fitiavana nge no tena mibaiko izao tontolo izao e! ref karazana fitiavana io an!
ze tia adala hono e! fa ny hoe ambany fisainana so mba diso fijery ny namana sasany e!samby malagasy antsika e!....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071