GAGA SY TALANJONA IHANY NY TENA RAHA NAHITA ZAO TENY ZAO

1. endrika01 ( 16/12/2007 04:54)
Raha nijery ny vaovao tamin\'ny \"gazetiko\" androany aho dia gagagaga ihany ,nahita zao teny zao\"....ireo mpiasa fantômes\"dia mety misy ihany koa zany ny mpiasa vampire?Ka na ny dikan\'ilay hoe fantômes aza anié tsy azoko é, mba azon\'ny namana hazavaina ve io fantômes io fa tsy mazava amiko.
2. bonbongasy ( 16/12/2007 06:11)
ny mpiasa fantôme dia ireo mpiasa tsy hita any ampiasana mihintsy na aiza na aiza na oviana na oviana nefa mandray ny karama sy ny avantages toy ny mpiasa rehetra!
3. salmo1 ( 16/12/2007 08:31)
bonbongasy: ary lay mpiasa vampire?
4. xxx ( 16/12/2007 08:33)
salmo marina io volazan'i bonbongasy io ka! resaka hosoka sy halatra izany..
5. endrika01 ( 16/12/2007 11:18)
dia ahoana kou no haha-possible an zany ry bonbongasy?mpiasa tsy miasa ka hoe handray karama?
f'angaha tsy misy ny pointement mou,raha vao miditra ny mpiasa de tombohana.:-w:-w:-w:-w
6. endrika01 ( 16/12/2007 11:19)
Za kounkou zany mba handeha handray vola any kou.
7. Vitsikakely ( 16/12/2007 13:24)
salmo1:

bonbongasy: ary lay mpiasa vampire?



8. Vitsikakely ( 16/12/2007 13:27)
Salut dôly é,zay ndray i Vitsikakely vô tonga.
Ny mpiasa vampire de 'reo le manao risoriso ao
am toeram-piasana ,raha araka ny hevitro.satria ny vampire le mitsetsitra ny ra,ran'ny madinika.=))=))=))=))
9. bonbongasy ( 16/12/2007 14:16)
endrika01:

dia ahoana kou no haha-possible an zany ry bonbongasy?mpiasa tsy miasa ka hoe handray karama?
f'angaha tsy misy ny pointement mou,raha vao miditra ny mpiasa de tombohana.:-w:-w:-w:-w



marihana fa mpiasam-panjakana no resahina eto,
ny any @ toerampiasana tsy misy mahalala ny fisiany
nefa ny anarany hita any @ finance, any @ fandoavana karama...
ny antony ve? mety ho osoka sy fisandohana, tsy hiadiankevitra iny
mety koa immatriculation olona efa maty no mbola tavela ao na misy mampiasa... horera, zay vao mivadika vampire :evil:
10. diamondra27 ( 16/12/2007 15:08)


efa voalazan'ny namana reo doly le izy fa fehiny no ataoko:
mpiasa fantôme : mpiasa tsy mi-existe réel ao ampiasana @ présence fa kosa misoratra ara-panjakana donc mandray karama tahaka ny rehetra ihany izy. Resaka asa ambony io no hita matetika fa tsy le mila pointage zany

ny mpiasa vampire : de 'reo ze mivelona mitsetsitra ny madinika

de ireo ze contre ny mpiasa vampire sy fantôme no atao we buffy=))

de ahoana , aiza @ireo ny toeranao?
11. diamondra27 ( 16/12/2007 15:10)
de refa tonga ny fety toy ny noely de mody omena k-dô toy ny bonbon sy sokola ary buiski ny ankizy we tany @ entreprise
12. endrika01 ( 16/12/2007 18:02)
[quote=diamondra27]
de refa tonga ny fety toy ny noely de mody omena k-
13. endrika01 ( 16/12/2007 18:08)
Zany hoe mpiasa fantôme+vola fantôme>lasa mivadika ho casper hi,hi,hi,hi,hi
14. sakaizakely ( 16/12/2007 21:26)
arakaraky ny contexte

raha te hanodikondimbola ny tomponantoka @ orinasa iray ohatra dia mamorona ireo employés fantômes, mody we x affecté am zao, y am zao, z am zao, dia arotsany am compte bancaire noforoniny ny tokony ho karaman'ireo olona ireo dia izy no mitatatra ny volabe.

15. diamondra27 ( 17/12/2007 09:41)
endrika01/ tena misy akai reo fa tsy vazivazy a! :(:(

ny vola tsy fantome fa tena miditra knou

16. salmo1 ( 17/12/2007 11:08)
bonbongasy:
ny mpiasa fantôme dia ireo mpiasa tsy hita any ampiasana mihintsy na aiza na aiza na oviana na oviana nefa mandray ny karama sy ny avantages toy ny mpiasa rehetra!

Diso be maintsy ianao.

Misy ny olona manana vitana dia manao zay tiany atao amin'ny fiainana.

Misy ny olona efa manana ny hivelomany hatramin'ny fafatesany. Fa amin'ny tsy hipetrarana ao antrano dia lasa izy mitady asa hataony fanalana azy amin'ny fiainana fotsiny.

Any ampiasana dia misy ny patirao (filoha, taleha sns...) sy ny tena mpiasa. Zay ambony ihany no afaka manao zay tiany hatao.

Misy ny olona mikandra ao anatiny 6 volana, dia manana vakanse 6 volana sns... na in-4 andro mikandra ao anatiny 1 volana, a+ manana fotoana lava be hanaovany zay tiany hatao.
....

Ireo rehetra ireo tsy hananany olona rehetra, fa zay miezaka ihany no hanana ny soa sy hiadana.

Ka hoy izaho aminareo;

Ny fianarana no hataovy tsara, ary fidio tsara zay tianareo hatao.

;-)
17. Veloo ( 17/12/2007 14:53)
Hoy i bonbongasy:
ny mpiasa fantôme dia ireo mpiasa tsy hita any ampiasana mihintsy na aiza na aiza na oviana na oviana nefa mandray ny karama sy ny avantages toy ny mpiasa rehetra!


miombo-kevitra @ bonbongasy.
18. endrika01 ( 18/12/2007 12:44)
Tena mba dadany indray 'zay kou,tsy hita é,ny vola no maha -Rangahy,hi hi hi hi :-D:-D:-D:-D
19. bonbongasy ( 23/12/2007 00:42)
salmo1: inona no mahadiso be ahy? tsy azoko fa mba hazavao
inona no hifandraisan'ny fanazavanao sy ny fanontanian'i Endrika01? sa ireo olona teneninao ireo ve no atao hoe fantôme?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3998